ary tô!!
1. Aino
(
26/06/2006 15:23)
lasa hoa ny saiko fa tao isan'taona izoa dia mitombo ny gasy homo hoe!!
nefa t@ izaho tany manda tsy nahita mihintsy fa rehefa tonga aty vao maheno ny vaovao.
nefa t@ izaho tany manda tsy nahita mihintsy fa rehefa tonga aty vao maheno ny vaovao.
novalian'i cutie ny 01/07/2006 19:23
2. Aino
(
26/06/2006 15:25)
sa ve lamaody izany @ izao, sa ahoana? moa ve noho ny vokatsy ny voadonam'pitiavana no maha tonga iznay sa le olona mihintsy no efa tena tia any izany?
izaho ankory tsy milaza zavatra hafa ho any izay izy fa mba fanotaniana fotsony ny ahy iny. fa inn no tena antony?
izaho ankory tsy milaza zavatra hafa ho any izay izy fa mba fanotaniana fotsony ny ahy iny. fa inn no tena antony?
3. xxx
(
26/06/2006 15:26)
Efa feno fa ianao no tsy nahita satria nafenimpenina. Fa inona kay no mahatonga anao manontany ny momba an'izany e
5. titis
(
26/06/2006 18:38)
Aino a!aza atao mahatalanjona izany fa raha amiko manokana aloha dia aleoko mahita homo miaraka raha izay no fantany fa maha-sambatra azy ireny toy izay hetero tsy hifanaja fa hifamono am-pitoerana fotsiny.
6. Vaika
(
26/06/2006 18:56)
Aino : f'angaha ianao mbola tsy nahare mihintsy ireo homos ao Antaninarenina ? Voatery miafina izy ireo, hihomehezan'ny olona rehefa misy manendaka na misy milako. Mba olombelona anefa izy ireo.
Aza dia alefa lavitra ny saina fa tao ihany ireo homos malagasy hatr'izay fa voatery nitampify fotsiny.
Tsy dia hoe voadonam-pitiavana izy ireo (na dia voatery mivaro-tena aza ny sasany fa narian'ny fianakaviany fa mahamenatra) satria efa izay mihintsy ny lahatra ho azy fa tsy fahavetavetana fotsiny angamba ny maha-homos azy (misy koa vehivavy !).
Mety mitombo tokoa ny isany satria ankehitriny vao mia-maro ireo sahy mijoro amin'ny maha-homo azy ary tsy matahotra intsony ny fanenjehana azy ireo.
Tsy mitsetra azy ireo aho, sanatria, satria tsy mila pitié mihintsy ry zareo fa kosa mendrika indifférence totale (même pas de la tolérence) amin'ny safidim-piainany sy ny lahatra anjarany.
Farany, tsy dia hoe lamaody (na aretina) mihintsy ny maha-homo fa efa anjara. Noho izany, araka ny hevitro dia ny fandrosoan'ny toe-tsaina dia ny tsy fanenjehana ireo homos fa tsy hoe ny fandrosoana no nahatonga ny olona nivadika ho homo ka lasa maro isa izy ireo.
Miala tsiny raha ohatra ka somary nanitatra kely aho fa nanararaotra ny tari-kevitrao aho sady namaly ny efa voalaza tany amin'ny "hevitra mandeha" hafa.

7. little
(
27/06/2006 07:02)
Ary ndry zany ry Aino nge tokony averina any Dago de @ zay ry zareo tsy manao ny fanaony tsony e! refa any ndry toa tsy misy ry zareo ko, misy fofona avoakan-dry angamba zany na "pheromones" avoakan-dry manankana ny tsy fiarahan-dry zareo. Tokony hodinihin'ny mpikaroka zany kty!!!!:?::?::?:
Saingy efa nisy foana io retsy e!:-*
Saingy efa nisy foana io retsy e!:-*
8. Simpona
(
28/06/2006 13:46)
nga tsy henonao efa ela no nisy an'zany teto. Misy coiffure pour homo aza eto dago, de efa nisy olona ambony nalaza tam zany koa, ... bobaka io eto am tsika ary ireny no mitady hihazakazaka hitovizana am firenena mandroso:-w:-w
9. Aino
(
28/06/2006 15:07)
tsy mbola naheno any ziany mihintsy aho raha tany dago izany!! fa aty aloha dia be dia be eh!!
10. fraz
(
29/06/2006 10:40)
Efa nisy ihany tany, nisy namanay iray izay (lehilahy) mipetraka ao @ Rasalama ao dia niandry bus teo ambony tetezana teo hono dia misy lehilahy manantona azy dia tena mikoty mihitsy hoe mahafinaritra be ahy ianao, andao isika sy ianao hiaraka sy ny sisa. Dia notenenin'ilay namanay moa hoe tena miala tsiny fa tena tsy amin'izany aho dia rava teo. Fa raha fintinina dia efa nisy efa elaela ihany ilay izy.
12. MTN
(
01/07/2006 15:28)
Ny fanatro mahatonga ny lehilahy ho homo aloha an dia izao. (za tsy hiditra amin'ilay hoe hatrany ankibondreniny). Leo vhv ry zareo ny farany. Ohatra fantatry ny maro izao i Elton John, fa be dia be koa ny ambany gorodona tsy fantampatatra. Europe no hitako fa vokatry ny fanatontoloana dia mety ho tonga any dago atsy ho atsy, (raha tsy efa tonga)