Voan-dalana malagasy

1. malalatinasoa ( 01/09/2006 14:15)
Inona kay rizareo ny karazana toaka malagasy tsara azo atao voandalana. Mba te hanandrana manko ny namako vitsivitsy maromaro nefa za tsy mahalala afatsy ny THB :).
Misaotra o.
novalian'i cutie ny 03/09/2006 18:03
2. ferrari ( 01/09/2006 14:40)
malalatinasoa:

Inona kay rizareo ny karazana toaka malagasy tsara azo atao voandalana. Mba te hanandrana manko ny namako vitsivitsy maromaro nefa za tsy mahalala afatsy ny THB :).
Misaotra o.

Beny voan-dalana malagasy samy mame ze tiny : nenako sakay (maison)plante ho tokotany dia atao io matsiro fa aviminiako. Misy sakafo: ravitoto, foie gras vitagasy,... Nisy tante aviamny madagascar nitondra rhum carte noire sy dzama au letchi.
Izaha nitondra ho ani namako aty dia essence de ylan ylang, vanille dia lamba oany.Be ny idee ataovy selon ny gouts ny namanareo

3. lapino ( 01/09/2006 14:43)
vandrobory :)
4. velosoa ( 01/09/2006 15:25)
Betsaka ny karazana toaka vita gasy azo atao voan-dalana : dzama coco punch io, dzama grenadelle mbola punch koa io, misy koa ny liqueur de mandarine.
5. Herimiafina ( 01/09/2006 16:04)
Toaka gasy:-Toaka gasy lohany 90degreGL.
-Rhum Dzamandjar: 90GL na le amidin'ny sodeam 52GL.
-Rhum Ambilobe: misy mahatratra 90GL.
-Rhum Botakely: Sambo, Classika, Vavy mainty mikavina, sns.

=> Asio lavanilina anatiny gousse telo eo miaraka amina rhum 1litatra fa tonga dai mivadika menamena lasa ohatry ny whisky, hummm.

Aty amiko misy fa saingy atakalo Sake raha manana ianao! lol :-D
6. soanja ( 01/09/2006 16:37)
Divain'i Maromby any Fianarantsoa no tena lafatra.
7. dadasy ( 01/09/2006 19:10)
misy le Jama 52 reny, aleo mba ho fantatry ny olona fa manana ny matanjaka isika nefa araq-dalana.
8. pissoa ( 01/09/2006 20:53)
Aza mitondra THB fa matsiro be dia lany indray maka dia tsisy tsony :oops::oops::oops::-D

Ny Maromby koa no fidiako raha izaho!

Dadasy zany tena mahay azy mahitsy an :°):-D:-D:-D
9. vale ( 01/09/2006 21:07)
Ary ny Old Nick gasy:?::wink:
10. simplex ( 01/09/2006 21:25)
velosoa:

Betsaka ny karazana toaka vita gasy azo atao voan-dalana : dzama coco punch io, dzama grenadelle mbola punch koa io, misy koa ny liqueur de mandarine.

^:^^:^^:^

Ra hoe voandalana ampisotroina izay vahiny tonga ao an-trano de io ny okay. Na koa le divay teo, fa saingy hoe raim de majifa ra divay satria sotroina refa mikaly :°)

Ilay bex moa de tsy mety mintsy ra tsy hoe voandalana tonga de aterina any atranony anga. Satria iny tsy maintsy atao anaty frigo, de lasa fankapanahy be isan'andro.

Arakarak'izay feeling anao ihany io na hoe somary classe na koa refa toaka de mety. Refa gasy de manja eeee ;-):D:D

:-*:-*

11. malalatinasoa ( 01/09/2006 23:12)
Misaotra indrindra @ torohevitra. Ny olana dia marobe ny tokony itondrana (olona 15) kanefa 1Kg ihany ny droit ananako. Dia ho ataoko bambaray ilay izy.
Mety ho zaraiko 2 angamba:
- toaka 1 malefadefaka ho an\'ny vehivavy: punch na divay na ilay liqueur. Ilay divay maromby ve misy annee sa izay hita eny ho eny fotsiny dia efa mety?

- bouteille 1 @ ilay gidragidra be :-D, rhum io @ izay ela be vao lany. Sady hi-testerko ny reaction rehefa misotro :-P.
Rizareo tsy mila hoe classe sns izany fa mila fotsiny hono izy manandrana ny toaka avy any Madagasikara, hoe tsara sa ratsy.

12. fens ( 02/09/2006 05:11)

De injy nga tsy hisotro? ary maninona ra entina aty ry zareo tode entina any anaty ala (any amindry Rasaraka) tode migoka amle toaka gasy amze laniny, sady afapo izy no tsy mavesatra enao! :lol::lol::lol:

13. soanja ( 02/09/2006 05:59)
malalatinasoa:

Misaotra indrindra @ torohevitra. Ny olana dia marobe ny tokony itondrana (olona 15) kanefa 1Kg ihany ny droit ananako. Dia ho ataoko bambaray ilay izy.
Mety ho zaraiko 2 angamba:
- toaka 1 malefadefaka ho an\'ny vehivavy: punch na divay na ilay liqueur. Ilay divay maromby ve misy annee sa izay hita eny ho eny fotsiny dia efa mety?

- bouteille 1 @ ilay gidragidra be :-D, rhum io @ izay ela be vao lany. Sady hi-testerko ny reaction rehefa misotro :-P.
Rizareo tsy mila hoe classe sns izany fa mila fotsiny hono izy manandrana ny toaka avy any Madagasikara, hoe tsara sa ratsy.

Ilay resaka divay dia mba hevitra fotsiny koa fa zah tena tsy misotro afa tsy rano sy dite Sahambavy.
Misy karazany aloha ny fahitako azy rehefa mankany Maromby aho fa ny hoe fahanterany tena hadinoko ny nanontany an'izany. Zah mino fa afaka manontany an'io indry any amin'ny mpivarotra. Mazala aky ny divay avy any aminay fa mitondra fa tsy hamono antoka anao o. Rah tsy izany dia ny Lazan'i Betsileo no ento.

14. diamondra27 ( 02/09/2006 09:58)
ary ny betsabetsa?
Sa iny produit local tsy azo entina fa sotroina antoerana , le vao vita tonga de sotroina iny izy no tena tsara, mamo daholo izay mivaoka ao satria mamimamy izay le izy de ny effet secondaire-ny hummm mivilambilana ianao mody
15. pili ( 02/09/2006 13:44)
misy kou nge le ice vaovao é,sa ts tinareo iny,za lony makafia bbbbbbbbb mints é,surtout le au letchis,aoka fotsn=D=D=D
16. miangalyandria ( 02/09/2006 14:16)
:( Ary izaho izany tena nandika lalana mihitsy tamin'izaho niverina avy any Dago an ! 11 kg mahery kely ny bagage à main-ko Dzama daholo ny tao anatiny !!!! Dzama re entina e dia tsy haiko sambo koa ! sotroina amim-pahamendrehana mazava ho azy :-*
17. malalatinasoa ( 02/09/2006 22:39)
diamondra27:

ary ny betsabetsa?
Sa iny produit local tsy azo entina fa sotroina antoerana , le vao vita tonga de sotroina iny izy no tena tsara, mamo daholo izay mivaoka ao satria mamimamy izay le izy de ny effet secondaire-ny hummm mivilambilana ianao mody

Nga efa azo entina @ izao ny toaka gasy sy ny betsabetsa? sao dia migadra tapa-doha @ zany malalatinasoa? :D

18. malalatinasoa ( 02/09/2006 22:40)
pili:

misy kou nge le ice vaovao é,sa ts tinareo iny,za lony makafia bbbbbbbbb mints é,surtout le au letchis,aoka fotsn=D=D=D

Iza moa ny manamboatra io ice vaovao io ry pili?
19. malalatinasoa ( 02/09/2006 22:50)
miangalyandria:

:( Ary izaho izany tena nandika lalana mihitsy tamin'izaho niverina avy any Dago an ! 11 kg mahery kely ny bagage à main-ko Dzama daholo ny tao anatiny !!!! Dzama re entina e dia tsy haiko sambo koa ! sotroina amim-pahamendrehana mazava ho azy :-*

Ny reglementation ny aeroport aty aminay izao efa lasa stricte be nanomboka ny attentat avorte tany londre iny. Dia toa hoe sakafon-jaza ihany sisa no azo entina, dia misy an'izany koa hoe mbola asainy andramana kely zany aza :?.
Raiso an-tsary ange ilay hoe manao degustation ny dzama rehetra avant decollage e? Tsy maintsy hoe ahita kintana 35 pour de vrai angamba eny ambony eny =))=)).
20. Herimiafina ( 03/09/2006 05:28)
Inona retsy ny olana amin'izany klé, zah aza mamo tampina niditra Air France indray mandeha izay fa avy nanandrana Brighton 1litatra, wilson 1liatra, sambo 1litatra, rhum carte rouge 1litatra. lol .=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7689