inn no azoko atao?

1. Aino ( 12/07/2006 08:35)
izhao ry zareo efa zatra ny miditra internet na koa mikitika ord... tontolo andro tsy maintsy miditra kely tsy mety ny tanako sy ny saiko raha tsy miditra kely mikitikitika eto!! indrindra moa fa eto @ serasera eto. matetika aho ato atrano efa voateny faona fa tsy de tsara ny eo @ ord faona.
nefa tsy mety fa tao tsy mahatombona aho ravo tsy miditra.
2. Fanja1 ( 12/07/2006 09:21)
drogués-ny ordi daholo sika reto ka.. tena tssy fanafodiny mihintsy fa tsy maintsy e... aleo aza aloha drogués eto toy izay @ zvt hafa:) ny fanafodiny tena sûre za fa tsy mbola nisy Dr nahita ny valiny hihihi raha tsy we maty tanteraka ny ordi na tsy voaloha ny net :P
3. sarobidy ( 12/07/2006 10:10)
eihh zà koa ary mbô tratran'zany e
4. mamzelkely ( 12/07/2006 10:32)
ataovy alou akia refa misy aa fa refa tsisy de hita eo ihany :-D:-D
5. robot ( 12/07/2006 12:49)
ny fafodin'io angeh tsotra ihiany eh! feranao fotsiny ny lera ijanonanao eo , de miala avy eo ,na koa hoe :o:o:o amidy le ordi de anteniko fa @fotoana izay tsy marary intsony , laingako zan ry reto fa za ko ary mba mitovy aminareo ko angeh:P
6. cutie ( 12/07/2006 13:15)
itovizana io :-$
7. Aino ( 12/07/2006 14:24)
ka le ferana ny lera tsy mety fa ravo mandalo kely eto alohany dia tsy maintsy voatery hoe mikitika eh!!

hoy i Fanja1:
ny valiny hihihi raha tsy we maty tanteraka ny ordi na tsy voaloha ny net

ka na maty aza ity dia tsy maintsy mahita aleo faona aho ko miakatra kely ary @ndry cousine de efa lasa indray izao, eny @ arabe de mitady cyber na dia tsy misy dikany aza no hidirana.
8. fasaly ( 12/07/2006 14:27)
mitovy dooly ihany zany tratran'ny drogy dool tsika vao tafidtra ao am sersera de tsy afa mialatrony:wink::wink::wink: n'inon
9. Herimiafina ( 12/07/2006 15:34)
Aino:

izhao ry zareo efa zatra ny miditra internet na koa mikitika ord... tontolo andro tsy maintsy miditra kely tsy mety ny tanako sy ny saiko raha tsy miditra kely mikitikitika eto!! indrindra moa fa eto @ serasera eto. matetika aho ato atrano efa voateny faona fa tsy de tsara ny eo @ ord faona.
nefa tsy mety fa tao tsy mahatombona aho ravo tsy miditra.

Favy anie ilay izy izany matoa mahatamana e! Inona moa no olana.
matory adiny 8 isan'andro ny olombelona fa mbola tsy nisy nitaraina hoe tena loza fa lasa matory foana aho rey olona,
tsarovy izany fa necessité toy ny matory io miserasera io e! hummm mazotoa e! :wink:

10. Aino ( 12/07/2006 17:47)
herimiafina tsy de heo izany laotra anie ny holana eh, fa le @ le maso no hilazany ry zareo any izany fa tsy de tsara laotra hono, izhao aza matory +que 8h ko!!
11. Herimiafina ( 12/07/2006 17:50)
Misotroa rano vitraky be dia asivo filtre ny ecran, dai hitanjy fa tsy de quoi noho ny mijery fitaratra fiara manjelatra! :wink:
12. MTN ( 12/07/2006 18:03)
mahafinaritra ilay izy, indrindra fa misy an'ilay tezitra reny. :-D

13. fasaly ( 12/07/2006 18:07)
:x:x:x:x:x:wink:zà tsy tezitra eo an!
14. MTN ( 12/07/2006 18:12)
eny re eh, fantatro fa ny drogué tsy tezitra izany :wink:
15. cutie ( 12/07/2006 18:21)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 12-07-2006 19:27:54
Lohateny : Re : inn no azoko atao?
mitovy dooly ihany zany tratran'ny drogy dool tsika vao tafidtra ao am sersera de tsy afa mialatrony n'inon

tsy we vao tafiditra serasera fa iny internet mitsy no drogue:-D
16. poon ( 12/07/2006 22:25)
ra mbola tsy simba ny maso de afaka foana fa tandremo fa manimba maso io ordinateur io an!
17. Aino ( 13/07/2006 07:26)
Mpandefa : MTN [ Valio ] 12-07-2006 23:03:15
Lohateny : Re : inn no azoko atao?
mahafinaritra ilay izy, indrindra fa misy an'ilay tezitra reny.

aiz ale misy tezitra io? le eto @ dinika sa?

poon
Lohateny : Re : inn no azoko atao?
ra mbola tsy simba ny maso de afaka foana fa tandremo fa manimba maso io ordinateur io an!

marina izany, izaho aloha dia somary mitandritandrina, fa ny ahy ny jiro no hataoko mazava be dia @ izay tsy makarary maso firy ilay ecrer.
18. MTN ( 13/07/2006 08:17)
le eto amin'ny dinika kah, ohatra hoe aiza izao i ... :°)
19. Aino ( 13/07/2006 20:19)
zany ah!! asakasaky ilay olona io ka.
20. kally ( 14/07/2006 16:32)
Dia raha arahiko tsara izany ny resakareo hoe simba ny maso sns dia atsy ho atsy izany ireny daholo ilay mazoto mpiresaka ato ireny rehefa misy fihaonana miaraka amin'ny tehina fotsy daholo:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6749