ny +30ans mitady fifandraisana amin'ny chat

1. salmo ( 18/07/2006 00:33)
Iza nareo no mino sy manaiky fa mbola zaza miala sakany foana hatramin'izao??. Dia miditra ao @ chat karanjia, ka rehefa mahita zazakely vao miala sakany dia variana ery ny mifandray resaka aminy. Nefa izay resaka hataony tsy misy hilaivany azy akory dia mitarika zavatra hafa ka mahatonga azy hiteny oe: *kay enao mbola zazakely marina*:-D:-D:-D:-D rehefa avy eo, tapaka ny fifandraisana satria kely le olona tediavina^^:-P:-D
2. dadabe ( 18/07/2006 01:25)
tsy azoko le tian'ise lazaina :roll:
3. fasaly ( 18/07/2006 03:54)
:-D:-D:-D:roll::roll::roll::roll::roll:zà kou tsy mahazo mitsy! ka atao ahoana kosa aza ny hikarajia am zazakely sao de mangataka bôbô sucette eo kou!:-D:-D:-D
4. miangalyandria ( 18/07/2006 04:47)
fa inona no tadiavin'i salmo ao amin'ny karajia angaha tsy resaka fotsiny !

> Dia "miala sakana" fa tsy "miala sakany" r'ise a !
5. mamzelkely ( 18/07/2006 06:37)
ts azo ts araka ny tiny salmo lazaina
6. booboo ( 18/07/2006 07:29)
salmo > :-D:-D:-D enao angaha isany matoa mahatsikaritra an'izany ?
7. mamafara ( 18/07/2006 10:19)
tsy azoko lay sujet 8O amin'ny manaraka zaho mijery ny tohiny sa ahoana hoy nareo?
tsy mbola mahay miditra karajia fa mba ampianaro aloha :oops: misaotra ô :-*
8. sarobidy ( 18/07/2006 10:55)
aleo aloha a himé na de tsy azoko aza ny tiny tenenina =))
9. raemtikoela ( 18/07/2006 11:31)
tsy azoko koa aloha lay tena tianao ambara,fa raha ny fahafantarako azy toa tsy misy taona ny mi-chat,fa rehefa tsy tianao lay resaka mandeha ao dia miala moramora.mamafara:clique-o ny eo @ "resaka mivantana"na "Karajia/chat", misy fangatahana solon'anarana sns, dia tafiditra ianao, dia miresaka @ zay tianao ao,mazotoa daholo e :lol:
10. naughtyboy ( 18/07/2006 11:47)
toa karazany akamany rabaradaka ny fijeriko ty salmo ty ko..
11. Herimiafina ( 18/07/2006 11:47)
Toa resaka boay kely ny ato izany klé, hehehehe=))
12. booboo ( 18/07/2006 11:53)
:-D:-D
13. sipagasy ( 23/07/2006 06:08)
Herimiafina:

Toa resaka boay kely ny ato izany klé, hehehehe=))



hiihihh ingahy herimiafina, tongava moa ianao mba hitazana an'i salmo mitafa ao @ karajia e!!! hihihi fa toa resaka boay kely marina,
Marihiko manokana fa tsy misy taona ny fahafahana miresaka mivantana, malalaka ny sehatra ka tongava maro e!!!
14. Aino ( 25/07/2006 13:59)
salmo boay kely marina elahy ka tsy mahalala ny tena antony ah.
15. zoklbfkfk ( 26/07/2006 05:13)
:wink:
16. kelly13 ( 28/07/2006 19:40)
za aza efa nahazo ny hoe "je ne parle pas aux inconnus" t@ io tchat tchat io kou! looozzzzaaaa!!!8):roll:
17. andry08 ( 30/07/2006 17:36)
=))=))=))
18. Herimiafina ( 30/07/2006 18:14)
Ny efa hitako indray klou dia olona efa +30 milaza ho tovovavy manjakely 18 e! Fa rakatra ihany amin'ny fomba firesaka! lol =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4559