nirehitra ny birao iray tetsy anosy tribonaly

1. ravatorano ( 31/07/2006 08:33)
Le bureau des juges incendié
le quotidien du 31/07/2006
Incendie criminel. C’est le premier constat qui a été fait hier après que le bureau des juges en charge de l’affaire évasion à la maison centrale d’Antanimora ait été littéralement réduit en cendres dans l’après-midi du 30 juillet. Quelques instants après avoir reçu un appel vers 3 heures 50, les sapeurs pompiers arrivaient au Palais de Justice à Anosy mais n’ont pu faire grand chose face à la violence du feu qui a été apparemment volontaire. En effet, un jerrycan à essence de couleur verte et une bouteille d’alcool vides ont été trouvés sur place au milieu des décombres.
Selon les explications du gardien, ce mélange combustible à l'origine de l’incendie aurait été lancé de l’extérieur. Résultat : toutes les fournitures de bureau, ainsi que les dossiers sont partis en fumée.

Hier même, vers 7h du ma-tin, la Garde des Sceaux, Mi-nistre de la Justice Lala Ratsi-harovala, accompagnée de ses proches collaborateurs, s’est déjà rendue sur les lieux de l’incendie. L’enquête est en cours pour déterminer les circonstances de cet incendie et pour en appréhender les responsables.
Rebondissement
De prime abord, l’affaire d’évasion du 09 juillet dernier à la maison centrale d’Antani-mora qui a défrayé la chronique vient de connaître un nouveau rebondissement. En effet, la thèse d’un simple concours de circonstances ou du hasard est vite écartée dans la mesure où l’incendie a ciblé le bureau des juges traitant cette affaire. Alors que les circonstances réelles de l’évasion n’ont pas encore été élucidées, voilà qu’une nouvelle pièce s’est ajoutée au puzzle. Visiblement, les instigateurs de l’incendie tiennent à ce que les enquêteurs pataugent et que le public n’y voit que du... feu.
Agression contre
l’Etat de Droit
Pour la première fois après l’inauguration des grands travaux de réhabilitation en décembre 2004, le Palais de Justice d’Anosy a été victime d’un incendie criminel. A l’heure où d’importantes réformes ont été entamées au niveau de la justice malgache dans le cadre de la mise en place d’un Etat de Droit et de la bonne gouvernance, cet acte pourrait être considéré comme une agression et un retour en arrière.

Ndrasana

teny frantsay no nnanoratany anazy fa tsy teny gasy e fa zafady eh
novalian'i Fiffi ny 01/08/2006 10:07
2. fens ( 31/07/2006 09:13)
he! he! he! endrana izany! miomana njay zany fa tonga ny mpigafy! hendre ry zalahy fa de soa ho an'iza ho i ianareo no azo amin'izao zavatra zao e!
3. Fanja1 ( 31/07/2006 09:20)
Ilay fifidianana @ 3 indray zao no mahatonga an'io tsssssssssss.. dia nahoana re ny fananan'ny tena foana no simbana e... tena mampalahelo ilay toe-tsaina. Ny olona sasany dia faly manimba foana, dia efa mahantra ny tanintsika dia izay eo indray no simbana.:(
4. Fiffi ( 31/07/2006 14:44)
pfffff !! tena tsy rariny kosa zany an ! siora koh zah fa nohon'ny fifidianana indray no hanimbana zavatra tahak'izao !! :(:(
5. Fanja1 ( 01/08/2006 03:53)
Fiffi rahoviana akia vao ho tafita raha izao no mitohy?
6. Fiffi ( 01/08/2006 04:40)
Fanja: indrisy akia an! rahoviana marina ?
Ny tena olana koa manko de variana mitsikera ny sasany , tsy manome vaha-olana akory , tsy mba mahay mihonona @ zava-bita fa de ny handrava hatrany no mba hatao ao an-tsaina. De rehefa rava izay mba zava-tsoa de lasa indray be menomenona sy hilaza hoe inona no mba nataon'ny mpitondra ?
7. Fiffi ( 01/08/2006 10:07)
Niteraka resa-be ny nandoran’ny olona ny efitra faha-3 tao amin’ny lapan’ny fitsarana ny alahady maraina lasa teo iny.

Samy manana ny fiheverany azy avokoa ny olona miresaka momba azy iny. Araka ny tenin’ny tomponandraikitra ambony iray ao amin’ny fitsarana dia tsy afaka hosakanana ny eritreritry ny tsirairay, saingy mbola mandeha kosa ny fanadihadiana. Toa izany ihany koa ny valin-teny azo raha nanontaniana ny teny amin’ny “Brigade criminelle”. Marina tokoa fa mety hanembatsembana ny fizotran’izany fanadihadiana izany raha hilaza sahady ny antsipirihiny nefa mbola tsy mifarana tanteraka izany. Ny fanontaniana mety hipetraka aloha dia ny hoe nahoana no tao amin’io efitra io manokana no nodorana ? Mety nihevitra ny olona nanao izany fa tao no nisy ny antotan-taratasy mikasika azy manokana. Raha ny tena marina anefa dia ny efitrano mifanila amin’io may io no tena misy antotan-taratasy maro be. Sa ve ny toerana misy azy izay eo afovoany no antony nandorana ny tao, ka nokendrena hiparitaka amin’ny trano manontolo mihitsy ny afo ? Tsy azo tsinontsinoavina ny mety hampitombina izany saingy ny afo no tsy nahery vaika loatra araka ny nokasain’ireo nanao azy. Teo ihany koa ny fahatongavan’ny mpamonjy hain-trano haingana ka tsy nampiparitaka ny afo tamin’ny efitra hafa. Mampanontany tena ihany koa ny tsy fisian’ny mpiambina ao afa-tsy olona iray dia iray, amin’izay tsy mba manana fitaovana afaka hifandraisany amin’ny olona any ivelany, indrindra raha tojo ny tampoka toa ireny. Vao tsy ela loatra akory izay no nisy fisavorovoroana be tao amin’ny lapan’ny fitsarana ihany, noho ny resaka nandeha sy tsaho tamin’ny fisian’ny baomba tao (alerte à la bombe). Toa tsy dia nisy fiovana firy ny teo amin’ny lafiny fiambenana sy ny fiantohana ny fandriampahalemana amin’ny ankapobeny amin’io toerana mirakitra taratasy saro-pady io. Ankehitriny kosa dia nilaza ny tomponandraikitra ambony izay nametrahana fanontaniana fa efa nohatsaraina sy nohamafisina ny eo amin’izay lafiny izay.
R. Lila La Gazette de la Grande Ile
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3575