CelTel - Orange : Fampitahana

1. hery ( 28/07/2006 06:14)
Misy fampitahana tsy miankina (tsy manohana na iza na iza) izay napetrak'i Jentilisa ao amin'ny blaoginy http://jentilisa.blaogy.com/post/122/1521
Inoako fa hanampy antsika any Madagasikara hifidy araka izay ilaina io fampitahana io. Amin'ny resa-barotra toa izao mantsy dia ilaina mihitsy ny mampitaha mba hisian'ny fifaninanana sy hampihena ny vidiny.
Resaka fampitahana sarany no nolazain'i Jentilisa fa angamba azo atao koa ny fampitahana ny hatsaran'ny tolotra. Sao mantsy marina ilay hoe ny tsara tsy mba mora. :-)
novalian'i simplex ny 28/08/2006 13:06
2. mirka ( 28/07/2006 06:47)
Ny ahy alou orange no tena hitako oe tsara e, somary lafo² ny communication fa betsaka kokoa ny tolotra (oh mode tarifaire-numéro famille).
zay ny ahy fa asa ny an'ny hafa
3. naritsimba ( 28/07/2006 08:19)
tsara fa tohizo jentilisa ah
4. sasa ( 28/07/2006 09:51)
Za sady mampiasa celtel no mampiasa orange amzao, ary Punchy no ampiasaiko fa tena tsy manao à la seconde izany aloha ry zareo, toa 360ar foana no miala na d hoe 10sec aza no miantso, ny orange indray smile à la seconde d tena hitako mintsy hoe tsara be kanefa atao ahoana fa noho ny asa d tsy maintsy mampiasa celtel ihany koa, fa raha mifidy aloha za d aleoko orange fa be avantage be na d le hoe dimanche masaka isaky ny dimanche fotsiny aza.
:P
5. dasolo ( 28/07/2006 10:37)
Raha ny taloha aloha dia tsara be mitsin le Madacom, fa na izany aza dia tsy mbola tsara be hany koa ny Orange.
Fa ny an'ny Celtel ity koa no mbola tsy fatantra.
6. jentilisa ( 29/07/2006 09:13)
Misaotra an'i hery nametraka ity teto. Io dia avy amin'ny tranonkalan-dry zareo ihany no nakako azy. Izay no adinoko no nilaza azy. Ohatra ihany koa efa lasa fanaon'ny orange indray izao ny manao ilay hoe masaka iny ka manao fihenam-bidy hatramin'ny manasaka ry zareo. Etsy ankilany indray dia hita ihany ilay fivoaran'ny tolotra asehon'ny celtel amin'izao fotoana izao.

Hitanareo fa ataoko mihitsy izay tsy hiangarana na hitongilanana.
7. Herimiafina ( 29/07/2006 15:32)
Saika hanontany anareo raha tsy mahadiso.
Nisy zavatra mahagaga ahy e! Efa ho roa volana angamba izay, nisy bandy niainga niala tany Canada tany nanana telephone portable i nedala ROGERS izay no nanaovany abonnement, dai nody tany dago ileiry dia nandramako nantsoina 15andro taty aoriana dai mandeha ilay telephone klé! Sa misy reseau international koa ve? :roll:
8. prime ( 02/08/2006 10:19)
HM> hafakely indray izany...:lol:
9. HESHA ( 04/08/2006 05:20)
ny Celtel ko ange misy le hoe friends e mitovy am numero famille orange io.
Za ndray madacom no nananako de tsy ovaiko, efa misy punchy na le forfait reny de afaka iantsoana orange na telma donc tsy de hitako zay ilaina phone 2, sady mandreraka fa za be adino ty, very eo daholo ny phone, hihihihi
10. Herimiafina ( 05/08/2006 14:52)
tena kaozy serieux io an, nihaona tamin'ny RAR tany le gaona io dia tany no nantsoiko, fa gaga zah klé! :roll:
11. dd ( 28/08/2006 12:47)
Herimiafina:

Saika hanontany anareo raha tsy mahadiso.
Nisy zavatra mahagaga ahy e! Efa ho roa volana angamba izay, nisy bandy niainga niala tany Canada tany nanana telephone portable i nedala ROGERS izay no nanaovany abonnement, dai nody tany dago ileiry dia nandramako nantsoina 15andro taty aoriana dai mandeha ilay telephone klé! Sa misy reseau international koa ve? :roll:


raha ny fantampatatro ry HM, dia efa maromaro izao ny operateur manao offre afaka miantso ny portable ao aminy erantany, indrindra fa raha kil mahavatra ao aminy ianao! anontanio izy operateur fa sao efa afaka mampanao an'io anao koa izy, normal zany ka!

12. simplex ( 28/08/2006 13:06)
Herimiafina:

Saika hanontany anareo raha tsy mahadiso.
Nisy zavatra mahagaga ahy e! Efa ho roa volana angamba izay, nisy bandy niainga niala tany Canada tany nanana telephone portable i nedala ROGERS izay no nanaovany abonnement, dai nody tany dago ileiry dia nandramako nantsoina 15andro taty aoriana dai mandeha ilay telephone klé! Sa misy reseau international koa ve?


Mety hoe manao roaming izy ka :!::?:8O:roll:
Azo atao ny manao an'io ra ohatra ka misy antso tianao ho raisina @ nomeraonao kanefa enao any an-tany hafa. Ny ol mpi-bizna matetika no manao an'io satria mandreraka be le milaza @ contacts retra hoe ity indray ny nomeraoko nefa isam-bolana mandeha foana...

Asa anefa, mety hoe misy reseaux international ihany...

:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2589