Ny ekipam-pirenena frantsay amin'ny baolina kitra, ohatra ny hoe tsy défi amin'ny adversera na amin'ilay tournoi no ataon-dry zareo fa défi amin'ny fiaraha-monina misy eo amin'ilay firenena!
Ilay tenin'i Thuram ho an'i Lepen izao hoe : "Vive la France, la vraie!" taorian'ny nandreseny an'i Espagne.
Izay indrindra no tena lafiny lasa mandreraka amin ity baolina baolina anareo ity, lasa fanatisme diso tafahoatra, nefa anie rehefa tena zoviana izy io dia resaka fanatanjahan tena e! zany hoe "compétition", ka tsy tokony hoe izay mahery fotsiny ve fa tsy misy hoe frantsay io , na espagnol io , na mainty io na fotsy io.
Ka i lepen koa anie niteny hoe "matoa ny ekipan i frantsa tsy mandresy dia satria mainty no mpilalao "e!
lapino sehatra maro tokoa no isehoany izy io ho any ekipa ahitana reo mpiavy na tompontany miaro ny voninahitry firenena iray na efa mihatery ndray aza ny lalana ifindramonina ho any mpiavy indrindra eto eropa