Saika hanontany!

1. xxx ( 31/08/2006 19:20)
Saika hanontany izaho hoe firy marina ny isan'ny andro, taona, sns..faharetan'ny maha-permanent resident USA vao afaka mangataka citizenship raha ohatra ka tsy mody mihintsy? Misy ilavako azy izy io fa toa mivaova be ny firesaky ny olona mantsy! :-*
novalian'i Fiffi ny 01/10/2006 20:25
2. cutie ( 31/08/2006 19:22)
refa permanent resident enao tonga de mahazo mangataka zao de zao ka:*
3. soanja ( 31/08/2006 19:27)
xxx:

Saika hanontany izaho hoe firy marina ny isan'ny andro, taona, sns..faharetan'ny maha-permanent resident USA vao afaka mangataka citizenship raha ohatra ka tsy mody mihintsy? Misy ilavako azy izy io fa toa mivaova be ny firesaky ny olona mantsy! :-*


Fahaizako azy dia mila feno 5 taona nahatongavanao teto US, jereo ao ambadikin'ny green card ilay date no ahafahanao mangataka citizenship raha toa ka tsy manambady Amerikanina ianao. Fa raha toa kosa dia 3 taona de mahazo mangataka fa tsy maitsy permanent res. Afaka mandefa ilay fangatahana ianao 3 volana alohan'ny fotoana exacte. 6 mbolana ny totalin'ny fotoana azonao ivoahana an'i US nandritra ireo.


4. Herimiafina ( 01/09/2006 00:04)
Ny fahalalako azy dai valid mandritry ny 5taona fotsiny ny RP (Green Card) dia tsy maintsy havaozina isaky ny 5 taona raha tsy hangataka Citoyenneté.

Ny ankoatr'izay angamba aleo ny Governemanta misahana izay mihintsy no anontaniana e!

http://www.uscis.gov/graphics/index.htm

Dia bony sansa leisy ry xxx an! :-*

5. soanja ( 01/09/2006 01:49)
soanja:

xxx:

Saika hanontany izaho hoe firy marina ny isan'ny andro, taona, sns..faharetan'ny maha-permanent resident USA vao afaka mangataka citizenship raha ohatra ka tsy mody mihintsy? Misy ilavako azy izy io fa toa mivaova be ny firesaky ny olona mantsy! :-*


Fahaizako azy dia mila feno 5 taona nahatongavanao teto US, jereo ao ambadikin'ny green card ilay date no ahafahanao mangataka citizenship raha toa ka tsy manambady Amerikanina ianao. Fa raha toa kosa dia 3 taona de mahazo mangataka fa tsy maitsy permanent res. Afaka mandefa ilay fangatahana ianao 3 volana alohan'ny fotoana exacte. 6 mbolana ny totalin'ny fotoana azonao ivoahana an'i US nandritra ireo.





Tapaka ilay tiako resahin afa raha manambady Amerikanina dia telo taona ihany dia efa afaka ary 3 volana alohan'ny daty nidiranao teto US ny fangatahana no apetraka.


6. Herimiafina ( 01/09/2006 16:10)
Ary raha tsy manambady amerikana retsy ry soanja dai mety firy andro? :-*
7. soanja ( 01/09/2006 16:22)
Herimiafina:

Ary raha tsy manambady amerikana retsy ry soanja dai mety firy andro? :-*


5 taona raha manana green card ary efa unconditional Alien resident. Dia ny date ao ambadiky ny card ihany no mi-determine hoe aviana. Dia 3 volana aloha ny daty mahafeno 5 taona no ametrahana ilay demande.


8. Herimiafina ( 01/09/2006 16:24)
365days x 5 = 1825 (+2) = 1827 days.

Elaela ihany izy izany an, maika moa fa hoe hody kely isantaona! :wink::^)
9. fijo ( 01/09/2006 20:28)
io 5 taona io koa no fantako,fa za moa ity mbola aty ihany ko.
10. Fiffi ( 04/09/2006 09:10)
zah aloha mba nahita an'ity an! sao misy mahasoa !http://www.usafis.org/_sys/FR/frg_fr.asp?af=Uggf_fr_1223_37
11. Fiffi ( 04/09/2006 09:11)
http://www.usafis.org/_sys/FR/frg_tp_fr.asp?af=Uggf_fr_1223_119
12. xxx ( 14/09/2006 23:37)
Tandremo ihany ry Fiffi fa site-na mpitady vola gaigy ireny an!
usgis ny an'ny govenment fa io usfis io an'ny mpanambaka saimbahoaka! :^)
13. xxx ( 14/09/2006 23:38)
Oadray, diso aho fa azafady.
www.uscis.org mantsy fa tsy usgis e!
14. Fiffi ( 15/09/2006 19:47)
xxx:
Tandremo ihany ry Fiffi fa site-na mpitady vola gaigy ireny an!
xxx: tsy zah aloha no mila an'io an! fa mba site hitako fotsiny sao mba...


15. xxx ( 18/09/2006 23:40)
Ny green card efa ampaosy fa ny olana izao raha study permit no nipetrahako taty efa ho 4taona, ka izay aho vao lasa Permanent resident dia voatery tsy maintsy hanapitra 5taoan manaraka indray ve vao ho citoyen klé? :^)
16. Ralay ( 19/09/2006 09:17)
Tena tsy maintsy ho izay ny fandehany ry xxx raha ny fahalalako azy fa anontanio ihany aloha ireo izay efa nandalo t@ io cas io fa mety mahalala bebe kokoa.
17. soanja ( 19/09/2006 15:49)
Izay misoratra ao ambadiky ny green card ihany no mametra ny fotoana ahafahanao mangataka citizenship kah. Ao mantsy misy numero lava be izay de ary amin'ny frany manOme ohatra hoe 060403 na XXXXXXJUN0403 dia ireo numero ireo no daty nazahoanao card voalohany sy nidiranao teto Amerika. Asa anefa fa mety efa niova fa efa ela tsy nahitako tarehian geern card intsony.
18. Fiffi ( 01/10/2006 20:25)
arinaka daholo ireny ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4545