Vita ny fanavaozana

1. hery ( 15/08/2006 18:00)
Araka ny nolazaina dia nandalo fanavaozana goavana ny serasera.org tamin'ity faran'ny herinandro ity. Novaina ny lohamilina ka nisy olana vitsivitsy teo amin'ny takelaka.
Inoana fa efa niverina amin'ny laoniny daholo ireny olana ireny kanefa raha mbola misy tsikaritrareo dia afaka milaza ihany.
Amin'izao izany dia.
- Mandeha tsara ny tovana
- Mandeha tsara ny fampidirana sary
- Mandeha tsara ny daty

http://serasera.blaogy.com/post/107/1649 ny tatitra momba an'izany.

Misaotra antsika rehetra tamin'ny faharetana.

Hery

Ho an'izay te hanampy ara-bola ny serasera.org (satria vola daholo no miasa amin'izao fanavaozana izao) dia http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/lang,mg/

Na azonao atao koa ny manome mivantana ny fanampiana an'i ds (izay miandraikitra ny fitantanam-bola) mandritra ny fihaonan'ny namana any amin'i Maina any Paris.
novalian'i Fiffi ny 18/08/2006 07:58
2. Fiffi ( 15/08/2006 19:00)
=D=D=D=D de hisaorana eram-po , eran-tsaina anao ry Hery t@ fahasahiranana sy ny fanomezana fahafam-po an'ny Malagasy namana rehetra eran-tany! Mankasitraka eh! :):-*
3. Fiffi ( 15/08/2006 19:05)
Hery: ity zao no voatsikaritro kely an! nataoko fahazarana ny mamafa ny hafatra voaray rehefa voavaky sy voavaly ! De mamafa avy hatrany koh ny hafatra lasa ! Fa zao toa tsy miseho intsony ireo hafatra lasa ? Tsy maninona aloha de @ zay tsy mandeha mamafy azy intsony an! :)
4. hery ( 15/08/2006 21:06)
Fiffi> mbola voatahiry ny hafatra lasa kah. Verifier-o ihany hoe.
5. Fiffi ( 16/08/2006 06:34)
Hery: zay fa mety kah! :) misaotra anao!:):-*
6. ravatorano ( 16/08/2006 07:18)
hery < merci eh
=D=D=D=D
^:^^:^^:^
7. Fiffi ( 16/08/2006 07:59)
Hery: ny fandefasa hafatra raha halaina ao @ nitady namana de "page introuvable" na koh le mikliky lisitrin'ny namana ato anatin'ny 10minitra!
8. hery ( 16/08/2006 08:45)
Fiffi> toa mbola tsy propagé any aminao ilay namana.serasera.org. Andramo sokafana mihitsy hoe ity http://namana.serasera.org. Raha tsy misokatra io dia mbola hahita olana vitsivitsy ianao. Miandry kely fotsiny angamba fa ho tonga ihany io... ela fiparitaka ilay izy. 48 heures maximum anefa.
9. Fiffi ( 16/08/2006 08:56)
Hery: de io nosokafako io fa mitovy hiany an! "page introuvable" de raha tonga de hataoko "précédente" de Avertissement : expiration du délai pour cette page nefa tena segondra kely fotsiny ny nanaovako an'io an! de aleo handrasana zany le 48h! Misaotra anao ! :)
10. dd ( 16/08/2006 10:07)
/!\ ny ahy ny rohy rehefa mitady olona no tsy mandeha; efa nandefasako hafatra ihany i hery mikasika io, rehefa manao hoe : iza:dd http://serasera.org/namana/iza:dd
ohatra dia tsy mandeha ... mety avy @ io koa propagation DNS io ngamba koa.
11. hery ( 16/08/2006 11:05)
Fiffi> ie, mbola tsy tonga any aminao izany ny http://namana.serasera.org fa miandry kely

dd> ilay http://serasera.org/namana/iza:dd dia mandeha

ilay http://serasera.org/iza:dd no tsy nandeha fa efa nahitsiko
12. vale ( 16/08/2006 22:37)
Hery> zah nandefa tovana omaly sy androany dia tsy misy voarainy olona nandefasako lay izy!!:)
13. Fiffi ( 17/08/2006 06:05)
de tena tsy aiko ry Hery na ny PC-ko mihintsy ve no misy olana zao ? fa isakin'ny avy mamaky valin'ny dinika 1 zah ka hiova sujet tondé tapaka ny sera2 de voatery manokatra indray! Ohatra zao maraina zao de efa in-7 no voatery nanokatra!
14. hery ( 17/08/2006 15:33)
Vale> mandeha ny tovana amin'izao. Misaotra anao nampilaza.

Fiffi> Azonao azavaina ahy tsara ve hoe inona no ataonao dia inona no mitranga? Misaotra
15. Fiffi ( 17/08/2006 15:56)
Hery: ohatra zao hoe mamaly anao eto zah zao io an! de nalefako le izy! Vita zay ka lasa !

Miverina eo @ dinika rehetra indray zah tonga de lasa nanjavona ny sera2 ! tapaka ! de voatery manokatra sera2 indray aloha zay vao mankeo @ dinika rehetra !
de isakin'ny hivadika sujet zah de tsy maintsy manokatra sera2 aloha fa nanjavona le teo ! efa in-15 zao androany ! hatramin'zao aloha mbola miditra sy mivoaka foana zah io an!
16. vale ( 17/08/2006 22:48)
Hery> :D efa miverina @ laony zany, saotra betsaka:D
,,, fa ny hafatra indray izao no misy mifangaro, izany hoe mamaly hafatra zaho dia lasa mitambatra @ ilay hafatra voaraiko indray ilay izy, ka asa nefa aloha raha voarain'ilay mpandray ihany:wink:
17. Fiffi ( 18/08/2006 07:58)
Hery: efa nojerenao ve io olana manjoa ahy io ? satria hatramin'izao de mbola mitohy hatrany io an! mety ny PC koh manko no misy olana ka ho dinihana koa io! Misaotra anao :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6172