tsaramaso maina

1. nenipita ( 18/07/2006 13:38)
alona ora maromaro ny tsaramaso
andrahona halemy tsara avy eo dia manao saosy
saosy :
voatabia tetehin amadinika be,
tongolo maintso
sakamalao kely voatetika
tongolo gasy voatoto
jumbo
andazsina ireo rehetra ireo ami'nny menaka mafana
arotsaka ao ny tsaramaso efa masaka tsara
rehefa miketriketrika ireo rehetra ireo dia arotsaka farany ny kotomila
andrahona eo amin'ny 5 mn eo fotsiny de aroso ami'nny vary maina
mazotoa homana e
novalian'i booboo ny 19/07/2006 08:41
2. Herimiafina ( 18/07/2006 13:40)
NY fanaovako azy hafangaro tongonkisoa surgélé, favy an! hummm! :-*
3. sipagasy ( 18/07/2006 15:15)
tsara fa tsy @ izao andro mafana be izao kosa klee hhihi, mazotoa homana ihany e!
4. Herimiafina ( 18/07/2006 16:05)
sipagasy> aty Dago izao Frizy be mihintsy kah.

Fa ilay tsaramaso sy voanjo ampiarahina ihany koa tena favy be an! :wink:
5. booboo ( 18/07/2006 16:27)
ié dia ampiarahina @ mofo !
6. hery ( 18/07/2006 18:20)
Ary raha tsaramaso efa masaka amin'ny boaty ve tsy mitovy ihany? Raha mety ihany mantsy io dia tsy lany andro mandona sy mahandro ary tsy mandany afo :-)

Asiana trafon-kena :miam:
7. andry08 ( 18/07/2006 18:23)
Tsy misy trafon-kena aty aminay, ny zébu dia any dago
fa ny aty dia vache presque folle:D:D:D
8. pissoa ( 19/07/2006 04:51)
miam be izy izany vao ny zavatra atao ao fotsiny no jerena!
9. booboo ( 19/07/2006 08:41)
hery > ilay tsaramao @ boaty misy conservateur knou ...tsy dia tsara loatra...fa raha te-hihinana mafy moa dia mahavonjy ilay tsaramaso en boîte kah :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2368