télé gasy

1. adidy ( 13/09/2006 19:48)
Hono ho aho ry reto! Mety hoe mahazo télé gasy ve aty Frantsa ? Dia câble ve sa canal satellite sa TPS no mahazo ?
novalian'i Papoose ny 04/12/2006 03:10
2. Fiffi ( 13/09/2006 20:26)
:(:( toa tsy mahazo an'io mihintsy an! zah aloha manana canal sat sy + fa tsy misy akia an! :(:( TPS koa aloha tsy misy satria misy olona mipetraka eto akaikiko eto manana TPS fa tsy misy télé gasy !:( nefa any dago misy canal sat!
3. adidy ( 13/09/2006 20:53)
misaotra namaly! Ka atao ahoana moa! Mihaino hira gasy zany! Fa tsy haiko koa ho aho ny miditra sy mihaino an'ilay radio vazo gasy e!
4. cutie ( 13/09/2006 21:02)
cliquer-o eo @ le we hihaino radio eo @page d'accueil eo an-kavanan eo :lol:
5. Fiffi ( 15/09/2006 22:06)
adidy: http://radiovazogasy.com/ de etsy an-kavanana misy hoe winamp ,na player ka zay hanananao ao @ pc no henohina azy.
6. dailynews ( 27/09/2006 23:08)
ny tele gasy aloha dia tena tsy haiko an, fa mba nisy radio gasy kosa anefa teto amin'ny internet, dia nitohy mba nihaino aho dia nisy zavatra diso be mihitsy nolazaindry zareo, in-droa ry zareo nilaza vaovao tena diso be izay zavatra roa samihafa.... dia mba noteneniko izany ry zareo nandefasako email hoe, izaho dia tena mankasitraka ny radio izay alefanareo sns..fa kosa mba jereo ihany fa misy info tena diso be alefanareo..dia inona no nitranga? sady tsy voavaly ny mba resako no niala tsy nandeha intsony ilay radio t@ internet(direct avy any mada ilay izy)
dia hoy aho hoe: dia tsy mba mahazo mi critique mihitsy izany hanatsara zavatra fa dia vao mba tenenina kely dia izany ny resultat..variana ihany aho. izaho aza mba nidera azy ireo ery hoe tsara sns ilay zavatra natao fa kosa ilay info diso tokony hojerena aloha ny source vao miteny dia izay ny nataony..tsy nisy intosny ilay izy.....
7. bazylou ( 17/11/2006 23:36)
Ity zavatra ity ry zareo dia mbola ho ela vao hahazo ity ny gasin'andafy satria , tena mission impossible nohahazoana tv gasy aty andafy , na aiza na aiza inao no micapte azy!!!
Satria ny tv gasy dia tsy mandefa aty eropa fa manodidina ao amin'ny Oseana indiana ihany!! Raha manova orientation satellite ry zareo dia mety!!
8. Papoose ( 04/12/2006 03:10)
mbola clip ihany no takatra mandeha lavitra hono e!:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8563