Logiciel KARAOKE Malagasy

1. sarobidy ( 14/09/2006 09:48)
Mba omeo ry zareo zay manana fa mba te hanala azy e !
2. xxx ( 14/09/2006 10:52)
ka tsy ilay logiciel no mety ho tena olana ho anao ry namana fa ireo fichiers hira gasy @ format karaoké mihitsy no ho saritsarotra ho hita. Ny logiciel karaoké manko betsak ny mora hita toy ny Van basco's , karawin etc...
3. ravatorano ( 14/09/2006 12:35)
sarobidy < za manan fa omeo anah kalongany nimeronao:-D:-D:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 14/09/2006 12:55)
http://site.voila.fr/miray96/karaoke.htm
5. ferrari ( 14/09/2006 19:48)
Pour Fiffi


Merci pour le site.Je connaissais certaines chansons à travers leurs musiques à présent que je possède les titres et les paroles, je vais les faire traduire pour pouvoir mieux m'impregner des chansons.

Misaotra betsaka:D:D:D
6. boubounezy ( 14/09/2006 21:45)
efa nisy nanomé teto io site io fa jereo iany ra mbola ato @ artiste sy hira fa za fea nangataka io talou
7. Fiffi ( 15/09/2006 10:31)
ferrari: tsy misy fisaorana akia an! de mazotoa an! de aza hadino ny gitara rehefa tsy afaka manaraka eo @ pc :):-*:-*:-*
8. sarobidy ( 18/09/2006 09:06)
ravatorano
9. Fiffi ( 18/09/2006 18:06)
ferrari , sarobidy: de raha tsy mahita an'le parole hanarahana azy ianareo de handefaso hafatra ao fa omeko ny astuce :):-*:-*:-*:-*
10. mandrindra ( 19/09/2006 12:43)
fiffi, maninona raha zaraina eto izany fikafika izany fa tsy afenina any ambadika any?:lol:
11. sarobidy ( 20/09/2006 11:24)
Fiffi:tena mahita fa misaotra ndrindra e.Zao ary ato zara raha misy an'io mba hanalana azy.Sao de mbola misy any e.Efa nandeha² nijery² tany am VAN BASCO tany a fa tô tsy misy tonony akory le any fa feonkira fotsiny sady hira malagasy vitsy...sa zà no tsy nahay nikaroka.
12. gasykaraoke ( 22/09/2006 10:49)
aty aminay tena masaka be ny qualité an'ny karaoké ka tongava www.gasykaraoke.com
13. fiderana ( 22/09/2006 12:49)
Fa mivarotra logiciel hafa noho ny vanbasco's sy karafun ngaha ianao gasykaraoke?, raha mba manana azo hanaovana real tonony ianao dia mba hilazao aho, dia hita eo izay hatao, ny hanaovako ato izao dia karafun pro, ela be vao mahavita mamadika ny midi ho kara aminy.
14. gasykaraoke ( 22/09/2006 16:08)
tena tsy mivarotra mihintsy aho. Efa nanao comparaison iany aho amin'izy rehetra ireo dia mitovitovy. Samy manana ny mety aminy. Na izao sy ny namako miara manomana ny GASYKARAOKE miaraka amiko fotsiny aza dia samy manana ny préférence
15. fiderana ( 23/09/2006 07:22)
Dia hatao akory izany fa dia mionona @io, tena ela mihitsy manko ny tenako vao mba mahavita hira iray,misy 2 semaine mihitsy, satria ilay tena asa koa tsy azo hilaozana, dia misaotra ary, fa raha mba mahita tsaratsara mba hilazao ihany ny namana ê!
16. gasykaraoke ( 23/09/2006 07:36)
oké ary milaza eny any raha mahita. Dia tongava koa amin'ny gasykaraoke raha afaka é: www.gasykaraoke.com
17. chuboit ( 04/10/2006 20:37)
aona ny fomba azaonareo lé karaoké io kay
18. Fiffi ( 04/10/2006 20:49)
mandrindra:
fiffi, maninona raha zaraina eto izany fikafika izany fa tsy afenina any ambadika any?:lol:
mandrindra; ka lava be le izy sady somary @ teny frantsay daholo koh!


19. sarobidy ( 17/10/2006 07:35)
Waouhhh misotra anareo fôna a fa de mahita² mihtsy nareo de hafa ihany manana namana e!
20. sarobidy ( 17/10/2006 07:46)
gasykaraoke
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1403