Fisaorana

1. kitjo ( 31/07/2006 18:09)
Kory aby
Tafaverina soa amantsara aty Singapour aako zao io d izao vao afaka manoratra ho anareo rehetra

Misaotra betsaka indrindra t@taratasy, antso, famangiana sns nataonareo fa manana namana tokoa na dia efa elaela aza dia mbola misy namana miantso matetika ihany mankahery hatrany

Dia samy hotahian Andriamanitra daholo isika rehetra

kitjo
2. xxx ( 31/07/2006 18:42)

tsisy fisoarana :-*:-*:-*:-*:-*
misy labiera ve any singapour ? :wink::wink::wink::wink::wink:
3. Fiffi ( 31/07/2006 19:02)
kitjo: mahafinaritra zany rehefa tafaverina soamantsara ianao. De mazotoa hatrany , de ny Tompo koa Homba sy Hitahy antsika rehetra lalandava.:)
4. kally ( 31/07/2006 19:23)
Faly be aho akia fa tonga indray i Kitjo! mahereza hatrany, mitrakà sy mijoroa mba ho reharehan'ny fianakavianao.

Dia tongava miserasera fa aza mijaona mangina irery any:wink:
5. vale ( 31/07/2006 20:13)
Kitjo: Tonga soa tafaverina an:-*:-*, dia mahereza fa fiainana daholo ihany ireny nosedrainao ireny!(l):-*:-*
6. cutie ( 31/07/2006 20:29)
Tsy maharaka za, fa nisedra in izy ry vale:roll:
7. sipagasy ( 31/07/2006 21:23)
manao ahoana retsy indry ry Kitjo ann, mahereza hatrany retsy fa fombam-piainana ihany ireny annn, tsy manadino andry akia ann, dia mampamangy any à dadatoantsika any koa e!! bizz be injiko, euuhh nareo moa izany e!!:-*
8. sasa ( 01/08/2006 03:01)
Manao ahoana njy kitjo d :-*:-* mahereza foana fa fombam-piainana daholo ireny, izahay tsy manadino anjy izany.

Cutie nisy fahoriana nahazo an'azy teo aloha kely teo (nandao azy ny rainy)
9. ravatorano ( 01/08/2006 04:16)
faly mahita anao eto indray eh
d eto ndray zany tsika e
courage foana akia an !
10. diamondra27 ( 01/08/2006 04:25)
de tongasoa njy, nisy tsy arako aloha le resaka f'angah koa nisy fahoriana i kitjo.
De mahereza hatrany e!

mivavaha hatrany, fandalovana no eto
11. dadabe ( 01/08/2006 06:22)
:-w:-w hummmm , fa naninona i kitjo?

zah aloha tsy maharaka e, fa i diamondra no haiko hoe nisy fahorina teo:roll::roll:
12. naritsimba ( 01/08/2006 09:00)
mahereza ry kitjo fa lalana tsy maintsy izoran'ny velona izany,
mandeha isika manenjika rafahafatesana, mijanona isika dia miandry an-drafahafatesana ihany koa, fa enga anie ho lasa ny ratsy rehetra e!
13. mimich ( 01/08/2006 10:32)
slt kitjo

tonga soa zany.

Nitady an-driko samoina taty dago.

Dia mananitra ny fankaherezana efa nataon'ny namana rehetra teo aloha ee.
14. prime ( 01/08/2006 12:15)
Mahereza e!:)
15. kitjo ( 01/08/2006 13:27)
misaotra betsaka o

mimich: ie fa tsy tafahoana mihitsy izahay fa t@tel fts niresaka :(
16. fens ( 01/08/2006 15:43)
De lazao vao² ihany zahay e!
17. vale ( 01/08/2006 21:44)
cutie:

Tsy maharaka za, fa nisedra in izy ry vale:roll:
cutie: namoy fianankaviana :(aky i Kitjo a!


18. cutie ( 01/08/2006 21:52)
ok
de mamangy ny fahoriana zany
19. mamzelkely ( 02/08/2006 06:25)
re-tonga soa indray aza i kitjo

de mamangy ny fahorina fa ts nahalala mo zay ee :-*:-* mahereza:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2264