Raha samy mivavaka dia iza no mandresy
1. dolby
(
12/09/2006 14:35)
Mba lasa ihany ny saiko rehefa misy ekipa roa mifanandrina (baolina kitra ohatra) dia samy mivavaka na ny andaniny na ny ankilany. Raha atao hoe mitovy ny hivavahana dia iza izany no maharesy ?
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 06:54
2. Fiffi
(
12/09/2006 15:33)
inona no mahagaga anao an'zany ? Nga aloha raha mivavaka ireo olona ireo de midika zany hoe Andriamanitra hanao azy handresy ? Ohatran'enao milalao loto , de handeha hivavaka ve enao hilaza hoe Tompo o! mba hataovy zay ahazahoako ny loka ? Handaitra ve zany ?
3. pissoa
(
12/09/2006 15:53)
# Andriamanitra dia tsy Andriamantira natao hanao ny sitrapon'ny olona ... fa ny olona no tokony manao ny sitrapon'Andriamanitra. Ka noho izany tsy misy hoe rehefa mivavaka amin'Andriamanitra dia tsy maintsy izao sy izao no mitranga. Manontaniana aloha tena hoe nanao ny sitrapon'Andriamanitra ve izaho sa tsia :)
# Raha izay karazana sampy hafa dia tsy haiko ... heveriko fotsiny fa ny tapa-kazo tsy mahay baolina :roll::-D:-D:-D
# Raha izay karazana sampy hafa dia tsy haiko ... heveriko fotsiny fa ny tapa-kazo tsy mahay baolina :roll::-D:-D:-D
4. booboo
(
12/09/2006 15:58)
Rehefa lalao misy mpifanandrina dia tsy maintsy misy resy sy mandresy foana. Mazava ho azy fa matoa resy dia nisy lesoka zay tany ho any t@ fomba filalaovana. Tsy hoe satria mivavaka dia ho tanteraka aby zay nangatahina ...
5. ganafolaka
(
12/09/2006 16:13)
dolby:
Mba lasa ihany ny saiko rehefa misy ekipa roa mifanandrina (baolina kitra ohatra) dia samy mivavaka na ny andaniny na ny ankilany. Raha atao hoe mitovy ny hivavahana dia iza izany no maharesy ?
izay nanao fanazarantena tsara no mandresy :D
7. sherry
(
13/09/2006 07:56)
Na samy mivavaka otran inona ar né ki dé Atra iany ny malala oe iza n mety aminy na ts éééé .
Iz irery iany ny mahay mandamina ny zava dreetra ; d fatany fa mahasoa atsika matoa ataony .
Iz irery iany ny mahay mandamina ny zava dreetra ; d fatany fa mahasoa atsika matoa ataony .
8. andry08
(
13/09/2006 10:57)
Sadt tsy concours anie ny mivavaka e!
Samy manana ny anjara-valim-bavaka sy ny hery ny tsirairay fa tsy duel akory na zavatra hafa:)
Samy manana ny anjara-valim-bavaka sy ny hery ny tsirairay fa tsy duel akory na zavatra hafa:)