organisme fitadiavana bourses d'etudes
1. HESHA
(
30/08/2006 10:00)
Salama daholo.
Ho anareo ray amandreny efa manan-janaka lehibe ka mitady bourses na hafa, mba jereo ihany ity takelaka ity sao mba mahasoa.
[url]http://www.ueac.org/?code=11563238393301
tsy haiko ny mampiditra azy fa mba ataovy copier coller angamba.

novalian'i HESHA ny 12/09/2006 08:16
2. rasah
(
30/08/2006 14:16)
misaotra t@ ilay site, izaho koa àry nahita iray sahala @ io www.aeeDOT.com
ny fanontaniako fotsiny dia ny hoe azo hitokisana ihany ve izy ireny?

3. Herimiafina
(
30/08/2006 18:46)
Io AEE io retsy notadiaviko tany antoerana mihintsy (Cote St-LUc, Montreal) fony zah tany fa tena tsy nahita mihintsy zah klé.
De nisy olona niteny hoe ny ataon'ny AEE dia manao lisitra fotsiny ny bourse misy nefa asainy mandoa vola ianao.
Kanefa azo atao ny mitady amin'ny site hafa tsy handoavambola ny zavatra omeny anao! :wink:

4. boubounezy
(
30/08/2006 20:25)
tena misôtra betsaka ry HM fa tena bonne idée bé mintsy io an! misy nièceko mantsy té ianatra aty mintsy dé tena vô eo andalampitadiavana mintsy za io:-*:-*:-*:-*:D:D
5. fanambi
(
31/08/2006 07:39)
Salut
De mba tena marina tokoa ve ireny offre @ internet ireny e! si oui ahoana ny mode de paiement possible ho an'i M/car

6. HESHA
(
31/08/2006 08:29)
Fanambi ==> le resaka paiement mitsi no nanaitra ana tamin izi io satria matetika ni an ni hafa le par carte bancaire reni vo accepter-ni fa ity afaka atao western union na mandat postal tsotra
rasah ==> io anjaran ny tsirairai no mandanjalanja
HM ==> izi io anie organisme mampahafantatra anao ni bourses misi e fa tsi hoe izi no manome, de mitraiter ni dossier nao ra izi no alainao zani, de manampi anao am le fandehan draharaha retra mandrapahatonganao ani
mikarakara ho an ni zandriko a io ka itako eo

7. Joklinrabe
(
31/08/2006 10:21)
Salut,
Fa hatramin'nyfiry èm moa no tena omeny an'ilay brss io e,sao mba hafaka manampy ny classe hafa mitady fanampiana ry zareo e
Misaotra ok
NB:Tanora mitady fanampiana @ny ecolage na te-hianatra fa tsy ampy ny ray aman-dreny e!
ok Jo
8. Herimiafina
(
31/08/2006 15:41)
HESHA:
HM ==> izi io anie organisme mampahafantatra anao ni bourses misi e fa tsi hoe izi no manome, de mitraiter ni dossier nao ra izi no alainao zani, de manampi anao am le fandehan draharaha retra mandrapahatonganao ani
Izay anie no tiako hambara teo e! Saingy ny zavatra omeny dia zavatra mety ho azonao maimaimpoana ihany raha manana internet ianao, betsaka ny moteru de recherche bourse mifandray amin'ny oniversite.
fa ny vola takiany hoe $49 isan'olona io no hitako trop sady ilay lazainy fa adresse dia tranon'olona fotsiny fa tsy birao izany, io birao io no notadiaviko kay maizina iray mi-bizna no ao! :-D
9. malalatinasoa
(
02/09/2006 23:59)
Herimiafina:

Manamafy ny teniny HM hoe aza dia maika miditra @ fandoavam-bola izany raha vao hitady bourse, ny eto @ internet. Mameno ny paosin'ny societe fantome fotsiny ianao tsinona fa ny garantie ahitanao bourse dia 0%. Izy miteny hoe manampy anao mandra-pandehanao any, kanefa manampy ahoana moa? Zavatra service gratuit no ampandoaviny vola aminao.
Raha nandefa demande ianao ka OK ny dossiernao dia zay vao mamoaha ariary. Ankoatr'izay dia manary vola eny am-baravarankely.
10. Herimiafina
(
03/09/2006 05:21)
Marina retsy izany ry malalatinasoa! Izy io mila kandraian tsara ela dia ela fa tsy azo eo no ho eo e! :wink::^)
11. Herimiafina
(
03/09/2006 20:50)
Ireto izao misy tsy mangata-bola mihintsy!
CANADA: http://www.boursetudes.com
USA: http://www.fastweb.com
Misoratra anarana fotsiny dia mameno dia lasa izao!
Mazotoa e!:^):wink:

12. HESHA
(
12/09/2006 08:16)
merci, soa ihany fa sahirana kely teo fa raha nisy fotoana aho efa nande nandoa vola kle.