mila hevitra momba ny vady

1. xxx ( 17/07/2006 18:22)
za zany manambady mbola tsy misy zaza fa vo bevoka ; ny olako de io vadiko io na t@ mbola tsy bevoka ary za defa tsy de mazoto miray amiko fa za foana no manao 1er pas en plus mba menatra ihany ny tena; inona kay no mety antony , ny fiananay aloha marihiko fa mizotra noramale fa zany hoe izy ko tsy mahavita manao tabitamby zany,
leo ihany za nefa tsy hitako ze atao , zahay aloha decalage 12 ans de mety zay ve no antony
mila valiny avy aminareo;
novalian'i booboo ny 19/12/2007 22:34
2. soanja ( 15/12/2007 15:37)
Mino aho fa any amin'ny vadinao ihany ny valin'io fanontanianao io fa tsy aty aminay mihitsy. Izy anontaniana ny zavatra tsy zakanao na ny manahirana anao, indrindra ka momba azy sy ny tokatrano. Afaka resahinao koa izy, tokony hamonjy dokotera ve isika hanontany raha misy tsy mety sanatria ka fahasalamana ny antony.
Izay valinteny avy any aminy raha tianao entinao eto vao mety ahita hanampiana ny olona.
Tsy ny taona mihitsy no olana raha resaka vady raha tsy hoe angaha efa mihoatra 70 ans izy. Misy aza anie manana izany taona izany mbola mavitrika tsara amin'io raha manao spaoro ilay lehilahy.
Ny firesahana amin'ny vady ihany no solution ahitana vahaolana mazava. Fa saingy firesahana ampitiavana fa tsy fimenomenomana fa manidy sofina ny lehilahy raha vao io no teknika ampiasaina.
3. xxx ( 15/12/2007 15:56)
sao dia mba miasa mafy nedala dia vizana?????
raha fanomezana tambimtamby indray ....mba nanome ihany ve izy taloha sa tsy nanome????
raha tsy nanome mantsy izy dia izy mihitsy izany no hoatra izay.....
fa na izany na tsy izany aza...raha ilaina ilay izy eo main'ny fiainana andavan'andro ka dia io lazain'i soanja io atao, miresaka aminy mihitsy, aza asina tahotra na henatra na fisalasalàna fa vadinao izy mbola ela ny fotoana hiarahina ho diavina miaraka....ka raha izao sahady ve no hisy an'izany...manahy ihany aho fa hisy zvtr hitranga na ho ela na ho haingana...
raha tena tsy hitanareo roa ny solution dia manatona psy spesialista momba ny couple ireny.
korazy di mahereza...ny fitondrana vohoka matetika mahavoa ny depression satria miova tanteraka tsika vehivavy ka aza alefa lavitra loatra ny saina fa milamina foana io e!:wink::-*
4. xxx ( 15/12/2007 17:57)
mividiana kilalao ;-);-);-)
5. soanja ( 16/12/2007 00:29)
Hozy xxx hoe : "izy koa tsy mahavita manao tambitamby izany"
Izy mihitsy ve aky no nilaza an'io tamindry sa hevitra heverindry fa heveriny io voalazandry io? Fady dia fady tokoa mantsy amin'ny tokatrano ny mamorona hevitra heverin'ny vady nefa tsy nivoaka ny vavany. Ilana tanteraka ny miresaka satria io hevitra tsy heverin'ny hafa io no mahatonga ny korontana foana amin'ny tokatrano. Lasa betsaka ny fiarovan-tena sy tsy fahatokisana ary miafara amin'ny fijalian'ny tsirairay.
Aza manambe fa miresaha lalandava. Sokafy ny efitra!:-*:-*:-*
6. reve ( 16/12/2007 13:41)
Mahereza e! amiko ny fanaovanao premier pas tsy tokony hisy olana satria vadinao izy ary misy fotoana eo am couple ilana izay famelomana ny afo izay raha ny lahy no malaindaina de ny vavy no manaitra de vis versa e!fa eo am le resaka taona za ndray manao hoe mety ho misy an zay kely satria mety ho reraky ny asa sy ny karazany izy e! de anjaranao no mi comprendre azy kanefa na izany aza de tsy misy hoatran'ny MIFAMPIRESAKA ihany no tena vaha olana mahomby eo am mpivady, manimba zavatra ny suposition isankarazany ndraindray!ko aleo atao mazava ny resaka eo aminareo!
mirary soa hoanareo e!
7. sakaizakely ( 16/12/2007 21:32)
allumez le feu
allumez le feu-euh

ampireheto izy rehefa izay no mandaitra ka maninn mou e ! zany ve de mahamenatra ?

marina mihitsy ireo voalaza etsy ambony ireo. Mifampiresaha nareo mvady
8. tsoupou ( 19/12/2007 17:30)
Afaka hataonao ny mitondra azy hiaraka aminao rehefa mandeha misafo ianao. Ho hitany eo satria hambaran'ny dokotera fa ilaina ilay izy aloha voalohany indrindra, mila vitamine sy calcium avy @ rainy koa lé zaza ao an-kibo hoe fa tsy izay sakafo hohaninao ihany.
Mba ampisy piquant koa, dé manofa an'ireny film x lé olona bevoka reny e, itany eo koa fa possible zany fa sao dé heveriny fa mankarary zaza na ny reniny koa ary lé izy e ???
Na ianao mitsy koa no manova fombafomba ohatra : manaova akanjo sexy (misy robe de nuit ho an bevoka reny, lé rouge alaina fa sexy be iny), aza dé be taraina hoe marary ny valahako na ny kiboko fa sao dé zay no tsy mampazoto azy.

Andramo aloha dé ho hita eo ihany ny valiny e. :D
9. booboo ( 19/12/2007 22:34)
ahan !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4594