Mila vonjy

1. Noslid ( 16/07/2006 09:42)
mbo ampio zalahy fa tena loza ah! Tsy misy volombava mihitsy aho sady tsy misy volon-tratra de atao'ny sipa fihomehezana foana nefa mba efa 30 taona hany. Inona no tokony hataoko fa mba efa mampiasa razoir hany isan'andro fa tsy tafa eh!
novalian'i tywa68 ny 03/09/2006 09:22
2. Robert ( 16/07/2006 11:21)
Inona ny olana @ izany, efa izay no toe-batanao.
Raha homehezany sipa koa izany nareo fa tsy blond na ho maity hoditra de hanova loko-bolo sy hoditra. Teneno fotsiny ry zareo hoe io no maha za ahy..

Mampalahelo ahy ise fa tsy mba manana ny personalité an'ise manokana fa hanaraka ny tiany fiaraha-monina.

LOZA.....
3. Zina ( 16/07/2006 11:29)
Ankehitriny betsaka mihitsy ny lahy tsy tia volo tratra sy tongotra. Avelao amin'izao tsy izany akory ny tsy maha lahy anao... ny be volo menatra fa be volo, ny tsisy volo menatra fa tsisy volo... aza rarahina zany ary marin io lazain'i Robert io
entre pa aloha ny ahy tiko tsisy volo hihihihih
4. Tokinao ( 16/07/2006 13:00)
za aloha ry zareo de tsy mba misy volon-tratra zany fa tsy mampanin ahy zany e!
5. kally ( 16/07/2006 13:24)
Raha ny hevitra tsotra sy akaiky hitako izao dia mandehana eny amin'ny mpanety fa eny misy volo be dia be tsy ilaina intsony, dia asio lakaoly dia apetapetaho amin'izay faritra tianao hisy volo.
Io izao no akaiky azoko atoro anao fa ianao ihany no erany.
6. dadabe ( 17/07/2006 00:36)
kikiso foana less a, fa mitsiry ho azy io

sa ny ahy no omeko an'anao
7. papala ( 17/07/2006 09:20)
Tsy mihomehy loza aho RAndriamanitra! fa tena toran'ny hehy mihintsy aho mamaky an'ity loha-teny ity !ny valitenin'iKally ? zany ry Noslid misy hevitra milay be mihintsy a? ha ha ha rehefa te hanana volobe tratra sy helika ohatry ny RAJAKO Ô Ô Ô? HA HA HA HA HA! MILA HO TAPAKA MIHINTSY OHATRY NY FITENENANA NY TSINAIKO!
8. rapala ( 17/07/2006 09:47)
kally,papala: :evil:
Matoa izy manoratra mba mila hevitra izy nefa havadikareo vazi2 ilay izy d inona no so ho azony amin'izany...tsy aleo tsy mandray anjara na manoratra mihintsy:evil:
noslid: marina ireo lazain'i Robert, Zina ary Tokinao. Rehefa tsy tin'i sipa enao fa tsy misy volo d tsy ho mendrika ny fitiavanao izy:wink:
9. nolalaina ( 17/07/2006 10:00)
rapala:

kally,papala: :evil:
Matoa izy manoratra mba mila hevitra izy nefa havadikareo vazi2 ilay izy d inona no so ho azony amin'izany...tsy aleo tsy mandray anjara na manoratra mihintsy:evil:




miombokevitra @ rapala za!!


Noslid : tsy vôtery oé ny bandy misy volombava sy volotratra ihany lesy no tsara an!! tsy maintsy misy sipa makafy anlé tsy misy kou ngeh é!! raha tsy oé enao mitsy no te hisy anreo!! fa na zany aza dé aza kivy @zany é!!
(zay lé oé "lé misy tsy misy fa lé tsy misy no misy " kou ngeh é!! :wink: ) hihihi zé mamaky anty aza 8O an!!
10. rapala ( 17/07/2006 10:07)
nolalaina::-*:-*:-*
11. papala ( 17/07/2006 10:55)
Ny valitenin'i Kally anie no tena mampihomehy ahy e? Fa i Noslid tsy tokony hanana complexé an'izany tsy misy volom-bava sy tratra izany mihintsy ! Fa samy manana ny toe-batany ny olona tsirairay avy ?
12. Noslid ( 17/07/2006 11:17)
Misaotra betsaka daholo amin'ny valin-teny sy ny torohevitra eh.^:^^:^ Tena mampihomehy tokoa aloha ilay izy eh! Misaotra fa hita tokoa ny maha mpinamana ato eh. Ho elavelona anie ny serasera.==D=D=D=D=D=D
13. nolalaina ( 17/07/2006 11:24)
rapala : mafana be lesy za @ lé :-* :-* :-* :-* ato sy lé ary an!! hihihihi fa na zany aza :-* ihany kou elà!!
14. agoago ( 17/07/2006 11:36)
Mampihomehy mihintsy ianreo eto serasera eto kah, resaka tsy ataonareo eto tsy atao intsony
15. nolalaina ( 17/07/2006 11:57)
agoago:

Mampihomehy mihintsy ianreo eto serasera eto kah, resaka tsy ataonareo eto tsy atao intsony



ka zay ngeh no maserasera azy é!! :wink:
16. manitou ( 17/07/2006 12:02)
aza kivy @zany Noslid a!tena misy tokoa ny oul hotranao fa misy pitia fona e! f'anga kosa moa ny volombava sy ny tratra ihany no midika fa lhl ny tena betska ny ankotrany e!:lol::lol::lol::lol:
17. xxx ( 17/07/2006 16:09)
ka tsy nanao hazakazaka zany le volomiafinao ko :°)
18. booz ( 17/07/2006 16:39)
slt!!!aza mikorapak e!ze zany v nytsis d ef mila vonjy enao maikafany ....???
vazivazy zany fa so teztra eo an!tsy oe ra tsis volombava sy tratra enao d manin,sad ra za ko alo ny ol miarak aminao d atoko fa tsy resa-bolo ny olana sa aona??courage fa tsy koi zany e!!tiny fona fa az mataotra.hi!hi!hi!!!
19. irery1 ( 01/09/2006 22:08)
hey beaugosse!!!!!!!!!!
izaho mpanoratra dia vehivavy ary izao no mba hevitro :-voalohany indrindra aloha dia aza raisina ho kilemanao io fa io no maha ianao anao sady tsy hitovizanao aman'olona ka raiso ho reharehanao
-Faharoa dia izay sipa nanakiana anao atamin'io dia sipa voretra izy izany satria inona koa izany vehivavy tia volo izany alana sy aratana aza anaovana an-ireny (a part ny volon-doha)
-Fahatelo dia fantaro fa @plupart ny vehivavy dia aleonay lehilahy tsy de misy volo satia ça fait plus doux ea plus sexy ka mampite-hitositosy foana fa atao inona koa be volo malailay ny moyen age aza efa tsy fidiny sa ahoana ry reto
ET SPECIALEMENT DE MA PART JE T'EMBRASSE PAROUT PARTOUT;;;;;:*
20. hasinando ( 02/09/2006 22:53)

Izaho vehivavy fa za tsy tia lehilahy be volovolo ireny ,aza miasa saina @zany fa izay no mahaanao anao

sady mba fiére @zay miseho sa ahoana .Courage fa misy tia foana io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.199