SEAU SY TABOURET

1. tsoupou ( 21/07/2006 09:07)
Nisy fianakams avy eto am ville, laibany be mitsy mba ndé hanao vacance any am ferme-ny any ambatolampy, mbola tsy tany mitsy izy fa mi-finance fotsiny no ataony
Refa tonga tany dé oz ny deba
Deba : Inona ny azo hanampiana e, mba vacance dé mba manao ze mba tsy fanao e
Mpiompy : Ty ny seau ary e, dé ty ny tabouret, dé ery ambany ery ny tranon'omby
Deba : Hay, eny ary, lasa a alo e
Nony efa atoandro, niverina lé déba
Mpiompy : Nanao ahoana izy tao
Déba : Sarotra be no nampipetraka anlé omby teo ambonin'lé tabouret an, dé tsy mety misotro rano amlé seau ko lé omby
Mpiompy :oops: : Gaga nge za oe tsy nitondra ronono niverina enao e
=)) =)) =)) =)) =))
novalian'i tsoupou ny 26/07/2006 16:32
2. vale ( 21/07/2006 10:35)
hihihihihihh:lol::-D:-D
3. kiali ( 21/07/2006 18:38)
:-D:-D:-D
4. booboo ( 21/07/2006 19:40)
hiihiihihi
5. tsoupou ( 22/07/2006 02:54)
Tandremo nareo an andafy reo refa tonga aty manao otran-zany an :D :D :D
6. dailynews ( 26/07/2006 15:58)
tapaka kosa ny tsinaiko e, merci tsoupou an
7. tsoupou ( 26/07/2006 16:32)
dailynews:

tapaka kosa ny tsinaiko e, merci tsoupou an
Misy chirurgien ko eto am serasera ra oatra misy blem njy an. :D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0583