effectis

1. diamondra27 ( 11/08/2006 06:33)
mba lasa ny fisainako hoe: mety ho eo @ firy eo ny isan'ny diaspora gasy eto france kay ze mahalala
de ny eto eropa ihany koa tahaka izany

m'si
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:13
2. Fiffi ( 11/08/2006 06:46)
diamondra: fa inona marina aloha ity diaspora akia ?
3. diamondra27 ( 11/08/2006 06:58)
diaspora akia le oe: gasy aty ivelan'ny madagasikara a! sa tsy izay moa le izy ry ralay?
4. Fanja1 ( 11/08/2006 07:09)
zany mihintsy diam's fa io ve akia tena fantatra tsara ny isa exacte?
5. diamondra27 ( 11/08/2006 07:58)
fanja: kiss njy

ka tsy maninona nge fa ze fantatra no lazaina e!
6. Fanja1 ( 11/08/2006 08:20)
diam's:-*
any @ mairie zany na prefecture no mety ahitana zany sa any @ambassade gasy.. za aloha tena tsy mahalala we aiza no hanontaniana zany e
7. Fiffi ( 11/08/2006 08:35)
raha izany de tsy ho fantatra mihintsy hoe firy satria misy ny tsy voasoratra . Ohatra ny ao @ ambasady zao de tsy mankany maka carte consulaira daholo ny gasy!
Raha ny préfecture indray ! ahoana moa no hahafantarany an'zany ? satria ireo misoratra anarana ka hananany ny dossier no voakoanty .
8. Ralay ( 11/08/2006 08:46)
Raha ny isa farany henoko aloha dia eo @ 30000 eo ny gasy aty frantsa ofisialy fa ny maro noho izany ny gasy aty.
Diaspora dia ny gasy monina ivelan'ny madagasikara.
9. Vaika ( 11/08/2006 08:55)
Tena tsy hita be ihany hoe firy na firy tokotrany fa ity misy chiffres ihany raha hanmpy :http://dina.free.fr/kmzmf/archives/komit1.htm
10. diamondra27 ( 11/08/2006 11:15)
fiffi: za zao mihitsy akia zany a! za tsy misoratra any :oops::oops:

bedy v za zao

efa nisoratra za taloha de tsy haiko oe: inona ny antony de tsy navaoziko le izy
'ze mahay mba afaka manazava ve?

ralay : merci
vaika: merci fa hojerena io
11. Vaika ( 11/08/2006 11:58)
Azafady fa maika loatra aho, de tsy nivôka le izy fa site-n'ny : komity miaro ny zon'ny malagasy eto frantsa izy io. Efa somary lany daty kely ihany koa ny chiffres mivoaka ao fa na izany aza dia azo haminavinana ihany ny zava-misy.
12. fijo ( 11/08/2006 18:32)
izay misoratra any amin'ny consul io,fa raha toa ahy tsy misoratra any dia tsy voahisa
13. diamondra27 ( 11/08/2006 20:08)
vaika: tsy misy tsiny e! efa misy hamantarana azy iny e

fijo: nanana namana za zany :-D:-D:-D sady club ny virj isika no mbola club ny tsy diaspora fa fantôme :-D:-D
14. Fiffi ( 12/08/2006 12:04)
azo fantarina hiany io saingy tsy azon'ny rehetra consultena fa de zay any @ consul hiany no mba azo fantarina nefa na izany aza bdb no tsy nisoratra ! ohatra i diamondra :-D
15. diamondra27 ( 13/08/2006 08:40)
fiffi: chutt sao de bedy eo e!
16. Fiffi ( 13/08/2006 12:07)
:-$
17. Solitikabe ( 13/08/2006 23:36)
Fiffi
Ny diaspora akia dia avy amin'ny teny gasy hoe "lasa dia sy mipoera". Lasa dia mantsy ireo olona tsy mitoetra amin'ny tranony intsony fa mihahaka any ivelany any fotsiny, ary mipoera dia natsoin'ny olona taloha hoe dia sy poera.
18. Fiffi ( 14/08/2006 05:13)
Solitikabe: misaotra akia an! fa etsy ankavia etsy manko misy ny diaspora ka zay no nahagaga ahy !:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.386