Ny fahitanareo

1. cutie ( 11/09/2006 23:50)
Ahona ny fahitanareo an'reny bandy manambady vhv efa manan-janaka reny nefa tsy zanany akory le zaza:?:
Tsy mba special ve ry zareo reny :lol:
novalian'i Fiffi ny 15/09/2006 20:00
2. xxx ( 12/09/2006 01:11)
amiko alou de tsy koa,refa misy ny fitiavana de zay
tsy voatery,fa na de zany aza afa fona zany hoe mamaky virjin zany...fa samy manana nenazy e.
zay...mety ve le teny gasy?
zay tsy mety amboary.
:)
3. soanja ( 12/09/2006 04:02)
Zah zao tamin'ny mbola kely dia nanonofinofy foana hoe Bandy efa niteraka no mitondra ny zanany hotaizako de nozanahiko . Tsy tanteraka aloha ilay izy fa dia hitako hoe tsy dia hitako ny mahasarotra izany zavatra resahin-dry zany ry Cutie raha tsara taiza avy any ilay zaza. Fa ny ankoatr'izay angamba resaka vatana daholo. Na miteraka na mbola tsia rehefa tsy mahakarkara vatana dia sarotra ihany no ahazahoana vady na sipa sns ... hitako fa tsy tokony ho zavadehibe amin'ny lehilahy izany fa niteraka sa tsia izany. Ny fitiavana no mitondra an'io. Nefa asa lahy fa zah moa vehivavy.
4. Fiffi ( 12/09/2006 04:47)
cutie:
Ahona ny fahitanareo an'reny bandy manambady vhv efa manan-janaka reny nefa tsy zanany akory le zaza:?:
Tsy mba special ve ry zareo reny :lol:
soahiany aza fa mba misy an'ireny satria nahoana ?

-Raha maty vady le vhv

-Raha nisarahin'le vadiny le bandy

-Raha mbola tena tanora le sipa

-Misy koa lhl , ireny mihintsy no tena tadiaviny

-Soahiany hoa fa misy an'ireny lhl manaiky hanambady vhv efa manan-janaka ireny , ho an'le zaza aloha mba hisy olona hatsony hoe dada , ny ho avin'ny ireo zaza @ zay mba voatsinjo tsara.
Misy de misy koh ny lhl tia an'ireny efa manan-janaka ireny satria hono hoe tena efa matotra no experimenté tsara le vhv
Tsy hitako aloha zay maharatsy azy an! raha io aza ny safidiny ! tsy ratsy kah!


5. lemenakely ( 12/09/2006 06:42)
arakarany io raha amiko manokana misy cas par cas
misy marina ny an'ny FIFFI hoe mety maty vady ilay vehivavy ohatra

mety misy koa fomba hoe raha maty ny vadin'ilay vehivavy dia ny rahalahiny afaka manambady azy

mety ho par intérêt koa ohatra manankarena ilay vehivavy io moa ny ankabeazany....

mety stéril koa ilay lehilahy izany hoe momba na olona tsy afaka miteraka maro ny vedette aty an-dafy manao an'io koa!
6. Fiffi ( 12/09/2006 07:22)
lemenakely: cas ireny fa ny fanontaniana ohatran'ny tsy novaliantsika de hoe "ahoana no fahitanareo an'ireny" ?
Ny fahitako azy aloha de tsotra hiany an! soahiany fa misy izy ireny !
7. xxx ( 12/09/2006 07:38)
cutie:

Ahona ny fahitanareo an'reny bandy manambady vhv efa manan-janaka reny nefa tsy zanany akory le zaza:?:
Tsy mba special ve ry zareo reny :lol:


Zavatra tsotra ny valin'io amiko manokana aloha de tsy olana mintsy izany ny fitiavana no lehibe indrindra !:lol:ohatran'ny couple norme rehetra ihany !
8. Fiffi ( 12/09/2006 07:56)
de raha ohatra hoe steril le lhl de nahazo zaza , izy ho sambatra le zaza koa torak'izany , indrindra koa fa le vhv. :)
9. john6 ( 12/09/2006 09:59)
zaho alou de, ireny mihintsy no tadiaviko,na efa mananjanaka 2 izy, efa mba niaraka t@nireny mbola kely ireny fa toa tsy..........;
10. mandrindra ( 12/09/2006 10:54)
safidy izany, tsy hitako hoe manana toetra manokana ireny fa lehilahy sahala amin'ny lehilahy rehetra
11. dolby ( 12/09/2006 11:42)
Ohatran'ny mba mahafinaritra ahy ny mahita an'ireny, indrindra rehefa tena tian'ilay lhl ilay zaza. Nahita ohatra amin'io aho vhv gasy manan-janaka manambady vazaha, mety tsara ka.
12. Aino ( 12/09/2006 12:21)
misy aloha ny sasany tena mafinaritra eh,tsy mba misy izany ny holana fa tao ilay tsy zanany indray az ano tiany noho ny ilay azy rehefa miteraka izy aty ahoriana
13. rasoul ( 12/09/2006 13:21)
tsy olana io amiko satria izay no anjarany e! mafy anie zany mahita vhv te hanam-bady zany indrindra fa mahita ny namany lasa manambady nefa izy tavela eo!!
14. ftma ( 12/09/2006 16:50)
Raha tena mandray ilay zaza hoantry ny zanany ilay lehilahy dia mahafinaritra ka, fa matetika indridra aty France lasa mivadika zavatra hafa ilay fifandraisana ray zanaka.
Misy vehivavy manambady lahy mananjanaka koa an raha tsy mahazo renikely masiaka aloha tena mahafinaritra e
15. andry08 ( 12/09/2006 19:14)
Rehefa mifanaraka ny tadin-dokanga dia mety, tsy misy olana
16. cutie ( 12/09/2006 20:04)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 12-09-2006 06:02:26
Lohateny : Re : Ny fahitanareo
Zah zao tamin'ny mbola kely dia nanonofinofy foana hoe Bandy efa niteraka no mitondra ny zanany hotaizako de nozanahiko . Tsy tanteraka aloha ilay izy fa dia hitako hoe tsy dia hitako ny mahasarotra izany zavatra resahin-dry zany ry Cutie raha tsara taiza avy any ilay zaza. Fa ny ankoatr'izay angamba resaka vatana daholo. Na miteraka na mbola tsia rehefa tsy mahakarkara vatana dia sarotra ihany no ahazahoana vady na sipa sns ... hitako fa tsy tokony ho zavadehibe amin'ny lehilahy izany fa niteraka sa tsia izany. Ny fitiavana no mitondra an'io. Nefa asa lahy fa zah moa vehivavy.

tsy azoko le resak vatana :roll::roll::roll:
17. cutie ( 12/09/2006 20:05)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 12-09-2006 06:47:28
Lohateny : Re : Ny fahitanareo
Hoy i cutie:
Ahona ny fahitanareo an'reny bandy manambady vhv efa manan-janaka reny nefa tsy zanany akory le zaza
Tsy mba special ve ry zareo reny
soahiany aza fa mba misy an'ireny satria nahoana ?

-Raha maty vady le vhv

-Raha nisarahin'le vadiny le bandy

-Raha mbola tena tanora le sipa

-Misy koa lhl , ireny mihintsy no tena tadiaviny

-Soahiany hoa fa misy an'ireny lhl manaiky hanambady vhv efa manan-janaka ireny , ho an'le zaza aloha mba hisy olona hatsony hoe dada , ny ho avin'ny ireo zaza @ zay mba voatsinjo tsara.
Misy de misy koh ny lhl tia an'ireny efa manan-janaka ireny satria hono hoe tena efa matotra no experimenté tsara le vhv
Tsy hitako aloha zay maharatsy azy an! raha io aza ny safidiny ! tsy ratsy kah!

merci fiffi :P
18. cutie ( 12/09/2006 20:05)
Mpandefa : lemenakely [ Valio ] 12-09-2006 08:42:02
Lohateny : Re : Ny fahitanareo
arakarany io raha amiko manokana misy cas par cas
misy marina ny an'ny FIFFI hoe mety maty vady ilay vehivavy ohatra

mety misy koa fomba hoe raha maty ny vadin'ilay vehivavy dia ny rahalahiny afaka manambady azy

mety ho par intérêt koa ohatra manankarena ilay vehivavy io moa ny ankabeazany....

mety stéril koa ilay lehilahy izany hoe momba na olona tsy afaka miteraka maro ny vedette aty an-dafy manao an'io koa!

hay :lol:
19. cutie ( 12/09/2006 20:10)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-09-2006 09:38:42
Lohateny : Re : Ny fahitanareo
Hoy i cutie:

Ahona ny fahitanareo an'reny bandy manambady vhv efa manan-janaka reny nefa tsy zanany akory le zaza
Tsy mba special ve ry zareo reny



Zavatra tsotra ny valin'io amiko manokana aloha de tsy olana mintsy izany ny fitiavana no lehibe indrindra !ohatran'ny couple norme rehetra ihany !

mitovy hevitra isika :P
20. cutie ( 12/09/2006 20:13)
Mpandefa : john6 [ Valio ] 12-09-2006 11:59:48
Lohateny : Re : Ny fahitanareo
zaho alou de, ireny mihintsy no tadiaviko,na efa mananjanaka 2 izy, efa mba niaraka t@nireny mbola kely ireny fa toa tsy..........;

:-D:-D:-D:-D
zany an
mifamadika njay izy zany, ny ahy manko ny bandy no anontaniako, kay ny azy zany sipa :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0219