MENU DU JOUR

1. boubounezy ( 13/09/2006 00:50)
SALADE DE RIZ aux concombra et au fines herba
andraoy mitsiratsiraka tsara ny vary ho maina
dé refa vita atokany
teteo ny concombra en dés
teteo madinika kely ny ciriandre, tongolo ravina, tongolo gasy kely1 vototo
arotsay anaty bôl doly reo dé afangaroy @ menaka oliva na zé menaka misy
poivréna,saléna, dé vinaigre balsamika ho any zé ty
ra tsy zany vinaigre de citron
mandarao atody 2
refa masaka voasina dé teteina en dés kou dé afangaro @ retra teo dé sasao ny citron vert 1/2 dé teteo en demie lune dé arotsay ao kou
afangaroy @ le vary efa vita masaka ary reo retra reo
dé alaivo ny votabie1 na 2 dé voasy ary esory ny voniny
teteo en quartié dé asio menaka oliva kely sy sira kely dé ataovy anaty four 2mn eo dé refa vita zay
dé ataovy anaty vily fisaka zé tina ny salade vary
dé ataovy eo ambony ny tomaty mba idécoréna azy
azo anina @ mofo io
bon'app dôly
2. diamondra27 ( 13/09/2006 06:22)
humm salade de riz , miam miam
tonga de andeha hividy ireo sakafo ireo izany de @ 12H ny fotoana an!

ho an'olona firy akia io ry bbnz?
Izahay zany eo @ 6 eo androany no miaraka misakafo midi
;-);-)

de ny dessert ho'aho akia inona?
salade de fruits sa inona?

Tongava njy hanandrana sy hanome note an!@ midi le izy
:-*



3. miaina ( 13/09/2006 07:00)
slt!
ô ry boubounezy a, raha vary firy kpk dia cocombre ohatry ny aona ny qté-ny?
merci!
4. boubounezy ( 13/09/2006 10:21)
miaina hi, ny anah tsy mba afatrako zany fa à l'oeuil fotsiny fa mandreraka be anah lé miclcul sakafo fa vary 1 kapoka kely aty reny zany ataotsika wé oull 1 e!
5. boubounezy ( 13/09/2006 10:24)
diam ra pour 6prs zany ataovy eo @ 6 kpk eo dé cocombra 1 sy tapany na 2 ny herba mou zé anaovanjy azy fa aza atao betsaka bé loytra, ny atody kou2 dé ampy na 3 zé tinjy;-)
6. diamondra27 ( 13/09/2006 12:38)
tena miam miam be hono e!
de nanontany oe: inona indray ny spécialité @ manaraka
de ozy za hoe: re7 ny namana zay izy io oa

:wink::-$:-$
7. vale ( 13/09/2006 14:46)
mmmm, tara indray zah izany, mesy aky boubounezy a:miam::-*:-*
8. boubounezy ( 13/09/2006 22:55)
vale(l):-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4778