INONA NO VAOVAO MANAERANA NY TANY

1. sareraka ( 24/06/2006 07:24)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

-46 taona nivariana lavo izao ra malagasy tsy misy raopilanina manidina intsony na raopilanina hazo aza mandritry ny défilé 26 juin.

- voaroaka tao AMBOTSIROHITRA i SERGE RADERA

-may tao anaty taxi mpisolo vava iray tao AMBODITSIRY

-tovolahy 21 taona vao natao didi-poitra tao TSIROANOMANDIDY

-tonga eto MADAGASIKARA ny fivarotan-tena @ téléphone rose.

-nanambady atoa FRANTZ BECKENBAUER

-hanomboka ny ampahavalon-dalana na 1/8 de finale izay resy tonga dia mangoron-damba mody


MEDITATION !....
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 07:04
2. Fiffi ( 24/06/2006 07:28)
normal!! zay resy ve moa tsy tokony hangorona ny lambany ?
3. Fanja1 ( 24/06/2006 07:52)
Mba manolora solution ry sareraka fa aza de mitaraina sy mitsikera foana no atao raharaha.
4. lanto ( 24/06/2006 08:05)
inona ohatra ny solution am le didi-poitra ? :-D
5. pissoa ( 24/06/2006 08:10)
lanto, hihihi :-D
6. Fanja1 ( 24/06/2006 08:13)
lanto:-D:-D
7. Fiffi ( 24/06/2006 08:42)
:-D:-D:-D
8. rabaradaka ( 25/06/2006 03:52)
Tena marina ny an'i Fanja1, mba manolora vahaolana ry dadatoa sareraka. Fa izao e, inona moa no "indicateurs" ilazanao fa nivarina ny malagasy : PIB, taux de scolarisation, taux de mortalité infentile et juvenile, inflation, dette publique sa inona ? Raha ireo mantsy dia mba mijereva site web an'ny US gouvernment dia ampitahao kely.
dadatoa sareraka itony koa ange ka zanadrahalahin'i Zafy e, sa vinanton'i Razafimahaleo ?
9. sareraka ( 25/06/2006 06:40)
ni l'un ni l'autre chér ami vinanton 'i CHIRAC angamba!!!
10. Fiffi ( 25/06/2006 07:04)
lanto: tadidiko tampoka le hira hoe "didipotran'ny tovolahy , raha tsy zany tsy lehilahy , tsy io ve akia le solution ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3546