Mahagaga e!

1. Herimiafina ( 07/07/2006 17:09)
Tena gaga sy variana aho ry zareo fa fony tany Canada tany ka nivezivezy nianavaratra dia nahita fa mbola maro ireo tanàna izay mbola tsy nandalovana olona mainty hoditra. Indrindra moa ao varabaratry ny province de Québec ao e!

Hany ka variana sy mitazandavitra anao daholo ny olona rehetra, miditra mpivarotra ianao dia manantona ry zareo ary mandinika akaiky dia akaiky, ny sasany moa dia raiki-tahotra ka lasa misitrika, sns. Ny zaza moa de mety hatahorana hitora-bato izany!

Ireo tanàna ireo anefa dia tsy mba tanàna kely mitoka-monina fa misy ny zavatra rehetra azo atao hoe ville na renivohitra kely ihany.:wink:
novalian'i Penja ny 28/03/2016 17:50
2. cutie ( 07/07/2006 17:50)
de tongava any matetika de zatra ry zareo ny farany :-D
3. MTN ( 07/07/2006 18:12)
Dia raha vao pihan'ialahy maso ve dia nandositra daholo?;-)
tena gaga sy variana daholo izany ianareo tany ko, ny nahagaga anareo fotsiny no tsy nitovy
4. cutie ( 07/07/2006 18:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. vale ( 07/07/2006 19:51)
HM: tsss, sôva ry zareo izany e! tsy mbola zatra mahita vahiny!!mampiomehy koa ilay hoe mandeha misitrika mihintsy:lol:, tena marina izany kah! ary betsaka koa ny vazaha no tsy mbola nivoaka lavitra ny faritany itoerany^^ka dia lasa borné:°)
6. Herimiafina ( 07/07/2006 19:54)
Ny misitrika aza mba misitrika fa ny tena mampihomehy dia ilay manantona moramora dai mandinika akaiky dia akaiky, vao iodonana tampoka dai mitsamboatra be tahaka ny inona! hehehehe:-D
7. fameusecousine ( 08/07/2006 01:54)
hay ve inao any canada ehhh ..de inona koa ny malaza any:lol:
8. dadabe ( 08/07/2006 04:14)
io letsy hitovizana a, eto chine ihany koa eto @ province Shaanxi na ny marina kokoa eto xi'an dia mitovy amizany mihitsy
9. rapala ( 08/07/2006 04:45)
hay ve dadabe any chine ehhh.. de inona koa ny malaza any:lol:
10. MTN ( 08/07/2006 05:10)
dadabe: tsss, sôva ry zareo izany e! tsy mbola zatra mahita vahiny!!mampiomehy koa ilay hoe mandeha misitrika mihintsy:lol:, tena marina izany kah! ary betsaka koa ny sinoa no tsy mbola nivoaka lavitra ny faritany itoerany^^ka dia lasa borné:°)
:-D
11. kally ( 08/07/2006 05:28)
Herimiafina:

Tena gaga sy variana aho ry zareo fa fony tany Canada tany ka nivezivezy nianavaratra dia nahita fa mbola maro ireo tanàna izay mbola tsy nandalovana olona mainty hoditra. Indrindra moa ao varabaratry ny province de Québec ao e!



Ka ianao koa aza mba gaga hay nahita an-dry zareo moa zareo gaga nahita anao, dia samy gaga ianareo izany ka inona no mahagaga?:-D
12. fasaly ( 08/07/2006 06:18)
:-D:-D:-D:-D:-Dmampmé kou zany tantara zany ry herimaifina an! ny hatahorako hoe tratran'ny angoisse tao le oul tao antanàna:-D:-D:-D ka tsy nanaovana demonstration tao aky ry hery:-D:-D
13. fasaly ( 08/07/2006 06:21)
itovizana kou io e! eto aminay kounkou de rehea mandalo enao de manidnika beuh dooly indrindra ny antitsa hoe avy aiza ny nipoiran'ity zanajavatsa ity angamba:-D:-D:-D:-D
14. rapala ( 08/07/2006 07:11)
kally:=))=))=))
15. Simpona ( 09/07/2006 13:02)
Eto dago ndray gaga ny oul ndray ndray mahita vazah mainty hoditra. Samy afaka zany :-D:-D:-D
Tany ambanivohitra akaikin'ny PN Ranomafana (Ifanadiana)nisy amerikana mainty indray andro ary tsy mahay miteny afa-tsy anglisy izy. gaga ny oul sasany we hay ny vazah misy mainty koa, sady tsy miteny frantsay
16. Aino ( 09/07/2006 18:00)
:-D:-D sambany vao nahita maintsy marina angamba izy ko!! saode lazainy hoe olona koa aza ny ve itony sa inn no tao maintsy be!!

izaho tsy miteny hoe inn ankory an fa hoatra @ eritreritry ry zareo.
17. Herimiafina ( 09/07/2006 18:04)
Extra-terrestre angamba no heritreretiny e! Télé aza ve tsy hananany koa aiza izy no tsy ho gaga klé.
Ny manana télé indray mety miheritreritra hoe mbola misalaka daholo ny mainty! hehehe:-D
18. pissoa ( 10/07/2006 05:26)
Herimiafina, fa tsy hoe manao kilaoty vy notefena ve =))=))

HM:
Hany ka variana sy mitazandavitra anao daholo ny olona rehetra, miditra mpivarotra ianao dia manantona ry zareo ary mandinika akaiky dia akaiky, ny sasany moa dia raiki-tahotra ka lasa misitrika, sns. Ny zaza moa de mety hatahorana hitora-bato izany!

Hihihi, ary ny sipa ... mety (l)(l)(l) be zao sasany fa mivoaka ny ordinera ity olona ity ozizy :roll::-D:-D:-D
19. kala ( 10/07/2006 05:49)
herimiafina > elaela an! :* klou ê! sady :D fa tsy lanin'ny kanadiana tany enao :wink:
ny zvt tsapako aloha dia tsika malagasy dia somary efa zatra mahita karazana vahiny ka tsy atahorana hanana réaction hafahafa tsony.=D =D =D le mitsoaka zany efa mba nilaozana ela.

misy zandriko iray izay zao "guide touristique" irony fa ny tena mahagaga ahy dia vao hitany ny volon-koditr'ilay olona dia manome fiaviana 2 izy ary tsy maintsy ao anatin'ireo io olona io. ngamba koa leiry aloha manana 6ème sens manimbolo ê! HS kely io aloha :twisted:

dadabe > ny masonao ve tsy efa lasa hoatran'ny any sinoa =))=))=))ny aza hitako ka miverina eto ndray ny resaka ti-tan nefa fiarahamonina milay be moa zao ê!:-$
20. dadabe ( 10/07/2006 07:13)
tsy ny masoko ihany no lasa sinoa fa ny fomba fiainako sy ny fiteniko ary ny nsakafoko sy ny sipako de efa lasa sinoa daholo :roll:

Mpandefa : rapala [ Valio ] 08-07-2006 09:45:46
Lohateny : Re : Mahagaga e!
hay ve dadabe any chine ehhh.. de inona koa ny malaza any

tongava lesss aty fa feno sipa aty a , mianara teny sinoa de masaka be e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1061