gasy minatolana

1. boubounezy ( 22/08/2006 19:04)
ra ty minatolana ve za dé wé otrany tôtô? indray ariva mantsy za inviteny président ny association 1 antillaise zay za zany membre tao. dé itako fa tsy tsara mintsy ny fitondrana anah tao.nefa @ magasy anah dé fière fona za fa gasy. dé nisakafo ary caille roti ny sakafo sy salade. dé vary ary colombo sy mofo. za tsy dé mpinana mofo alou e! fa nisy jeunes coupla zany invité tao za no nahandro sy ny prézidan, dé ninana dé za somary nikory kely lé tolana vorona kely, miresaka @zay lé prézidan @ le coupla wé misy olona avy any @ pays sasany minana tolana otrany alika! za eo ampinana le tolana kely. dé tsy niteny za alou fa sorena iany nony avy eo mbola nitoy iany ny resaka finanana tolana ka tsy aritrako tsony dé ozy za t@ zareo wé; ny any aminay ny alika sy ny bitro no minana mofo sy salade fa zay minatolana fa ao ny misy ny calcium!!! dé gaga be ry zareo satry za mou tsy mba mpamaly zany fa dé zé ténenn anah dé manaiky fona. dé wé nieritreritra iany za wé inn ny tena antony inanana tolana dé ny gasy retra ve? satry ra ny itako aty andafy mou zany dé tsy minatolana ny akamarony namako vaza.:-/
2. vale ( 22/08/2006 23:55)
:-* marina ky zany boubounezy ah:wink:, zà koa loha de tena ty mikory tolana eh, ndrindra rehefa zvt kely ohatran,zany satria mendy tsara :miam::miam::)sady koa tsy de misy nofony de nenah kepohako miaraka koa ny tolana:wink:,,
,, fa in aloha ny firazanan,le coupla nikritiké anjy? misy kou manko miprovôka ftsn, efa sendra fona zah:wink:, satry tsy tsika gasy rery no zatra mikepoka ny tôlana:-D:-D:wink:, sady @zay miteny ratsy ry zareo oe otran,ny alika, donky misy zvt ambadika ny azy:-D:-D:^),fa raha vazah de tsy de fahitany nefa tsy antony anozonana ol mintsy koa zany!
ny anah ftsn tsy mikory tôlana za raha poulet ndd le malemy be satry dangereux be hono le produit any anatiny tôlana aty rah tsy bio le hena, ka mahasola vatony:lol::-D:-D:roll:, de zay ny ahy aloha an, fa tsy fantatro koa aloh ny fahamarinany e, fa matahotra ny ho sola vatony ftsn de zay:-D:-D:-D::wink::wink:
3. diamondra27 ( 22/08/2006 23:55)
bbnz: ny taolana aty france tsy fihinana satria tsy mahasalama hono, maha be cholestérol

any dago ny akoho mihenjy , sakafo naturel fa tsy minana provandy de azo hanina sy azo atao ny mikiky taolanan, tsy misy aretina atahorana , na de voan'ny barika aza le akoho toa mbola hanin'olona ihany nefa aty raha vao alefa @ radio hoe: mise vache folle de tsy misy mpividy intsony le akoho

Donc za tsy mitsara fa kosa tokony hanaraka culture aloha @ zay pays misy anao, de aveo njay, raha invité de jerena hoe: invitation inona no alehako?
De raha misy vahiny ireny de aleo mipiripirina , nefa moa ny arabo aza mihinana @ tanana eny imason'olona koa; de aleo refa ao antrano ihany no mikiky taolana e! any @ resto koa aza tsy de tsara loatra le mikiky taolana

ny henoko indray de hoe: refa mihinana volailles, crustacés,de azo raisina tanana le izy refa misy rinces-doigts eo @ latabatra???



4. vale ( 23/08/2006 03:19)
diam::), ny ahy aky aloh na misy rince doigts na tsy de raisiko @ tanana foana rhf volailles eh!! euu, na crustacés kou, ndray2 tsy asiany koa kou za ve hisahirana eo?:°):wink:
Diam: ny arabo matetika aza fanahiniany mintsy , satry fantany fa dradradaina ny hoe intégration, etc, de ny ol kosa ve tsy hitàna ny culture-ny, ka izay mahatonga an,reny; matetika prôvôka! :?
5. Rafotsy ( 23/08/2006 06:30)
Salut daholo e !
Vita ny vakansy dia eto indray , mbola tsy nahavaky ny rehetra fa dia atao miadana !
1° aloha , mbola tsy nisy olona nihinana caille @ antsy sy fourchette ( raha tsy hoe désossée anga ilay vorona ) , ary tsy blem mihintsy ny mitsetsitra ny taolana kely ! Olona tsy dia mivoaka no niarahandry ry boubounezy , tsy quoi izany !
2°) samy manana ny fombany ary ny ahy raisoko vazi2 ! Ny vaza milaza hoe : on ne coupe pas la salade , fa on l'enroule autour de la fourchette et on pousse avec un bout de pain , dia namaly aho hoe : ny any @nay efa coupé vao eo ambony latabatra ka apetraka @ fourchette fotsiny dia hop dans le bec , sady coupé ko ny salady ao anaty viliko , dia ampiseoko ry zareo ny fomba fihinana rehefa coupé ny salade fa tsy ravimbé iny !
3°) rehefa manao poulet roti izahay dia anà ilay carcasse iny ary zà aloha tia ny v...n'akoko ilay mikarepoka iny , zà ary mahita hoe dommage tsy mba misy v...y 5 na 6 ny akoho ! Ny olona hafa anefa dia didina arina iny vao handraohona !
Ka araka ny tenin'i Diams , dia tsara kokoa ny mijery ny ataony olona vao manomboka , indridra raha olona tsy dia ni voyage loatra ka tsy mahalala raha tsy ny fombany !
Tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy ry reto à !:-*:-*:-*
6. kally ( 23/08/2006 08:02)
Io anie raha vao miova firenena fotsiny ianao dia samy hafa foana ny fomba fanao rehefa eo ambony latabatra.
Raha ilay olona no nanasa anao dia araho ny fombany, raha ianao no nanasa an'ilay olona dia ataovy amin'izay mahamety anao.Tsy haiko aloha e!!!
7. boubounezy ( 23/08/2006 09:58)
vale mayotte lé oull ka!
8. boubounezy ( 23/08/2006 10:02)
ka za nge mambra tao @ lé association e! dé refa misy fety dé za fona ny mpanao sakafo fa lé oull couple zany no tena invitena mou @ zany ny caille tsy maintsy raisina @ tanana fa kely lotra dé nikiky ilay tolana za fa tsy nikarepoka satry ny caille mafy tolana be tsy vô karepoka mintsy fa iteny lé prézida za fa tena nakafy lotra lé tolana, dé nikiky, dé nikiky, dé nikiky;........
9. andry08 ( 23/08/2006 10:11)
Eny tena marina io satria nikoro taolana toa io aho indray mandeha raha nasain'ny olona dia notenenin'ireo namako fa tsy fomba aty amin-drizareo hono, nefa nony elaela dia hitako fa nisy vazaha mikoro taolan'akoho rehefa ao ambadika . Hi!hi!hi!
Raha any @ rafozako dia izaho no mihinana ny vodi-akoho satria tsy tian-drizareo hono, aza mivaky loha @ izany :):)
10. boubounezy ( 23/08/2006 10:16)
andry08 marina zany an!;-):-D
11. diamondra27 ( 23/08/2006 10:53)
hay ve njy no nanasa e!

donc tu es chez toi de tu fais ce ki te plé

fa adinonjy no niteny azy hoe: bienvenue à tous, je suis chez moi et n'oublies pas que vous êtes chez moi, et dans un quart d'heure ça va être le bordel:-D:-D:-D

nareo ve ry 'reto efa nade resto sinoa de ni-commande le repas misy poitrine fumé , de refa naroso le izy de poitrine tsisy taolana no narosony?
Nenah naveriko fa tsy te-hahalala za:-D:-D:-D,
ozy za oe: ka le taolana mihitsy no nifiadianako le menu fa raha tsy izany de tsy mihinana an'io aho:-D:-D:-D
de nosoloin'lay serveur le izy
(resto entre gasy 'zany an, entre cousine)
12. Rafotsy ( 23/08/2006 11:31)
diamondra27:

hay ve njy no nanasa e!

nareo ve ry 'reto efa nade resto sinoa de ni-commande le repas misy poitrine fumé , de refa naroso le izy de poitrine tsisy taolana no narosony?
Nenah naveriko fa tsy te-hahalala za:-D:-D:-D,
ozy za oe: ka le taolana mihitsy no nifiadianako le menu fa raha tsy izany de tsy mihinana an'io aho:-D:-D:-D
de nosoloin'lay serveur le izy
(resto entre gasy 'zany an, entre cousine)


Zah koa rehefa any @ buffalo grill dia tena mankafy ilay ribs e !!

13. andry08 ( 23/08/2006 11:47)
Ao @ taolana no tena misy tsirony @ hena kooo!
Ko maninona no misy eny an-tsena? Donc, azo hohanina fa na ny pot- au-:) feu aza dia misy kooo!
14. kelly13 ( 23/08/2006 13:02)
ny vaza ry reto ny hena hono raha vao misy taolana d "c'est de l'arnaque" a, hahahahaha
15. boubounezy ( 23/08/2006 14:20)
kelly 13 zany ve?:-D:-D:-D:-D:-D
16. diamondra27 ( 23/08/2006 15:03)
rafotsy: hummmmm, ndao hiaraka aminay sy cathy ary ralay zany e! club de ribs :oops::oops::wink:

revanche io an!
17. Fiffi ( 23/08/2006 15:50)
ny hena fanaovana pot-au-feu hieny no hita hoe misy taolana aty ! Ny zavatra fantatro koh aloha de zao no nolazain'ny vetérinéra hoe tsy azo hatao mihintsy ny manomé taolana an'ny alika , indrindra fa ny taolan'akoho satria tsy voatsakony tsara ireny fa misy ambiny foana de mety handratra azy!

Misy koh gasy tsy mikiky taolana zany mihintsy an! indrindra raha misy invité zany kosa aloha de mba raha ohatra ka tia mikiky taolana de mba evitena ny manao sakafo misy taolana fa mety hanimba ny imaginao ange zany eh! satria @ zareo ny alika no mpikiky taolana .
18. Herimiafina ( 23/08/2006 16:42)
Te hihinana tongotr'omby zah zany klé. Aiza ary re no mety hahitana an'io e? :roll::roll:
19. boubounezy ( 23/08/2006 17:46)
fiffi manaiky za wé zany @zareo fa indry refa minana caille dé oaninjy @ inn??:-/ za tsy mahay minana io @ tanana sady ny nofony kely fotsiny dé inn fotsiny ny aninjy eo zany?? ny image ngamba tsy maty t@ io fa le oull mpiteny2 fona tsy manaja ny fomba ny sasany ny tena tôtô @ko.:lol:
20. Rafotsy ( 23/08/2006 17:46)
diamondra27:

rafotsy: hummmmm, ndao hiaraka aminay sy cathy ary ralay zany e! club de ribs :oops::oops::wink:

revanche io an!



Raikitra e ! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4582