HAFA IHANY LE IRAY TALOHA Ô

1. tsoupou ( 11/07/2006 12:05)
Tany TURQUIE, nisy lehilahy iray nahavita ny divorce ihany afaka 6 taona be izao (ouffff) tao aorian'ny nampidirana azy teny am tribunal.
Nitady vady anefa razoky ka nanao recherche tam internet. Nampidiriny teo daholo izay mombamomba azy sy izay zavatra tiany.
Ny loza anefa dia tao anatin'ny vehivavy efa ho 2 000, dia ilay vadiny (izay efa nitady vady toa azy koa) no navoakan'ny ordinateur teo.
Ratsy chance razoky (6 taona nanariana dia 1 minitra monja dé io eo indray)
novalian'i tsoupou ny 12/07/2006 11:24
2. Mifenty ( 11/07/2006 20:00)


tsletie
3. tsoupou ( 12/07/2006 11:24)
Mbola ao anatin'ilay série ZAVA-NISY MARINA io fa nadika t@ teny malagasy.
Any am blaogy izy no teny frantsay.
Fa dadany iany nge lesy zan r Mifenty oe natao ze nanarina lé vady tao anatin'ny taona maro, dé nony injay mba mitady hafa am net dé tonga dé le vady ihany no comptatible amlà e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0904