mondial 2006

1. saty ( 03/07/2006 09:04)
ny fahitako azy atramizao dia manana solotena iray iany i Afrika satria nisy ekipa iray iany nisolo tena azy amizao lalao iraisampirenena izay dia tsy iza fa i France......... gaga tokoa ny tena ra mandinika ireto mainty oditra mameno ny ekipa frantsay ireto, asa na dia lany olo-manga ry zareo na dia inona loatra na koa tsy misy mahay mintsy ao aminy ngamba e!! nefa ny fafantarako azy dia fotsy oditra ny maro an'isa ao frantsa a!!!!! tsy manavaka volokoditra ny tena sanatria fa mba miresaka ny tsy fananan'ny frantsay hazondramosina na amin'ny lafiny inona na amin'ny lafiny inona fa miantehatra aman'olona lava izao....
novalian'i fijo ny 07/07/2006 18:52
2. Fanja1 ( 03/07/2006 09:39)
vive zany reo vaza ttasy afrikanina :/ fa na zany na ts'izany, zay adversaireny vaza ttasy afrikanina ihany no alaiko na iza na iza:P
3. hery ( 03/07/2006 09:56)
O ry zalahy a... mba ajanony ity resaka hoe mainty hoditra mameno ny ekipa frantsay ity. Mirefarefa amin'ny tany be izany resaka izany. Frantsay ireo... nisafidy ny ho frantsay.

Sao dia hojerenay ny volonareo dia lazainay hoe Malagasy taratasy koa ianareo an. Raha ngita moa dia hoe afrikanina mihainohaino any Madagasikara, raha tsotra dia Karana mialokaloka any madagasikara, raha fotsy dia sinoa tara sambo... sns...

Efa tsy voafaritry ny loko sy ny fiaviana intsony izao ny maha-olom-pirenena fa Safidy.
4. pissoa ( 03/07/2006 10:13)
Blonde tara avion :roll:
5. ariel ( 03/07/2006 15:07)
aller le bleu22222222
6. vancleef ( 03/07/2006 21:06)
Afrika alavitra izany satria Henry, Thuram, Vieira sns dia tsy afrikanina fa takorany ary ny takorany frantsay alohan'ny nicois, savoyard sy ny corse. Ahotran'ny miteny hoe ny amerikanina afrikanina sy europeanina na ny afrikanina atsimo europeanina na ny gasy hoe indonezianina
7. vancleef ( 03/07/2006 21:20)
Afrikanina daholo izany ny tao @ Mondial 2006 satria avy any Afrika noho niandohoan'ny olombelona (homo sapiens sapiens) Lucy sy ny ireo hita tao aorina
8. sasa ( 04/07/2006 03:27)
fanja1 za koa namanjy amin'ny akia an!
9. MCZ ( 04/07/2006 10:17)
fanja1 sasa tsssss ina ko zany resakareo zany :?: :?:

fa zao no lazaiko anareo fa i Thierry Henry dia gasy ka aona nareo @ io metisse Bestileo izy ary mananana rahalahy ao Manakara , hoavy aty antanidrazana izy raha vao vita ny Mondila , ka aona kosany re no mba hataonareo otran'io ny olona mba nisafidy ho hivelona any ampitandranomasina kay :D :D.
io zao Thierry henry hitsidika ny tanindrazana dia aona nareo @ io kay hummmm
10. diamondra27 ( 05/07/2006 04:51)
MCZ/ tonde tara ny sipa any dago fa jereo ange e!

De italie injay hono zany no tafakatra e!nampalahelo kely rainiboto 2 & 0

atao ahoana e!

miandry ny rahalina sisa izany e! portugal sy france
11. naughtyboy ( 05/07/2006 15:30)
eny wa ry diamondra tena tratrany italian job ny rainiboto ka latsadranomaso fa nisy tsirony kosa iny match iny e..ty rariva ty ndray zao de 2-1 any frantsa ra tsy misy ny sampona de ifanazava @ italy @ sabotsy
12. sasa ( 06/07/2006 03:05)
naughtyboy am alahady kan fa tsy am sabotsy izany
13. fijo ( 06/07/2006 03:19)
sasa za vao naika hanontany hoe fa rahoviana marina e.le tonotono sy sotrosotro mantsy mila fanomanana
14. xxx ( 06/07/2006 09:47)
naughty:de tsy nisy sampona fa tafita soa ry zalahy ary ahiana hatr@farany

sasa:samy miandry
15. naughtyboy ( 06/07/2006 19:12)
sasa teny diso tsy mba kabary iny fa @ lahady zany de
tsy misy ahina ry xxx ny lalao @ lahady fa batainy zizou ndray ny entana.
16. tiasia ( 07/07/2006 03:57)
Mondial zany zao ny malaza an!za aloha otran'ny leo be satria ,efa nody eo akaiky eo ihany ilay tiako efa hatramin'izay nahatsiarovako nijery ty atao hoe mondial e:lol: ny rainiboto(l)(l)(l) ange izany e!
Lasa tsy tiako tampoka hatr@ le italiana @izao satria nandavo ny ekipako,manaiky aloha izaho hoe nisy fitavozavozana teo @ defense'ko e!fa ny tena marina koa dia tena tsy nisy sanjila mitsy ry zareo t@iny.
Mikasika ny final dia aleoko tsy mijery fa ze nalaiko hiady 3ème place @samedi, ko tsy aleoko mijery azy ireo farany:).
Le Frantsay aloha franchement tsy dia azokazoko e!tsy @maha Frantsay azy akory sanatria fa le jeu tsy dia mambabo ahy loatra,za izany tsy dia tian'ireny hoe penalté no nahazoana fandresena e:-o
Ny fikafika sy ny style koa:-@:-o:-o:-o eny e!mety mahay izy angamba fa tsy dia miady @gou'ako loatra le style'ny.
T@ iny za naka Portugal 100% fa vao nisy le penalté d'efa hoziaho hoe" io indray indray ny an'ny Frantsa ".Nareo izay tia na tsy tia an'i Frantsa ataoko fa nahatsapa tsara fa nul be izy t@ groupe nisy azy ,fa otran'ny natosi-potsiny:?::?:.Aleo atao hoe mety be sanjila kosa angamba izy e!:roll:
Izay aloha ny hevitro fa tsy haiko izay fitsarànareo izay mety ho tia Frantsay e!
MARIHIKO FA RESAKA STYLE DE JEU ETO NY RESAKO FA TSY NY MAHA-FRANTSAY AZY AKORY NA TSIA.
En tant que Français seulement j'aime bien travailler avec,ils ont des caractère serieux,j'ai mes grand-parents,des familles,bcp d'amies qui vivent là-bas.Etude,travaille,voyage...
c tout:):):):):):)Tchaotchaotchao.
17. jentilisa ( 07/07/2006 04:46)
manana andro ry zalahy ka! ny sanjila moa tsy lazaina intsony. Izaho koa anie ka nako pôrtiogaly fa tsy tafa e!
18. fijo ( 07/07/2006 18:52)
izay milaza kosa fa nangalatra no nahatongavan'ny frantsa amin'izao famaranana izao,dia tena olona efa mitampina maso.
tadidio fa frantsa sy brezil dia samy ratsiratsy fiantombohana,fa brezil moa iny nanao lesoka inyny mpanazatra dia izay.ny frantsay kosa nahay nanova tetika ny mpanazatra dia izao.ka na dia tsy tiana aza ry zalahy,aza afokaina kosa,fa lalao ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.45