Izay niarahana im-betsaka no tena tsy foy!

1. jimtex ( 02/09/2006 12:03)
Marina ve fa arakaraka ny irahanareo @ olontianareo im-betsaka no vao maika mapitombo ny fitiavanareo!.Raha mbola tsy niarahana mako,mora hadino raha misaraka, raha efa nahalasa lalina kosa tena tsy foy na dia maditra aza?.
novalian'i kanto10 ny 26/10/2006 00:02
2. andry08 ( 02/09/2006 12:18)
Rehefa maditra dia hadino ary hafoy=))=))
3. miangalyandria ( 02/09/2006 13:18)
ny ahy anefa ny niarahako sy niainako amour purement platonique no tena hitako hoe sarotra :roll:
4. vivi ( 02/09/2006 17:14)
arakarakarany , fa tsy d miankina @zay loatra e!mety VITSY d efa mafonja b , fa raha bestaka koa mety tsy mitondra mankaiza! ianao ihany no mitondra anio!matoa aloha namerina anilay fiarahana d efa tia e! , satria tsy namerina indroa raha leo § SA AHOANA,
5. vale ( 02/09/2006 17:41)
jim> ny ao am(l)ny ny ahy ny tsy ahafoizako lhl fa tsy ny fiarahana im-betsaka @ aloha ê!:wink::wink:
6. pissoa ( 02/09/2006 20:36)
mila manisa ny andro nerahana koa ve zany :oops::-D:-D:-D
7. lanto ( 02/09/2006 20:55)
jimtex> tsy marina !!!
8. jimtex ( 03/09/2006 10:31)
satria anie refa miaraka ela de manitatra fona,de eo enao le mieritreritra hoe za mo efa nanao izao in!!!! tamin'iny olona iny, de nataoko zao izy .De eo le hoe tsy foiko intsony iny hiaraka @olona hafa , za ko tsy te hanao izany @ olona hafa ko ,nitpmbo izay le fitiavana.
9. chakkakkely ( 03/09/2006 12:13)
arakarany kosa io koa na betsaka aza ny efa vita rehefa tsy mifanaraka misaraka foana koa ,
10. vale ( 03/09/2006 15:52)
jim> tsy haiko alou an, fa resaka fizika be ftsn doly zany fa na efa nanao in sy in aza rehefa tsy mifanaraka de adino iny efa natao iny:lol::-*
11. mamzelkely ( 04/09/2006 15:52)
ts haiko fa ny anah za ts miala am iray ra ts efa misy solony :°):-D:-D
12. Fiffi ( 04/09/2006 16:43)
jimtex:
Marina ve fa arakaraka ny irahanareo @ olontianareo im-betsaka no vao maika mapitombo ny fitiavanareo!.
:roll: mba mahagaga ahy indray zany fanontaniana zany an! ka hihena indray ve le fitiavana nefa efa im-betsaka ny fiharahana ?


13. ikalabozikely ( 06/09/2006 06:54)
mety ho mitombina zany!, fa refa mankaleo ohatra oe maditra ve tsy ialana!, fa ny ahy alou tsy nanao ninona mitsy nandritra ny roa taona niarahana fa nisaraka noho ny elanelantany nefa tsapako oe na hanambady aza za tsy misy tiako hoatr'anazy
14. kanto10 ( 26/10/2006 00:02)
mety marina ihany aloha lay thème raha ohatra ka olona tsy be expériences? raha olona roa kosa ve ohatra no niaraka taminy teo amin'ny fiainany.... asa anefa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3586