figue

1. madagasikara ( 28/08/2006 17:55)
Manahoana daholo,
Hono wa, misy milaza fa tsy tokony ho hanina ny figue raha toa ka mainty ny ao anatiny. Ireny fifue madinika ireny no tiko tenenina, fa tsy figue de barbari. Marina ve izany? Za manko mpihinana an'ireny foana na mainty na fotsy ny ao anatiny.
novalian'i booboo ny 30/08/2006 05:44
2. Fiffi ( 28/08/2006 18:34)
madagasikara: tsy marina mihintsy io satria ny figue kely io de mainty mihintsy le izy rehefa tena masaka tsara . Misy manko le figue somary mavo , mena iny fa ny iray de io somary mainty io an!
Misykarazany 2 ny figue tsinona. Hataovy confiture ange eh! :miam::miam::miam::miam:
3. vale ( 28/08/2006 21:33)
mmmmmmmmmm:)
hay ve misy kely sy lehibe ny figues eh, ny ahy aloha dia ny mihinana ihany,:lol:,no fantako (any anaty iaorta),:-Dhihihihihi
4. boubounezy ( 29/08/2006 00:20)
:-D:-D marina kia ny anjy ry vale!:-D ny anah kou zay no mba aiko alou e!:wink:
5. madagasikara ( 29/08/2006 09:44)
Mba tsara ho fantatra ihany e, sao mantsy de sanatria ka hamparary. Fa raha toy izany no izy de tsy hiova am fomba mahazatra za.
6. booboo ( 29/08/2006 12:25)
Ny notenenina anà indray dia hoe ny figuier lahy tsy fihinana fa ny figuier vavy ihany ...tsy hitako akory ny maha-samy hafa ny voan-dreo nefa :roll:...
7. ferrari ( 29/08/2006 18:36)
booboo:

Ny notenenina anà indray dia hoe ny figuier lahy tsy fihinana fa ny figuier vavy ihany ...tsy hitako akory ny maha-samy hafa ny voan-dreo nefa :roll:...


Ai ve misy figue lahy sy vavy. Nenako ohanoko daoly na L na V samy matsiro.

Marina misy figue de barbarie aviaminy cactus lay misy tsilo (mena) dia le figue kely mainty mainty maniry tsara dans le sud de la France : Cote d Azur le fanovana tarte dia le mainty mainty. Tsara (l)(l)
8. soanja ( 29/08/2006 19:43)
Ny confitira amontana (io ve ny figue) dia tsara be raha ahosotra amin'ny mofo kely dia asiana brie eo amboniny tena mafilotra be tsy misy ohatr'izany.
9. Fiffi ( 29/08/2006 20:50)
ferrari:

Ai ve misy figue lahy sy vavy. Nenako ohanoko daoly na L na V samy matsiro.
tsy misy lahy sy vavy zany ny figuier kah! Ny kiwi no misy lahy sy vavy .

Ireto ny karazana figuier , ny iray io lasa somary mainty io violet moa zany an! de ny iray somary mavo rehefa masaka . Io violet io no tena mamy fa le 1 io be jus.
http://www.web-provence.com/fleurs/figuier.htm http://environnement.ecoles.free.fr/figue.htm

10. booboo ( 30/08/2006 05:44)
Fiffi > misy lahy sy vavy reny kah, ny voisins-nay manana figuiers aby aby dia zany aby tenenin-dreo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2644