MADAGASIKARA izany tokony ho any @ G7 koah!!!!

1. OLPolonaleopolitika ( 22/06/2006 08:07)
Raha mijery ny zavatra soratanareo eto aho dia tokony ho any @ G7 izany i MADAGASIKARA ,satria maro ny miteny fa :
-tsy mahantra izany ny gasy!!!
tokony antsoina hiverina ingahy KOFFI ANNAN hoe hiditra ao @ G7 ny firenenay efa nafenina sy noroahina daholo ny mahantra .
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:22
2. Fiffi ( 22/06/2006 08:58)
OLPolonaleopolitika:

tokony antsoina hiverina ingahy KOFFI ANNAN hoe hiditra ao @ G7 ny firenenay efa nafenina sy noroahina daholo ny mahantra .
nafenina sy noroahin'i OLPolonaleopolitika nga ? sa iza no nanao an'io ?


3. Fiffi ( 22/06/2006 09:01)
maninona anefa raha tsy miteniteny foana ry OLPolonaleopolitika aahhh!! raha zao ny politikanao , tsy mahagaga raha mihatomboka @ nao hiany no leo voalohany!!!tsy OLPolonaleopolitika @ tsy misy antony marina ianao !
4. prime ( 22/06/2006 10:27)
OLP:
-tsy mahantra izany ny gasy!!!
Hay ve nisy nahasahy niteny an'izany e??!! iza kay????:-$
5. niny ( 22/06/2006 10:35)
Aza, taitra ialahy fa raha izao fiazakazan' ny fanaovana foto-drafitr'asa izao no mitohy dia tsy ho ela, fa anisan'ny firenena mantanjaka aty
Afrika isika , ka inona no Problemantsika tsy hidirantsika @ izany G7 izany.
6. prime ( 22/06/2006 10:45)
7. jajaf401 ( 22/06/2006 11:39)
Fa ny demarrage-ntsika koa angeh tsy hay hoe mankaiza na mankaiza fa aiza moa ahatongavantsika @ G7 zany!!!!!!!!!!!
8. Herimiafina ( 22/06/2006 13:47)
OLPolonaleopolitika:

Raha mijery ny zavatra soratanareo eto aho dia tokony ho any @ G7 izany i MADAGASIKARA ,satria maro ny miteny fa :
-tsy mahantra izany ny gasy!!!
tokony antsoina hiverina ingahy KOFFI ANNAN hoe hiditra ao @ G7 ny firenenay efa nafenina sy noroahina daholo ny mahantra .

Tsy tafa any amin'ny G7 i Madagasikara satria be mpisakantsakana, dia tsy iza fa ireo lebany zatra nanao danin'ny kibony hatrizay ka tsy nahazo anjara fihinana tsony amin'ízao fotoana izao dai lasa be menomenona sy be sabottage. hehehe:-D
Jereo ny ankamaroan'ny be menomenona ao antanana ao fa tompona entreprise mpangala-patra sy mpanao lalankitakisoa fahiny avokoa (entreprise fantome zatra nahazo marché tamin'ny tsolotra fahiny) dai very fihinanana satria anjaran'ny akamn'ny fitondrana indray izao no mihinana. :wink:

9. Fiffi ( 22/06/2006 15:33)
OLPolonaleopolitika:

tokony antsoina hiverina ingahy KOFFI ANNAN hoe hiditra ao @ G7 ny firenenay efa nafenina sy noroahina daholo ny mahantra .
ny ahy aloha ny zavatra tiako hazavain'i OLPolonaleopolitika dia io nolazainy io an! iza no nanafina ary nandroaka ny mahantra ?


10. rapala ( 22/06/2006 18:18)
Fiffi: marina mihintsy ny fanontanianao io. Raha no remarké nao mitovy mihintsy ny filazan'i petsambava sy OLpolonaleopolitika, sy rabaradaka ary i sareraka, ka tena tonga saina mihintsy za fa olona 1 ihany ireo....
Jereo ange ny lohahevitra politka, tetsy sy teroa fa ho hitanareo ao tsara ireo é.

@ fomba ahona no hanafenana ny mahantra ary noroahina nankaiza hono zareo?

Efa zatra nahazo anga nareo ireo (O,r,s p) talou ka tsy afaka mikofoka intsony amin'izao fotoana izao de izay no mahatonga anareo romotra toy izao?:evil:
11. Fiffi ( 23/06/2006 05:19)
mahatsiravina!!
12. fijo ( 23/06/2006 19:41)
marina dia marina tokoa io voalazan'i herimiafina io ambony io,fa ireo very fihinana no tena be vava izao.ka akory fa izay aloha ry sareraka an.
13. prime ( 17/08/2006 12:22)
aiz ze ol ôô?!!!:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1124