FITIAVANA MORA BE!!!

1. hiratra ( 23/06/2006 11:56)
Salut ry reto a!!
Ity indray de lohahevitra hafa mihitsy o entiko aminareo eto.
Za ze manatosaka ny hevitra de miara-miasa amin'ny tera-tany vahiny akaiky mihitsy,ny zavatra tiako soritana de zao:"averimberin'izyireo amiko foana hoe:sarora be ny fiainana eto @ Madagasikara."Marina zany mira-miombokevitra amiko ianareo rehetra!!
Fa ny tena kaombla amin'ilay resaka de zao:LAFO HONO NY FIAINANA ETO MADAGASIKARA FA "ADALADALA"MORA BE raha avadika amin'ny teny anglisy de zao no noteneniny:"the life in M/car is very hard but "adaladala"is very cheep!!!
Izany hoe:nanontany azy aho hoe inona avy izany adaladala morabe izany???
1- Ny vehivavy gasy azony mora-be(ragha tsy hiresaka afa-tsy ireo vehivavin'ny alina aho)
2-Ny whisky mora-be,ny labiera.... raha ampitahaina any amin'ny taniny.
Nandinikaan'ilay "tranga"za fa tena marina e!! satria maro ireo vahiny tsy mahatsiaro mody rehefa tonga eto.
Kanefa ny fanafody.hofan-trano.serasera raha tsy hiresaka ny Celtel sy orange za de mampikaikaika fa RAHA RENDRARENDRA!! MORA BE!!
tOKONY MBA HO TONGA SAINA ISIKA MALAGASY SY IREO MPITONDRA ANTSIKA E!!!
Ny hevitrareo
2. diamondra27 ( 23/06/2006 13:32)
euhhhhhh! milaza ny marina izy ka!
fa izany hoe: tsy tanty fotsiny izy le namoaka vava satria direct sy marina ze lazainy.

Ny vazah tsy mahay an'izany hoe: ny marina retsa tsy mba filaza fa tonga de tac o tac ny azy.

Nahoana kosa moa no hody izy refa mahita ny hamamin'ny paradisa misy any dago , saingy isika gasy no tsy mahatakatra de mampalahelo

Ny hevitro de mbola tafavoaka isika satria mnakarena gasikara na @ inona na @ inona.

Tadidio tsara izao teniko izao, raha mbola velon'aina ianareo indray andro any, fa i Madagasikara no mbola hanana zavatra azo iainana(sakafo sns) refa tsy misy intsony any @ tany hafa(haintany, tondradrano...)

Koa aza kivy. Raha manankatao ianao de ezaho sy aza varotana ny tenanao sy ny zanakao toy ny ataon'ny gasy sasany.
3. kally ( 23/06/2006 14:07)
Na tany aiza na tany aiza dia samy manana ny maha-sarotra sy maha-mora ny fiainana ao aminy.Aza adino fa tsy misy paradisa eto an-tany.
4. molota ( 23/06/2006 18:40)
:(:?:cry:8-):-o
5. Fiffi ( 24/06/2006 03:35)
tsy aiko fa de hoe mba zavatra nolazain'olona 1 ve de hoe tokony ho tonga saina isika Malagasy sy ireo mpitondra antsika ?
6. Silo ( 24/06/2006 06:19)
Marina ny an'ireo vahiny raha mahatsapa, fa mora ny fiainana eto dago, satria vola devise anie no entiny avy any @ taniny any e! ary ny sandam-bolantsika fotsiny efa hoatrinona ?

Fa ny ahy fotsiny de izao, aza amidy aminy ny tena, fa mba misy ihany ny olona tsy mivarotra ny tenanay eto dago

7. Fiffi ( 24/06/2006 07:03)
ny azy 1€ fotsiny , nefa ny gasy heu...15.000 FMG ?
8. boubounezy ( 24/06/2006 16:45)
@ko dé tena logika be mintsy zany satry tsy mitovy mintsy ny vidimpiainana ny vahiny sy ny antsika madagasikara, ny sandambola kely dé kely, ary tsy afaka ny ampitovy ny tany efa tena mandroso bé sy ny andalampandrosona alou e!:lol:


hiratra:

Salut ry reto a!!
Ity indray de lohahevitra hafa mihitsy o entiko aminareo eto.
Za ze manatosaka ny hevitra de miara-miasa amin'ny tera-tany vahiny akaiky mihitsy,ny zavatra tiako soritana de zao:"averimberin'izyireo amiko foana hoe:sarora be ny fiainana eto @ Madagasikara."Marina zany mira-miombokevitra amiko ianareo rehetra!!
Fa ny tena kaombla amin'ilay resaka de zao:LAFO HONO NY FIAINANA ETO MADAGASIKARA FA "ADALADALA"MORA BE raha avadika amin'ny teny anglisy de zao no noteneniny:"the life in M/car is very hard but "adaladala"is very cheep!!!
Izany hoe:nanontany azy aho hoe inona avy izany adaladala morabe izany???
1- Ny vehivavy gasy azony mora-be(ragha tsy hiresaka afa-tsy ireo vehivavin'ny alina aho)
2-Ny whisky mora-be,ny labiera.... raha ampitahaina any amin'ny taniny.
Nandinikaan'ilay "tranga"za fa tena marina e!! satria maro ireo vahiny tsy mahatsiaro mody rehefa tonga eto.
Kanefa ny fanafody.hofan-trano.serasera raha tsy hiresaka ny Celtel sy orange za de mampikaikaika fa RAHA RENDRARENDRA!! MORA BE!!
tOKONY MBA HO TONGA SAINA ISIKA MALAGASY SY IREO MPITONDRA ANTSIKA E!!!
Ny hevitrareo



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.309