Rahoviana indray no hisy fihaonana

1. rabaradaka ( 03/08/2006 06:26)
Fotoana fialan-tsasatra izao, mba malaladalaka ny fotoana, tsy tsara ve raha mba asiana fihaonana na fiarahana miaraka kely ? Ndao moa e
2. Fiffi ( 03/08/2006 07:01)
wadrayyy ! ny eo aza tsy mbola vita akory de haroso ny fangatahana ? tsy hitanao nga ireo fihaonana rehetra atsy ho atsy ireo ? na any dago na any Italie ? http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44cd8322b23e2#m44d19d8a8c81d http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4483407823c03#m44cf0568d1803 http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4487fdf9c690c
3. xxx ( 03/08/2006 07:08)

sao de mba avy nanao vakansy rabaradaka zany fa toa tsy kopy @ ze zavatra mande ato :-D:-D:-D:-D:-D:-D

4. Fiffi ( 03/08/2006 07:11)
misy tara train indray izy zany koh ! :-D:-D:-D
rabaradaka: arao mora2 ao eh! de hanjaranao ny misafidy hoe aiza no haleha ? manino koh moa raha handehanana daholo zany satria misy fotoana malalaka tsara enao zany ?
5. tsoupou ( 03/08/2006 12:28)
Mampalaeolo kosa lery e, izy rery ngamba no tsy invité amlé any tamatave :lol: :lol: :lol:
6. Fiffi ( 03/08/2006 15:40)
tsoupou: fa nga misy invitation perso klé ? ho an'ny namana rehetra io koh !
7. soanja ( 03/08/2006 18:09)
Aleo indray mba aty Durango, colorado leka. Amin'izay mitaingi-tsovaly daholo.
8. Fiffi ( 03/08/2006 19:27)
soanja: ao Antsirabe koh misy koh :)
9. soanja ( 04/08/2006 02:07)
Tsara be raha any Antsirabe ka. Ny ahy fotsiny ny atahorako sao tsy ampy antsika rehetra eto ny sovaly any sy ny toerana hiriariavana sady iserana. :D:D:D
10. Fiffi ( 04/08/2006 03:49)
sady any no toa hoe mangatsiaka indrindra eh ?
11. rabaradaka ( 04/08/2006 08:00)
Tena adinonareo za ry zareo a, tsy maninona e ! Any no mihaona izany
12. Fiffi ( 04/08/2006 08:15)
de mba topiho-maso ny dinika ao @ fety sy fihaonana eh!
13. rabaradaka ( 07/08/2006 06:40)
Merci ihany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7316