FIFANDRAISAN4NY VINANTO SY NY RAFOZANA

1. xxx ( 12/09/2006 08:00)
HONO HOA RY RETO TOKONY HANDEFITRA FOANA VE NY VINANTO N'inona n'inona ataon'ny zao-bavy sy ny rafozany azy de tsy mahazo mitaraina @vady fa hoe mampiady mba hazavao ny hevitrareo@izany
novalian'i vahatra22 ny 24/10/2006 14:10
2. Fiffi ( 12/09/2006 08:05)
misy dinika momba an'io atsy ambadika atsy , tsy hitanao ve ry xxx ? http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44fd5d251ac83
3. miantra ( 12/09/2006 09:08)
Amiko kosa aloha ny intitulé no mitovy fa tsy ny votoatiny akia ry Fiffi ah!

Ny ahy aloha ry xxxx raha ny hevitro dia ilay vady no tena tokony horesahina satria izy ihany no mpanelanelana tongalafatra rehefa misy ny tsy mety.

Ngezabe ilay adidy ho an'ilay vady nefa samy tiany ianareo ka najarany amiko ny mandamina io.
Mahereza e!

4. blogy ( 12/09/2006 09:35)
mandefitra akia no mety an! rehefa tsy miteny ndry mandeha hoazy io fa zany hoe rehefa tsyrariny petahako ny ahy za mantsy manana toetra tsy be teny fa rehefa tsy tiako ny ahy de zay eh!
5. xxx ( 12/09/2006 09:37)
tsy hoe mitranga amiko io fa za mantsy vao hiditra de tsra ny maka renseingnement fa io no no mahazo ny zokiko@izao koa
6. rasoul ( 12/09/2006 13:42)
fifandeferana no zava-dehibe ary tsy maha faty antoka izany e!!
7. booboo ( 13/09/2006 09:07)
Miombon-kevitra @ Miantra.
8. HESHA ( 13/09/2006 14:00)
jereo tsara fa tsy voatery hitovy kosa ny anao sy ny an ny zokinao e, sa mpirahalahy ny vadinareo 2 ?
le mandefitra vita ihany fa njainjay enao lasa colonie tanteraka kle, mba asiana fetrany ihany le fandeferana.
raha tsi mahavita manelanelana le vady de jereo hoe aiza no olana, izy ve tsy tia sa izy tsy te-hiraharaha, am zay hitanao ny tokony hatao, handeha sa hamaly mba hijanonan ilay izy
za kou ratsy fo be, nandefitra a de nomeko am zay ny anjara birikiko am fananganana ny rova, hahahahaha
9. xxx ( 15/09/2006 09:14)
marina mihintsy ny andry za aloha mamporisika ny zokiko hoe valio rehfa manao trop
10. prime ( 15/09/2006 15:09)
"ny havan-tiana tsy hiaraha-monina...", mifandefitra tokoa d'efa mety d ny tsy mifanerasera matetika koa mamaha zavatra maro... asa aloha... avereno amiko fa mety tsy hety foana koa izany an...
11. Fiffi ( 16/09/2006 09:17)
xxx:
marina mihintsy ny andry za aloha mamporisika ny zokiko hoe valio rehfa manao trop
maninona nefa raha mifanazava ?


12. prime ( 20/09/2006 11:09)
:wink:
13. vahatra22 ( 24/10/2006 14:10)
marina io nefa tsy voatery ho ny rafozana sy zaobavy foana koa no diso, fa indraindray le mpanaraka no misimisy toetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0988