Fiara Hybrid

1. soanja ( 25/08/2006 05:17)
Hono hoy aho inona no mahatsara ireny hybrid ireny dia inona no maharatsy azy sao mba misy mahafantatra. Misaotra mialoha.
novalian'i booboo ny 20/11/2006 14:42
2. soanja ( 25/08/2006 05:20)
Azafady fa lasa aloha ny fanontaniako. Hay efa nisy resaka momba an'io tery ambany. Saingy koa tsy tena mahavaly ny tena tiako ho fantatra. Fantatrao aloha fa lafo ilay izy fa ankoatr'izay dia hoe mateza ve? Mora entin'ny vehivavy ve? sns
3. cutie ( 25/08/2006 20:48)
tsy kopy za :roll:
4. lapino ( 28/08/2006 19:52)
Raha araka ny eritreritro aloha tokony hitovy fahatezana amin'ny fiara tsotra ihany izy e. Fa zany hoe raha sendra ka simba izy no mety hanahirana, satria mety betsaka ny zavatra tsy maintsy andehanana garazin'ny concessionnaire fa tsy vitan'ilay garazy atsy atsimon-trano io. Tsy dia tena mbola betsaka koa ny fiara hybrid sady somary mbola vaovao daholo, dia sarotra ny hiteny hoe mateza izy sa tsia.

Mora entin'ny vehivavy ve? Tokony dia tokony
5. soanja ( 30/08/2006 16:46)
Misaotra an'i Lapino nanazava. Ny hany fantatro koa dia mihena ny tax alohako na manampy ny fanjakana raha hybrid ny auto entina.
6. fijo ( 30/08/2006 20:58)
aza mijabaka aloha soanja,fa sao hanenina an,.
7. cutie ( 30/08/2006 22:47)
saonja
tsy mandany gas be io,fa tsy haiko njay zany we mora entin'ny vhv zany .
8. LazaDaddy ( 01/09/2006 06:28)
soanja> atao inona hibrida kanefa ny lasantsy mbola azo lazaina ho mora raha any Etazonia.

cutie> hibrida zany ve tsy ny fiara volant ankavia mifandona @ volant ankavanana? hahaha!
9. soanja ( 01/09/2006 07:12)
LD> Mety mora amin'i LD fa lafo amin'i Soanja. Sady zah te mba hanampy amin'ny tsy fiankinan-doha amin'ny lasantsy sy ny ady. Sady zah koa te hanatsara ny rivotry ny tontolo iainako. Fa tsy de hoe resaka vola daholo akory rehetra.
10. cutie ( 01/09/2006 15:45)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 01-09-2006 09:12:51
Lohateny : Re : Fiara Hybrid
LD> Mety mora amin'i LD fa lafo amin'i Soanja. Sady zah te mba hanampy amin'ny tsy fiankinan-doha amin'ny lasantsy sy ny ady. Sady zah koa te hanatsara ny rivotry ny tontolo iainako. Fa tsy de hoe resaka vola daholo akory rehetra.

=D=D=D=D
11. cutie ( 01/09/2006 15:46)
cutie> hibrida zany ve tsy ny fiara volant ankavia mifandona @ volant ankavanana? hahaha!

ze itiavanao azy :-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 02/09/2006 19:48)
Ary raha fiara tena elektrika iray manontolo moa dia manakory?:-w

http://www.monvolant.ca/apps/pbcs.dll/article?AID=/20060821/MVAUTOCAMION01/108210002/5772/MVAUTOCAMION01

Mazotoa e! :-*
13. cutie ( 02/09/2006 19:55)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 02-09-2006 21:48:06
Lohateny : Re : Fiara Hybrid
Ary raha fiara tena elektrika iray manontolo moa dia manakory?

vo maika tsara :lol::lol::lol::lol:
14. booboo ( 20/11/2006 14:42)
Mora entin'ny vehivavy ve?

ie !!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0479