Manaiky be fahatàna na beni- oui oui toetra efa fahagola!

1. victime101 ( 22/06/2006 19:26)
Raha sendra mbà namaky boky ny tena dia hay efa toetran'ny gasy efa ela mihintsy ity beni oui oui ity ka nitarika ny olona fataliste.
Raha nasain'i GALLIENI sy ry LABORDE nanamboatra ny rova sy niady vy tao MANTASOA dia beni oui oui.
Nasain'ny mpankanaka nanao office du riz beni oui oui.
Tonga i Tsiranana beni oui oui
Tonga RATSIRAKA 25 taona taty aoriana vao tonga saina.
Tonga i ZAFY mbola tsy niova raha tsy empêché izy tsy tonga saina!
Izao io RA8 mbola beni oui oui foana .
Koa na izaho tsy eo @ sezan'ny mpitondra ary ve efa asondrotra ny vidin-jiro ny solika ny vary !
dévalué ny ariary ..
Tapahana ny jiro , mbola hoe aleo eo ihany rangahy izy a! beni oui oui...

Efa miditra @ taon-jato faha 21 ve rey olona dia tsy miova toe-tsaina fa dia miaro be fahatàny ny mpitondra sy manaiky be fahatàny koa atao ahagàga ve raha MAHANTRA fadirandray hovana tsy ara-tsaina ihany fa ara-pihariana koa?
novalian'i Fiffi ny 24/06/2006 03:20
2. Aino ( 22/06/2006 19:42)
fa le oui oui ve manaiky sa, inn no tena tiany lazaina @ le oui oui!!
3. cutie ( 22/06/2006 19:45)
za koa tsy mahazo:roll:
4. zakilinina ( 22/06/2006 19:50)
Toa victime lava ny fijeriko an'ity olona ity.
Soloy ny solon'anarana fa na dia ilay I0I aza ratsy be !:wink:
5. Fiffi ( 22/06/2006 20:09)
victime101:
Tonga RATSIRAKA 25 taona taty aoriana vao tonga saina.
25 taona taty aoriana vao tonga saina izy hoe : hay tena tsy nety daholo ireo zavatra rehetra nataoko nandritrin'izay taona firy izay ?


6. toovs ( 23/06/2006 07:51)
zakilinina:

Toa victime lava ny fijeriko an'ity olona ity.
Soloy ny solon'anarana fa na dia ilay I0I aza ratsy be !:wink:



fangah ny pseudo no jerena ato fa ny hevitra asehony e. mampalahelo be ny fisainanao.
Ary le zakilinina ve mba tsara sa tambaoaks be. nefa ny olona tsisy mitsra an'izay pseudo anao fa de ny hevitrao sy ny resakao no ahafantarana anao.

Za koa aloha mahita fa victime am resaka politika foana ny gasy hatrizao e. ny sasany angamba le zanaka mahitahita de tsy nahalala fahoriana amin'ny ataon'ny mpitondra tsy manana stratégie hampandrosoana ny firenena sy hamporisihina ny olona hamokatra bobaka be.
7. Bonz ( 23/06/2006 08:30)
izaho koa aloha mahita fa dia mahatsiaro tena ho victime lava ilay 101 io e!

toovs> hita be ise hoe marary fo amin'ny fitondrana :-D
8. toovs ( 23/06/2006 08:39)
Bonz:

izaho koa aloha mahita fa dia mahatsiaro tena ho victime lava ilay 101 io e!

toovs> hita be ise hoe marary fo amin'ny fitondrana :-D


tsy marary aloha ny foko.
tsy ny fitondrana amin'izao ihany no hitako misy lesoka fa ny taloha koa e. rehefa tsy afaka mitondra ny vahoaka de tsy mamely amiko na iza na iza, na avy aiza na avy aiza. Mba farafaharatsiny mba mitazona ny fahefa-mividin'ny vahoaka na de tsy hampandroso ary e. sa ahoana hoy ise ry BOnz
9. Bonz ( 23/06/2006 08:44)
Manja zany raha tsy marary fo :D, diso fijery aho tamin'iny. Azoko tsara ilay fijerin'ise ny fitondrana. Izaho indray nefa mahita hoe mahavoa koakoa ilay amin'izao raha oharina amin'ilay teo aloha. Ireo mpanohitra politisiana gaigy lahy ireo no hitako isan'ny mampisy olana goavana eo amin'ny fampandrosoana. Ataon-dry zalahy foana izay tsy hilaminan'ny tontolo politika, hany ka mandositra ny mpampiasa vola. Tantara lava io raha resahina e!
10. toovs ( 23/06/2006 08:56)
Bonz:

Manja zany raha tsy marary fo :D, diso fijery aho tamin'iny. Azoko tsara ilay fijerin'ise ny fitondrana. Izaho indray nefa mahita hoe mahavoa koakoa ilay amin'izao raha oharina amin'ilay teo aloha. Ireo mpanohitra politisiana gaigy lahy ireo no hitako isan'ny mampisy olana goavana eo amin'ny fampandrosoana. Ataon-dry zalahy foana izay tsy hilaminan'ny tontolo politika, hany ka mandositra ny mpampiasa vola. Tantara lava io raha resahina e!


ngah de tsisy olona tsony afa-tsy isika roalahy (na koa mianaka) no ato e.
fa izao e, tantara lava tokoa io raha horesahina fa ny ahy ry bonz de ny fampitahana ny fiainambahoaka ara ekonomika ihany no tiako hojerena an. za manko vahoaka ary ny fianakaviako manontolo koa isam-bahoaka e. ie mba afaka mampitombo ny zavatra azony vidiana amin'ny karamany ve ny vahoaka sa miha-mmihena toy ny fen'antitra hatrany ny fahefa-mividy.

PS: raha tena fampandrosoana no tadiavina de ny fanamboarana ny lalana any ambanivohitra sompitra rehetra no tokony handaniam-bola fa tsy ao andrenivohitra e. refa tsy misy intsony ny faritra enclavé nefa mamokatra be de mitombo ho azy ny production ary mora ny cout de transport e. avy eo be ny transformation de be ny asa miforona, de be ny azo angalana hetra , de be ny vola miditra am fanjakana , de be ny lanana ao andrenivohitra azo amboarina am faranyyyyyyy.
ahoana ny hevitrareo amin'io
11. booboo ( 23/06/2006 09:46)
zakilinina > =))=))=))tsy hitako ndray lé 101 lé !
12. Fiffi ( 23/06/2006 21:10)
booboo: le turk ve ? :-D:-D:-D:-D
13. zakilinina ( 23/06/2006 21:43)
I0I fa tsy 101. Aleo hipetraka tsara ny faladihiny fa ndrao dia mianjera nohon'ny aretim-po :-D
14. Fiffi ( 24/06/2006 03:20)
:-D:-D:-D ho loza zany an! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871