Hilatsaka sa tsy hilatsaka dadatoa e

1. rabaradaka ( 03/08/2006 06:24)
Tsy haiko fa nanafatra ahy dadatoanay hoe hilatsaka ve sa tsy hilatsaka dadatoa Ravalomanana. Mba valio moa e
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:21
2. Fiffi ( 03/08/2006 07:44)
ary raha hanontanianao mivantana Ra8 ? :wink: jereo ny gazety fa voalaza ao io koh !
3. fijo ( 03/08/2006 19:14)
toa tsy hilatsaka lery fa hirotsaka ko
4. rabaradaka ( 04/08/2006 08:01)
Ndao ary fa hanontany azy aho.
5. Fiffi ( 04/08/2006 16:45)
de nahazo valiny ve ?
6. xxx ( 04/08/2006 17:09)
za badalela de aleoko tsy miteny e ! :-D:-D
7. Fiffi ( 04/08/2006 19:20)
:-D
8. prime ( 07/08/2006 11:44)
:-D:-D
9. fijo ( 08/08/2006 17:31)
sao daba lela kosa
10. prime ( 10/08/2006 10:02)
Ts hoe hilatsaka iz fa iz mihits no ho lany eo...
11. Fiffi ( 13/08/2006 15:25)
ka ho iza indray moa ?
12. jimtex ( 14/08/2006 06:34)
ra za dadatoanareo de mamono tena denizao toy izay ho vonoin'ny vahoaka rafavieo fa mpadainga sy mpamono olna.
13. fijo ( 15/08/2006 21:10)
soa ela fa tsy dadatoanay kle
14. prime ( 16/08/2006 14:07)
dia ny tantara no hitsara tokoa...
15. fijo ( 16/08/2006 22:04)
ka raha izany tantara izany tsy raharahiandry zalahy e
16. prime ( 17/08/2006 08:55)
:lol: raharaha izany... ka le tantara anie hitsara hahafaty @ izay e...:°)
17. rabaradaka ( 17/08/2006 10:24)
Ity jimtex sy xxx ity tsy tokony ho ato amin'ity pejy politika ity fa tena tapaka lalan-drà ato ry dadatoanareo ireo. Mba e ! Rehefa tsy mahay politika dia aza manoratra fa mankaleo e
18. prime ( 17/08/2006 13:02)
samy mba milaza ny heviny io ry rbrdk a... fa ra8 ho'aho no lany eo...
19. fijo ( 07/09/2006 22:30)
rabaradaka an,aza rarana izy tsy hoato,fa ahintsio ny fomba firesany,dia hilay be ity pejy ity.isika anie tsy natao hitovy hevitra e
20. prime ( 12/09/2006 15:21)
hoy ny grad iloafo avy tao @ kongresiny omaly, ra8 100% no tohananay... hummmm :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.233