Joyeux anniversaire Yonikafopl !

1. miangalyandria ( 14/08/2006 06:01)
Tratry ny fety lesy a ! :-*:-* dia mirary soa be dia be ho an'là dia mahazoa izay irina ary indrindra indrindra mirary ny tany handry fahalemana any amin'ny misy an'lisany any bisoooooooouuuuusssss be e ! Miangalyandria :-*
novalian'i mamafara ny 23/08/2006 12:41
2. Fanja1 ( 14/08/2006 06:22)
c'etait hier.. le 15 anjoany:P
bonne anniversaire ihany aloha yonika:-*:-*
3. Fiffi ( 14/08/2006 06:27)
Joyeux annif akia Yonika an! :-*:-*:-*
4. miangalyandria ( 14/08/2006 06:29)
hihihi fanja1 : "aleo tara toy izay tsy misy koa !!!!" :-D
5. Fiffi ( 14/08/2006 06:30)
6. Fanja1 ( 14/08/2006 09:45)
miangaly sy Fiffi marina zany ka.. fa ny sera² tsika mihintsy kay no diso ny date:(
7. yonikafopl ( 14/08/2006 09:54)
:-*:-*:-*
Misaotra anareo rehetra nahatsiaro ooooo
8. Fiffi ( 14/08/2006 11:01)
Fanja: ié ! efa nolazain'i hery ao @ momba ny takelaka io :):-*:-*
Yonika: tsy misy fisaorana akia de :-*:-*koh any @ Akamatiana any an!:)
9. dadabe ( 14/08/2006 12:50)
yonika :-w angaha moa 14 aout tokoa.....:-w

bisous b aza e

ary miangalyandria manao hoe elha an'i yonika sao dia koff aza yonika le :-w:-D
10. yonikafopl ( 14/08/2006 13:11)
:)dadabe :-$:-$
11. Fiffi ( 14/08/2006 13:22)
:-D
12. fasaly ( 14/08/2006 14:45)
bonne annif yonika:wink::-*:* biz am takolaka io an!:wink:
13. Fiffi ( 14/08/2006 15:20)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/annif01.gif[/IMG] Yonika
14. Zina ( 14/08/2006 16:09)
15. Zina ( 14/08/2006 16:10)


azafady an...diso aho kle
16. Zina ( 14/08/2006 16:11)
tena tsy fantatro izay nahazoko an'io... mamela ahy an
17. rahery ( 15/08/2006 18:06)
Tonga tara fa tsy very hamamiana !

Joyeux anniversaire njy !

Efa ela no tsy teto de tsy maharaka vaovao !

Bises !

:-*
18. rahery ( 15/08/2006 18:09)
De tongava amin'ny lafatra indrindra e !

Joyeux anniversaire !

Bises be da be !:-*:-*:-*:-*
19. Fiffi ( 15/08/2006 18:09)
Zina: tsy misy olana akia zany an! :) tsara kosa an!
20. diamondra27 ( 15/08/2006 18:16)
efa vita ny fety vao tonga diams, tsssssssssssss
'za tsy nahalala


tsy misy ambona gâteau tsony ve ao?

dadabe: tsy miteniteny nefa mahalala an!:wink:

bon anniversaire zany e! tsy maty fo aman'aina t@ireny zava-nitranga tany aminareo ireny.
De miezaha mametraka ny fiainanao @ Tompo fa ny fotoana fohy ary ny aina tsy mifametra ka de enga anie ka samy ho tratry ny taona mitsingerina indray.

:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7462