Immersion totale à la légion étrangère sur France2

1. hnini ( 11/07/2006 08:42)
Ataovy @ teny gasy kitoatoa @ manaraka dia efa mety raha tsy mahay teny gasy tanteraka
Bonjour, = Manahoana (na akory na salama na bezoro :-))

Mitady olona izay nahavita ni-enregistrer (jereo fa mora) an'ilay fandaharana hoe "immersion totale à la legion étrangere" t@ France 2 t@ alakamisy teo 07/07/06 fa (fa satria hozy Zafy Albert) mba te hanana ny dikany aho raha mety. Misaotra fa tena manan-danja (na zava-dehibe) ho ahy ilay izy (na lé izzz)
Bizz (euh... napetrako io)

Orizinaly:

Je recherche quelqu'un qui a pu enregistrer l'émission "immersion totale à la legion étrangère" sur France2 jeudi dernier 07/07/06 car je voudrais l'avoir en copie si c'est possible.Merci de me contacter car c'est très important pour moi

Nahitsin'i hery
novalian'i booboo ny 18/07/2006 08:01
2. sipagasy ( 11/07/2006 15:28)
mmhhhh ndeha hanao lezika nga i ra hery klee hihih mmhhhh vazivazy re izany annn fa mazana aloha ireny e!!! mhhhh tsy niteny ianao de noanregistreko hhihi kay dannnzz be le teny nohagasiana hhih
3. fijo ( 11/07/2006 19:50)
izahay mbola variana tamin'ny baolina ko,tsy hitanay akory izany
4. mandrindra ( 13/07/2006 07:56)
efa tsisy baolina kosa lesy tamin'ny lera nandehanan'io emission a
5. fijo ( 13/07/2006 18:39)
ka tsy mba arako izany le.
6. hnini ( 14/07/2006 15:08)
Pour Hery,
Même si ceci est un site de forum, y a pas de raison d'ecrire en malgache kitoatoa(comme tu le dis)car cette langue n'existe pas.Soit tu écris en Malgache correctement, soit en d'autres langues qu'on maitrise bien.C'est pour des betises pareilles qu'on commence à perdre notre langue et notres valeurs car la plupart de nous ne parlent que du mot-à-mot et trouve par rapport à cela un signe de superiorité.
7. pissoa ( 14/07/2006 15:16)
Pour hnini

Tsy zah no novalianao fa zah hamaly ihany :°)

Aleoko lavitra dia lavitra mahita Malagasy miteny kitoatoa rehefa tsy mahay tsara; toy izay mahita Malagasy minia manoratra teny Frantsay nefa mahazo sy mahay teny gasy tsara, na mahita Malagasy tsy mahay teny Gasy nefa tsy miezaka ny hahay akory :-*
8. mandrindra ( 18/07/2006 07:35)
hnini, maninona raha natao teny fantsay koa ilay kitoatoa fa ohatran'ny manimba maso

pissoa, =D=D
9. booboo ( 18/07/2006 08:01)
hnini > zaranao aza tsy voafafa hatrany an-drenininy ny hafatrao fa efa hoe ouz ny fitsipika mifehy ny forum ato @ serasera hoe " teny malagasy " no ampiasaina rehefa ato @ serasera....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.322