ô ry mpanohatra a !

1. cooper ( 23/06/2006 11:27)
Raha izaho ireo mpanoatra reo dia angoniko ny volako omeko ny mahantra toy izay entina haminganana ny fitondrana fotsiny nefa tsy hisy vokany azo akory. Amin'izay mantsy raha tsy hahita rariny ety an-tany dia mba tafiditra any @ fanjakan'ny lanitra farafaharatsiny, sady toa mba betsaka ihany manko ireo mpitondra fivavahana mitady seza ao e !!!
novalian'i fijo ny 07/07/2006 19:18
2. sareraka ( 23/06/2006 11:38)
MPANOHITRA aloha no izy fa tsy MPANOHATRA satria ny mandidy lasa hoe :TOHERO fa tsy TOHARO!

Ka na izaho na ianao kay anie voavidy vola. En plus mora be 2166fmg.Midika izany fa saritsariny ny fifidianana @ 03 desambra efa any @ HCC ny vokatra takalon 'ireo 137 NISSAN.

Ny angatahiko @ ireo mpitondra dia aza T shirt TIM no zaraina fa ataovy harona sachet MAGRO dia mbà voafono ao anaty harona tsara ny malagasy tsirairay voavidy atsinjarany 433 ariary!

MEDITATION!...
3. prime ( 23/06/2006 11:44)
:miam:
4. Fiffi ( 23/06/2006 12:22)
sareraka:

Ka na izaho na ianao kay anie voavidy vola. En plus mora be 2166fmg.
lasa hentana nga hono no novidiana ? de nanaiky ?


5. marozevo ( 24/06/2006 08:06)
Mba azonareo azavaina ve ilay 2166 fmg fa tsy arakay?
6. prime ( 28/06/2006 07:30)
Ka inona fa tsy ilay 39 milliards (4x4) iry io ry marozevo dia tsy hay na nozarainy t@isan'ny mponina na ny inona??? sa tsy haiko...:°)
7. marozevo ( 28/06/2006 15:29)
Izany hoe 39.000.000.000 divisé par 17.000.000 ve ?
Dia ho hitantsika eo raha mahazo 100% i Ravalomanana. Raha tsy mahazo 100% izy dia hiharihary ny laingan-dRasareraka.
8. prime ( 29/06/2006 12:05)
marozevo> Eka sheka!!!:-D:-D:-D azonao ny tiany ambara...:-D
9. xxx ( 29/06/2006 22:53)
De sachet inn izany ny hozarain'i Pierrot raha sachet MAGRO ny an'i TIM
10. marozevo ( 30/06/2006 20:57)
Tsy haiko izay hozarain'i jaonarivelo... mety hindrana afokasoka "afoma" amin'i Herizo izy... Fa ny TIM tsy hizara sachet izany eh... Mba jereo ange eh...
11. xxx ( 30/06/2006 22:07)
i jaonarivelo koa angie mbola manana milliard eh! ka tsy hangataka any Fanilo kosa izy, raha za indray no misafidy d aleo eo ihany i r8 fa atao p1er ministre i pierrot d lasa io firenena io,mila olo mahay ekonomika toa azy manko ny tsara eo
12. marozevo ( 01/07/2006 11:52)
Raha io no mitranga dia fifamingampinganana no hiseho.
13. prime ( 05/07/2006 10:00)
cohabitation marozevo a, cohabitation azo atao tsara...:wink:
14. marozevo ( 05/07/2006 21:11)
Eny ary... Fa inona anefa no anton'ilay cohabitation aloha ? raha cohabitation pour les sièges tsy misy ilana azy mihitsy. Efa ela isika no voafitaka tamin'izany. fa raha cohabitation pour l'efficacité kosa dia mba anisany aho.
15. fijo ( 06/07/2006 19:26)
aoka nareo pierrot fa efa mba miala sasatra izy izao
16. marozevo ( 07/07/2006 14:06)
Misy maninona azy moa eo raha tena miala sasatra sy hiala sasatra izy. Fa ity izy mivoaka miditra no....
17. fijo ( 07/07/2006 19:18)
ka mba te hody kosa anie izy e,mafy anie ry zalahy izany hoe aty ivelany izany foana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085