ity fisainan'ireto mpitsongoloka e!

1. LazaDaddy ( 26/07/2006 22:50)
Mahavita mandany vola tsy tambo isaina mihitsy ry zalahy "hanesorana" ny fisian'ny firenena Israely. Nefa ireto silamo indraindrainy fa akamany, toy ny atsy Indonezia ohatra, maty tsy misy mpanampy afa-tsy Israely sy Etazonia, Aostralia, Eraopa ary ny fikambanana kristianina maro.

Jereo ohatra ilay tsunami t@ 2004, ny tsunami vao haingana teo 2006, ny horohoron-tany, ny tondra-drano, ny aretim-biby: aiza ho aiza ny fanampian'ny firenena silamo manoloana ireny?

Raha mitovy fotsiny ny fankahalan'ny silamo ny vahoaka israelianina sy ny fitiavany ny taranany, dia tsy hamono ny zanany amin'ny fanerena azy hanao komando "suicide" ry zareo. Mampalahelo anefa fa toa aleony mankahala ny hafa toy izay hitia ny taranany, ary izy ireny dia efa beaziny amin'izany rahateo koa. hahaha! Koa fomba ahoana ary no ahitana fandriam-pahalemana raha ny taranany aza tsy tiany?

Mampieritreritra!

http://fr.news.yahoo.com/26072006/5/des-volontaires-iraniens-partent-pour-le-liban-combattre-au-cote.html
novalian'i prime ny 07/08/2006 09:28
2. cutie ( 26/07/2006 23:01)
No comment
3. xxx ( 27/07/2006 00:46)
Tena marina ny anao ry Laza ary tena zany mihitsy
4. dadabe ( 27/07/2006 01:45)
zahay silamo hatramin'ny farany e

no comment !
5. kally ( 27/07/2006 04:35)
Ikisaho ary ry Dadabe fa sao voan'ny mena-kisoa ianao ka ho sahirana an!:lol:
6. belahasa ( 27/07/2006 05:34)
nenay ndray osorana menak'osy dia roasinay eny ambomanarina aveo
7. LazaDaddy ( 27/07/2006 22:04)
dadabe> saika niteny aho hoe "enga anie ho tanteraka aminao araka ny teninao!"....kanjo naleoko nivavaka hoe "mamindra fo aminay ry Tompo fa tsy voafehinay ny teny ataonay"
8. LazaDaddy ( 27/07/2006 22:11)
vao tratran'ny horohoron-tany mahery vaika indray Indonesie izao androany maraina. Mbola ny fikambanana kristianina sy firenena tandrefana foana no tonga am-pitiavana manampy ireo tra-boina, na dia fantany aza fa ho gadraina ny maro amin'ireny :)
9. cutie ( 28/07/2006 00:11)
ka in fotsiny aza ny ataon'reny refa tsy hanampy:lol:
Tsy efa ao anatin'ny asany nga zany, fanaovana asa soa:-D
10. LazaDaddy ( 28/07/2006 00:15)
marina mihitsy izany cutie. Soa aza misy azy ireny. Fa tsy ireny fikambanana kristianina manao asa soa ireny ny tena lohahevitra eto fa ny "teotsain'ny mpitsongoloka". Dia tena aleony tokoa mankahala ny hafa toy izay hitia ny taranany sy hanampy ny namany. Asa fandriam-pahalemana inona no mba takatry ny sainy amin'izany?

Mampieritreritra!
11. cutie ( 28/07/2006 00:20)
manin aza raha tsy manenjika ny hafa:roll:
12. LazaDaddy ( 28/07/2006 00:22)
dia mahavariana e!
Mampieritreritra
13. prime ( 02/08/2006 12:23)
Mahalasa fisainana...:-$
14. HESHA ( 03/08/2006 06:33)
Laza, angamba le fahafahana manambady maro sy mananjanaka maro no mahatonga azy tsy ho tia ny taranany, satria ohatra 1 amin ny 20 aterany no ampanaovina ilay suicide de mbola misy 19 tavela e.
Ka amiko alou raha tsy ny firenena no mandrara io dia ny eo ihany no eo e.
Ny sinoa zao efa tsy mahazo miteraka maro de efa manomboka saropiaro am taranany sns . . .
Ny antsika malagasy moa izany de harena ny zanaka ka tsy misy mahafoy ny hareny zany, sa ??????
15. prime ( 07/08/2006 09:28)
Ka ilay taranany anie ampiambozonany lakile dia angatahany vavaka manokana mandritra ny 40 andro dia izay vao ampirisihiny satria hono ilay lakile iny no fanalahidy miditra mivantana any an-danitra... Ny Ray aman-dReny mihitsy no mampirisika an'izany... Tsy hoe tsy tiany ny zanany fa tiany ho anisan'ny miditra mivantana any an-danitra eo noho eo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2159