Ilay zaza nantsangana

1. salmo ( 23/07/2006 18:09)
Nisy zazalahy lahy anakiray navelany ray amandreniny ho hantsangany olona aty amin'ny firenena afa. Rehefa nialebe ilay zaza lahy dia nanontany izy tamin'ny fianakaviana hoe: Nahoana ianareo tao fotsy daholo nefa zah tao miloko? Talanjona ny ray amandreny mpanangana. Dia natao izay nanazavana any andrazazalahy hoe: Izahay no Dada sy Maman nikolokolo anao fa enao tokoa dia zaza tsy naterakay... Ilay zaza lahy nievitra fa nariny Dadany sy ny Mamany. Dia mbola nievitra koa izy sao ariny dadany sy ny Mamany mpanangana.
novalian'i prime ny 25/08/2006 11:35
2. xxx ( 23/07/2006 18:44)
olana mpahazo ny ankabeazan'ny zaza natsangana izany, ny tena problema dia rehefa lehibe ka mitia dia mieritreritra foana hoe sao dia mbola ho ariana koa aho indray andro any dia manao izay fomba rehetra azo isorohana an'izay tsy hitranga. matetika saro-piaro, mahina lava, tsy mahatoky olona sy tsy mahatoky fitiavana any ka na tia aza dia matetika mandroaka an'ilay olona tiana satria tsy te-hovoaroaka e !

expérience vécue !!!!
3. xxx ( 24/07/2006 17:55)
Mba ataovy ara-dalàna ny orthographe rehefa manoratra e!
4. sarobidy ( 25/07/2006 08:30)
raha izaho tokoa aloha no eo am toerana mety ho izay mihitsy no ataoko e : mailo fôna sao misy manary eo ndray!
5. xxx ( 25/07/2006 18:59)
xxx : ataoko fa tsy misy diso tsipelina kosa angamba ny zavatra nosoratako eo e !

sarobidy : tsy hoe mailo fa tsy mahatoky mihitsy, misy tahotra foana : ratram-pitia fahazaza sarotra sitranina nohon'ny an'ny lehibe !
6. prime ( 25/08/2006 11:35)
Izany no mahatonga an'ireny centres mikarakara zaza kamboty ireny manao études tsara hatr@ apparences physiques mihitsy rehefa manao fitsapàna RR hanao adoption...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3455