Zay no malaza : tafatsangana ny birao vaovaon'ny Association des Jeunes Universitaires de Vakinankaratra ka mba manentana anareo mpianatra mpitsoka ovy avy any Vakina hanatevin-daharana.
Ny prezida aloha dia i dadatoa Nantenaina de tsary fantako ny sisa fa ny prezidan'ny association isaky ny distrika dia miara-manatevindaharana avokoa. Zay moa a