RAHA MBA VITA

1. tsoupou ( 04/09/2006 15:19)
Manao ahoana daholo ô !!!
Raha mba vita mantsy ny làlana mankany Andovoranto dia ho lasa zone touristique tena tsara izy. Raha hampitahaina amin'Ambila Lemaitso izy dia tsara kokoa na ny ranomasina aza, indrindra eo amin'ny sakafo, fa ny infrastructures hotélières no mbola tsy ampy fa dia ny mitondra tanty no mety.
Andramo ka zahao fa tsara ao
:D :D :D :D :D
novalian'i tsoupou ny 07/09/2006 05:30
2. Fiffi ( 04/09/2006 15:25)
hummmm ! toa nahita artikla zah mikasika an'io fanamboarana lalana io fa ho jereko de halefako eto .
3. tsoupou ( 04/09/2006 15:31)
Alefaso Fiffi a, dé mba iaraha-mahita eto hoe mba rahoviana vao ho tsara ny mankany :D
4. pissoa ( 04/09/2006 15:46)
sali sali tsoupou :)

Aiza kay zany Andovoranto :oops::oops::oops:
5. Fiffi ( 04/09/2006 16:21)
mbola mitady archive fa alefako raha vao hitako an!
6. pitoussy ( 04/09/2006 20:08)
sali doly !

pissoa , raha ilay any akaikin'Ambila Lemaitso io lazain'i tsoupou io "ANDEVORANTO "dia any akaikikain'i Brickaville , lalana mankany Toamasina .

Tsara any ka , vita dia an-tongotra Andevoranto-Ambila ; dia mbola misy ilay" Akanin'ny Nofy " koa ao akaikikaiky ao , tsara be

:-*:-*njy
7. pissoa ( 05/09/2006 07:41)
Ah - OK! Melsii akia pitou an :-*:-*:-*

Efa tao amin'izany Akanin'ny nofy ngah njy? hmmmm :-D:-D:-D
8. diamondra27 ( 05/09/2006 11:44)
tsoupou: atao ahoana ny hanadino ny toerana tahakan'io, Ambila-Lemaitso, Andevoranto, Brickaville

Efa nanandrana nandeha tongotra brickaville- Ambila ve enao? Raha tsia , de resiko izany.

De mianatra tao Antanambao i tsoupou sa...?

pitoussy: :wink: tsara be ny ankanin'ny nofy fa tsy azo itondrana kisoa hono raha mandeha bac
Fa toa misy fitsangatsanganana maromaro any fa le aiza no tsara akia?
Le nalehako manko dia ao @ le misy torena trano falafa sur la rivière io, de zoo .Aoka fotsiny e!
9. pitoussy ( 05/09/2006 12:24)
pissoa, ie efa nanao pique-nique tany, amby njy hiaraka aminay amin'ny manaraka :wink:, sady manaraka iny canal de pangalana iny mahafinaritra

diamondra :-*,ilay any Manambato ve ilay nadehananjy io , tsara be koa any an (surtout ny rano azo hilomanosana tsara ) aoka fotsiny marina akia !!!fa saingy ilay route segondera kely iny ratsy be , raha tsy bibil mantanjaka tsara tsy tafa , tsy haiko aloha raha mba efa vita izy izao e

tsoupou nga vo haingana no tany? ary efa vita v ny lalana mankany manambato io ?
10. tsoupou ( 05/09/2006 12:38)
pissoa:

sali sali tsoupou :)

Aiza kay zany Andovoranto :oops::oops::oops:
Io efa novalian'i Pitou io fa asiako précision fotsiny, sao toi tonga aty dé ho any eo :
Eo Andavakimena no maka baka (efa nasain-dRa8 amboarina lé bac dé asiana moteur--> réparation en cours), tu as 2 choix, ou tu vas vers Ambila ou tu passes vers Andovoranto. Tena milay be any

11. tsoupou ( 05/09/2006 12:43)
diamondra27:

tsoupou: atao ahoana ny hanadino ny toerana tahakan'io, Ambila-Lemaitso, Andevoranto, Brickaville

Efa nanandrana nandeha tongotra brickaville- Ambila ve enao? Raha tsia , de resiko izany.

De mianatra tao Antanambao i tsoupou sa...?

pitoussy: :wink: tsara be ny ankanin'ny nofy fa tsy azo itondrana kisoa hono raha mandeha bac
Fa toa misy fitsangatsanganana maromaro any fa le aiza no tsara akia?
Le nalehako manko dia ao @ le misy torena trano falafa sur la rivière io, de zoo .Aoka fotsiny e!

Mbola tsy nande tongotra teo a fa lé bebenay mipetraka any no efa nanao an'izany hatrany Andovoranto (à partir de Brickaville, en suivant là route).
Za tsy mipetraka ny sady tsy nianatra tany ka, faritry mahajanga no nahalehibe ahy, fa mandeha any Andovoranto matetika zay (2 fois par mois minimum).
Betsaka ny toerana azo hitsangatsanganana any ka, raha manana essence betsabetsaka dé mandé lakana dé tonga hatrany Vavony (Manambato), efa nataonay fa tsara be

12. tsoupou ( 05/09/2006 12:50)
pitoussy:

pissoa, ie efa nanao pique-nique tany, amby njy hiaraka aminay amin'ny manaraka :wink:, sady manaraka iny canal de pangalana iny mahafinaritra

diamondra :-*,ilay any Manambato ve ilay nadehananjy io , tsara be koa any an (surtout ny rano azo hilomanosana tsara ) aoka fotsiny marina akia !!!fa saingy ilay route segondera kely iny ratsy be , raha tsy bibil mantanjaka tsara tsy tafa , tsy haiko aloha raha mba efa vita izy izao e

tsoupou nga vo haingana no tany? ary efa vita v ny lalana mankany manambato io ?

Za vo tonga tam 01/09 teo, mankany foana za dé no-invité-ko tany ny fiangonanay hanao tafika masina dé faly be daoly ny ankizy fa afapo tsara.
Misy rano afaka hilomanosana tsara ko nge ao e, eo am lac Le dauphin mety tsara sady madio, ny ranomasina koa misy partie tena tsara, misy partie azo anaovana surfing tsara (oan'izay mahay io), raha misy 4x4 ko na tongotra aza dé mety dé mandé any am embouchure fa any tena milay be raha mila sensation forte ohatra, tena tsara any e

13. prime ( 05/09/2006 13:02)
:-P:)
14. tsoupou ( 06/09/2006 14:08)
prime:

:-P:)
any no tena milay be raha any no manao prime :D

15. pissoa ( 06/09/2006 14:24)
Tsoupou:
Io efa novalian'i Pitou io fa asiako précision fotsiny, sao toi tonga aty dé ho any eo :
Eo Andavakimena no maka baka (efa nasain-dRa8 amboarina lé bac dé asiana moteur--> réparation en cours), tu as 2 choix, ou tu vas vers Ambila ou tu passes vers Andovoranto. Tena milay be any

Melsii tsoupou :-*

Ho any zah refa tafody :roll: fa hatramizao aloha dia mbola tsisy haiko reo tanana reo :oops::oops::oops: (fa mety efa henoko fotsiny le anarana)
16. tsoupou ( 07/09/2006 05:30)

Site américain no tena misy azy satria nisy base tao taloha fa efa rindrina rava sisa, tao no port voalohany tam mbola tsy nisy tamatave dé tao ny vazaha no nipetraka. Taloha izy province be mitsy fa ravan'ny cyclone dé tsy nisy nanamboatra instony sady lasa nokororosy be fa efa mba miezaka ny hivoatra izy zao

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2364