france 3-1 Espagne

1. Aino ( 27/06/2006 19:23)
hihihi hita mihintsy hoe tsy mamely espagne, na tsy manaraka za aho dia hita hoe tsy mamely ry zalahy.
novalian'i Samoana ny 28/06/2006 13:58
2. vale ( 27/06/2006 19:45)
Aino: ahoana indray ty tsy maka Espagne ity?!:-D:-D:wink:
3. mirana5 ( 27/06/2006 19:48)
aiza mbola b tabataba satria i Brésil adversaire-ny @ samedi koa mbola tsy mora é, fa naizany aza dia allez allez la france é=D=D=D=D=D
4. Ragadona ( 27/06/2006 19:57)
Le fandrangitana nataon dry zalahy espagnols amin ny serasera sy ny gazety espagnol no nampiakatra ny hambom pon ny la france teo. Ny espagnols nivoy hoe hatao veloma amin io match io Zidane, dia Zidane namaly hoe halefako manao vacances ry zalahy espagnols ...
5. Ralay ( 27/06/2006 20:05)
Miakatra en puissance ny frantsay zao fa miomana ianareo ry braziou fa i ataon'ny frantsay masaka @ samedi France 2 Bresil 1 omeo ny pronostikanareo dia ho hita eo zay mahay maminany.:?: :D
6. mirana5 ( 27/06/2006 20:12)
marian ny an dRalay france 2 brésil1^:^
7. sakaizakely ( 27/06/2006 20:33)
yèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèès !
tafakatra ny mangakely fa velona indray ny doboka lapoaly androany alina !
Na mainty toy ny sarbô fa fotsy toy ny lamba miahy dia mahavita ny vitany fa asakasak'izay mpanaratsy sy mpitsikera e !
Am sabotsy indray izany :*:*:*:* fa ho mazana ny tantara miaraka @ Brésil nefa tsy kivy e !

allez les mangakely !!!!!!!!! hip hip hip Ribery !!!!
8. Ragadona ( 27/06/2006 20:36)
Afaka manao lalao tsara i france amin io fa ny hoe handresy an i Bresil kosa alo tsy inoako e
9. Fiffi ( 28/06/2006 04:10)
de ho hita eo zany !
10. Optik ( 28/06/2006 05:16)
Ka ny Frantsay hoa ataon'ny Brésil mitsiladilady @ sabotsy n'iza faly n'iza tsy faly!!! hehehe
Brazilia hatr@ farany eee!!
El fenomeno!
11. Fanja1 ( 28/06/2006 05:46)
lafrantsa tsy ahavoa an'i brasil e.. 2-1 pour brasil raha ahatafiditra aza lafrantsa:)
12. booboo ( 28/06/2006 05:49)
wéééééééééééééééééééé marina zany Optik a ! dona soroka kely klou :D
13. rabaradaka ( 28/06/2006 05:51)
Fandresen'ny Frantsa ve nahafaly an'i Jean Marie Le Pen ? Mba anaovy sondage kely hoe ry zareo FN.
14. lapino ( 28/06/2006 05:54)
Ahoana inona izay FN any e? Ny spektakla manaraka indray izao dia hoe:
- duel Zidane vs. Ronaldinho
- duel Henry vs. Ronaldinho
15. Fiffi ( 28/06/2006 06:51)
rabaradaka: nga hono misy FN ato ?:roll:
16. Aino ( 28/06/2006 07:57)
izaho tsy mifidy na iza na iza fa izay manjesy ihany no alaiko!! fa espagne aloha hatsiny ela no efa tsy de tiako hoe.
17. mandrindra ( 28/06/2006 08:25)
Ragadona:

Le fandrangitana nataon dry zalahy espagnols amin ny serasera sy ny gazety espagnol no nampiakatra ny hambom pon ny la france teo. Ny espagnols nivoy hoe hatao veloma amin io match io Zidane, dia Zidane namaly hoe halefako manao vacances ry zalahy espagnols ...

marina tanteraka izany. miampy an'ilay taimbaka diso toerana nataon'i aragonesses ho an'i henry taloha dia entimpo tampoa ry manga.

18. prime ( 28/06/2006 11:23)
@ sabotsy ho hita eo...8-)
19. Samoana ( 28/06/2006 13:58)
rabaradaka:

Fandresen'ny Frantsa ve nahafaly an'i Jean Marie Le Pen ? Mba anaovy sondage kely hoe ry zareo FN.

Hoy ny zanak'i le pen vavy raha nanontaniana io manitikitika an'i Rabaradaka io hoe aleony hono mahita an'i Makelele mihira La Marseillaise toy izay mahita an'i Barthez tsy mihetsi-molotra akory ( info Radio Monte Carlo ). Fihatsarambelatsihy fotsiny satria hitany fa miakatra indray ny lazan'ny "miloko" na ho an'ny mpiara-monina fotsy aza de mody manabe tarehy izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8652