Ohatrinona

1. xxx ( 14/09/2006 14:03)
Sao mba misy mahalala hoe ohatrinona no vidin'ny unité centrale iray aty Tana . Ny mimimum ilaina dia misy port USB, modem integré, misy logiciel courant (Office)

Unité centrale fotsiny fa ny souris sy ny clavier ary ny écran efa misy

Misaotra mialoha
novalian'i zoara ny 19/09/2006 12:48
2. Fiffi ( 17/09/2006 10:33)
toa miankina @ zay ilainao izy io ? toa misy vidiny maro2 raha tsy diso aho !
3. zoara ( 18/09/2006 12:44)
zah mijery an'ilay emission sosoa maraina(equivalent ny telematin version gasy)tany dago,de misy ilay rubrique varoboba,de eo @ 1 200 000fmg d'efa mahazo ordinateur,fa matetita miaraka @ ecran 15",
4. xxx ( 19/09/2006 12:21)
Misaotra betsaka,
configuration minimale no mba tadiaviko ho an'ny fianakaviana any M/car , mba hahafahany mandefa mail sy mijery sary rehefa mba misy sary alefa avy aty @ CD na clé US
5. zoara ( 19/09/2006 12:48)
de misy an'ilay pack prépayé telma à 99.000ariary misy modem integré.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0862