cntemad

1. bertran ( 24/08/2006 08:07)
salut daholy oh !
za saika mba mila hevitra aminareo namana azafady !
za zany classe de 2nd no niala nianatra !
ka efa miasa !za zany te hanao cour bac nefa tsy misy fotoana !
ka maheno za fa ao @ ny cntemad hono misy fanomanana diplome mitovy lenta @ ny bac; asa mba ahoana no mety fandehan'izany asa ra izay no atao ; asa mbola mety misy hevitra hafa azo atao !
ka misaotra mialoha !
novalian'i bertran ny 31/08/2006 16:53
2. Fiffi ( 24/08/2006 08:43)
raha any Dago aloha enao de tsy aiko loatra fa raha aty ivelany kosa de bdb ny solution @ io an! Na de maisa aza enao tena afaka tsara ny manao "formation continue" de ny mpampiasa no mandray andraikitra an'io (à sa charge) no filazana azy.

Misy koa ange ny cours par correspondance an!
3. kally ( 24/08/2006 09:42)
Ka ilay cntemad anie izay mihitsy ry Fiffi e! alefa paositra any aminao ny lesona sns..sa tsy izay?

Fa nahoana raha ny cntemad no antoninao voalohany? Iza indray ankoatr'azy no hanome fanazavana feno ho anao?
4. mimich ( 24/08/2006 11:19)
marina izany tena misy io , toa formation 2ans ilay izy de ny diplome azo avy eo aquivalent n'ny bacc , tany amboalohany fa am zao no tsy haiko. fa tsara kokoa ianao raha maka renseignement any. 22 603 86 n 22 386 28
5. bertran ( 25/08/2006 08:00)
misaotra betsaka amin'torohevitra nomenareo !
mety misy ve zany cour par correspondance anomanana bac eto madagascar , raha mba misy de mba homeo adiresy azafady !
6. booboo ( 25/08/2006 10:25)
io efa misy n° nomen'i Mimich dia antsoy klou ( mandra-paha ...) dia hararaotina @ zay koa ny fangatahana adiresy raha toa ka tsy afaka ho eny Antanimena.
7. mimich ( 28/08/2006 07:49)
raha ny cours par corres ndray aloha tsy haiko ee
, fa raha tena bacc indray no tianao hatao dia misy anie ny cours arcade sy aceem ee
8. mimich ( 28/08/2006 08:07)
raha ny cours par corres ndray aloha tsy haiko ee
, fa raha tena bacc indray no tianao hatao dia misy anie ny cours arcade sy aceem ee , sady misy ora mety hi convenir anao am reny raha olona miasa izany.
saingy izao , raha ny hevitro manokana dia izao: raha classe de 2nde izany ianao no nijanona aan!! tsy mety ny tonga de manao cours -na bac fa manjary misy lacune be ao anelanelany ao, satria ny programmeen'ny 1ère zany voadingana , fa aleo atao mandeha étape ihany aou moins mba misy programme 1ère ianaranao kely de mitady mpampianatra manokana amin'iny .de avy eo vao manao cours -na bacc
9. tywa68 ( 29/08/2006 13:18)
tena marina ny an'i mimich ! zany ry bertran an !mazotoa ê ! ;-)
10. bertran ( 31/08/2006 16:53)
de misaotra betsaka !
ary ahoana io pres-dts io ao à cntemad io !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4354