'lay tia anao
1. mamzelkely
(
18/07/2006 06:41)
misy hira vavao be zay wa hiran'i Marion, sô de mbô misy manana ny tonony fa izy ôtrany kentsona be zay refa mihira an le izy de ts azoko mits ny lazainy :-D:-D
micii d'avansa:-D:-D:-*
micii d'avansa:-D:-D:-*
novalian'i mamzelkely ny 21/07/2006 06:23
2. sarobidy
(
18/07/2006 09:22)
tena tsy haiko zany , zà ko mou efa bebe de tsy maharaka hira firy.:-D
3. mamzelkely
(
18/07/2006 09:52)
bebe aôna akia njy hihi araka njy ho azy io akia tena milay io hira io ;) aleo fa refa misy ao am RVG de henonjy :°)
4. sarobidy
(
19/07/2006 04:18)
mba hanaovy dédicace ao ary a hohenoiko ry zelkely a kouff kouff (mikohaka mafy bebe zany hihihi:lol:)
5. mamzelkely
(
19/07/2006 05:18)
ountsôôôô ieuu anaovako dedicace njy refa o le hira fa zany we za anie ts afaka mihaino RVG :snif::snif:
6. hermione
(
20/07/2006 04:36)
njy ry mamzelkely tena "speciale" a. mitondra tsiky eo imolotray fôna. za tsy manana le tonony akory fa nahita anjy nanoratra d mba mamaly:P
7. mamzelkely
(
21/07/2006 06:23)
hermione hihi:-* mbola ho avy le fotôna hianatsika roa ka ;) de hitanjy eo za na tena speciale marina na tsia :-D:-D rôvina re zany ee am octobre iny ao am palais mo izy teo :wink:
