:D:DSalut e!vao2 be ny tenako ka mba mila akama hifampitafatafa e!hifampizara ny tsiky sy tomany e!zay fa miandry antsika hifampidinika.Courage jiaby e!
tonga soa eto @ sera2 Nytoh.Mahay mandray daholo ny akama retra eto fa miandry anao hizara ilay tsiky sy tomany avy amianao e!
so mantsy izahay mba itomany tahaka anao ko.
Fa ilay momba2nao aloha tena tsy mazava tsara fa mba fenoy e!
mba te hifandray @ namana rehetra any ivelany sy eto an-toerana e! moa raha manana fifandraisana ny momba ny couture sy ny coiffure e! fa zany no mba tena tian'ny akama mba alefaso email azafady tinavavy @ yahoo.fr veloma daholo