Novidian-DRAVALOMANANA 2166fmg na 433 AR ny gasy!

1. sareraka ( 23/06/2006 10:41)
Raha tsy misy fahadisoana avy aty aminay dia 2166fmg na 433 AR no vidin'ny FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA ary ny vidin'ny safidin'ny gasy @ 03 desambra 2006 ho avy izao.

39 milliards no vidin'ireo NISSAN ho an'ny HCC sy ny chef de district ,miisa eo @ 18.000.000 eo ho eo ny gasy @ izao fotoana izao,takalon'ny fahalanian'ny mpitondra ankehitrio.

Mora kosa aloha ny gasy mahavita inona moa izay 2166fmg !

MEDITATION!...
novalian'i prime ny 31/10/2006 12:53
2. Fiffi ( 23/06/2006 10:57)
sareraka:
FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA ary ny vidin'ny safidin'ny gasy @ 03 desambra 2006 ho avy izao.
Taiza no mbola nisy FAHAMASINANA handoavam-bola ?


3. sareraka ( 23/06/2006 11:09)
Ary ny tena loza dia tsy volan-dRAVALOMANANA io 39 milliards nanambatambazana ny HCC io fa mbola volam-panjakàna izany hoe volan'ny gasy ihany io.

Ny sangany no nahazoako ary hoy ilay kary raha nisambotra ny akoholahy izy sady nidingin-drambo!!!
4. Fiffi ( 23/06/2006 11:11)
de mandehana aza lazao azy zany de mba omeo anay eto izay navaliny anao !!
Ary inona no solution hitanao @ zany ?
5. sahoby ( 23/06/2006 11:41)
Ny ahy dia tsotra fotsiny, tsy olona 2 na 3 anie no nanao iny fihetsahena iny fa isika rehetra e, isika hoy aho koa ankehitriny ve hilaza fa novidiany indray ka raha izany no fintinina dia isika mianakavy izany hoe ny gasy mihitsy no bado, donto, dondrona ka tsy maninona raha novidiany mbola iza ny ho avy eo e, iny aza zara raha mba nanome zavatra kely izy fa marina mihitsy ilay tenin'ilay arema izay hoe t@ andron'i Deba tena marina fa nihinana maloto isaka fa izao kosa indray ny maloto ho hanina aza tsy hita loza e
6. kolokanto ( 23/06/2006 12:49)
Fa hono ho'ah rizareo? Ny sasany ato amintsika ato ve dia tsy mahay raha tsy manakiana? Tena tsara be rehefa mahiratra isika ary mahita ny tsy mety ataon'ny fitondrana . Saingy, raha tena tia tanindrazana marina isika tsy aleo ve mieritreritra izay vahaolona hampandrosoana azy toy izay lany andro manakiana sy manosom-potaka ireo mpitondra fotsiny?
7. prime ( 23/06/2006 13:01)
8. fijo ( 23/06/2006 19:30)
kolokanto an,raha isaina ny efa nitenenana izany teto hoe :"vahaolana homena"dia tsy hay intsony,fa mbola ny fanakihanana aloha no hita hatramin'izao.ka atao akory fa izay aloha no misy e
9. prime ( 28/06/2006 10:03)
ka ilay vaha tsy hitany mihitsy e!!!:-D ny olana ihany no hitany...:-D:-D
10. grominet ( 30/06/2006 20:06)
Ny olona tsy maintsy mitroatra foana raha vao tsy tantiny io, mino aho fa fantatry sareraka io, izy mihitsy mantsy ny mpandrangitra ny olona hanao izany. Izao anefa matoa ny olona tsy mitroatra de efa hendry izy zany ka miandry ny fifidianana ampisehoana ny heviny de ho hitantsika eo ny vokany. Efa leo ny krizy lava asehon'ny fifidianana e!
Raha dinihana anie de t@ andron'ny mfm zay nisy an'ny sareraka no tena nahabado ny olona sy nahatonga azy zatra novidiana @ heviny e, de izy nampiditra t@ kizo indray izao no mihorakoraka hoe méditation e, tsy mahita maloto hoanina tsony e! eny analakely eny feno rehefa maraina fa tongava alohan'ny commune fotsiny raha te hihinana.
11. prime ( 04/07/2006 11:03)
sareraka> ka ianao koa ao anatin'io d ahoana???:°)
12. vakiniadiana ( 09/10/2006 13:48)
ô ry sareraka a :lol: tsy azoko mitsy nareo ka, be menomenona foana, tsy omena tômôbil ny chef de district lazainareo fa laniana aiza fotsiny ny vola no tsy omena fitaovana ny mpiasam-panjakana, omena tômôbil, lazainareo fa mividy olona indray.
Raha za Sareraka dieny izao dia milatsaka fidina filoham-pokotany aloha , dia miakatra tsikelikely, tsy ho lasa filoham-pirenena ihany ve @ farany dia tena milay be ny eto @ tanàna :lol: :wink:
13. vakiniadiana ( 09/10/2006 14:03)
ô ry sareraka a :lol: tsy azoko mitsy nareo ka, be menomenona foana, tsy omena tômôbil ny chef de district lazainareo fa laniana aiza fotsiny ny vola no tsy omena fitaovana ny mpiasam-panjakana, omena tômôbil, lazainareo fa mividy olona indray.
Raha za Sareraka dieny izao dia milatsaka fidina filoham-pokotany aloha , dia miakatra tsikelikely, tsy ho lasa filoham-pirenena ihany ve @ farany dia tena milay be ny eto @ tanàna :lol: :wink:
14. prime ( 25/10/2006 15:03)
:lol::lol::lol:
15. Fiffi ( 26/10/2006 08:22)
ny an'i sareraka tsy hatao mahagaga kah ! hainy tsara io ! fa ny fanomezana vaha-olana tena tsy hainy ! sa efa nahita vaha-olana sareraka zao ? de zay zany koh ! milatsaha de ho hita eo !:wink:
16. prime ( 30/10/2006 12:13)
mandalo d tsy hita...
17. Fiffi ( 31/10/2006 08:32)
normale satria zavatra tsy marina no lazainy .....
18. prime ( 31/10/2006 12:53)
zany ve???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1345