tononkira

1. rinman ( 07/08/2006 05:43)
Salut!
Afaka mba tononkira an'i Do Rajonhson ve azafady sy izay mpihira izay malaza @ izao fotoana izao,tsy d aisiana hira rap fa tsy amateur de rap akory.
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 03:45
2. pissoa ( 07/08/2006 06:31)
Afaka mba tononkira

Afaka mba maninona io? :roll:

http://serasera.org/tononkira
3. Fiffi ( 09/08/2006 03:45)
le mpihira aza aloha tena mbola tsy fantako mihintsy ! maika fa ny hirany ! :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0614