FAUT PAS REVER les malgaches..aza manonofy ra-malagasy o!

1. OLPolonaleopolitika ( 19/06/2006 10:40)
Betsaka no nanakiana iny reportage izay nataon'ny FR3 izay nalefa tao FRANTSA t@ alalan'i FR3 ny 06 martsa 2006 lasa teo.Isan'izany moa atoa ambasadôro ao FRANTSA izay nandefa ttasy .
Raha hijery fotsiny ilay reportage momba an'i Mme VICTOIRE fotsiny ve dia sahin'ny mpitondra ankehitriny no hilàza fa tany tsy sahirana i MADAGASIKARA nofoanana i LA REUNION kely nefa naka toeran-kafa ihany ny vahoaka mahantra!
dia mino ve ry RAVALOMANANA fa na asitrika any ambany tany ary ny mahantra dia tsy ho hitan'ny communauté internationale ny fahantran'ny tanàna!

Ho an'izay tsy mbola nahita moa indrindra ny eto @ tanàna dia asaiko am-panajàna eo @ ilay hoe: brocante de la misére io misy extrait de vidéo momba an'i MME VICTOIRE ,izay mahatonga saina tokoa...
http://fautpasrever.france3.fr/fautpasrever_semainepro_detail.php3?id_article=144

il n'y a que la verité qui blesse ! izany tokotrany angamba
novalian'i papala ny 09/10/2006 12:57
2. Fiffi ( 19/06/2006 10:50)
resaka efa lany daty ireny eh! efa t@ volana Mars ary efa Juin isika zao. Io ve de mbola haverimberina foana ? Iza no tsy nahita sy nahafantatra an'io reportage io ?
De inona hono no hidiran'i Ra8 @ zany ? aiza nefa no tsy misy tany misy fahantrana ? Mba hitanao ve ny SDF aty ivelany ? nefa i chirac ve de andeha anao inoa @ zany ?
3. Fiffi ( 19/06/2006 10:54)
Nampalahelo tokoa ny momba an'i Mme Victoire fa efa nisy dinika lava de lava tokoa teto momba an'io eh!

Ary nga hono Ra8 saika hoe nanafina an'io ?
4. Robert ( 19/06/2006 12:31)
Ny mairie d'Antananarivo no nanala ireny olona teny @ la reunion kely. Fa tsy fantatra tsara hoe t@ Razanamasy sa Ra-8 sa Ramiaramanana no tena nanao ilay izy? Nefa koa aza hadino fa anjarany Be ny tanana no mitandro ny fahadiovany tananany, (indrindra Tanà no capitale).
Fiffi>Tsy resaka lany daty izany ireny satria mbola betsaka ny ohatra ny victoire eto Tanà.
Raha enao no Maire ny Tanà? Inona ny mety ho vahaolana nataonao?
5. sareraka ( 19/06/2006 15:20)
aleo ho hita toy izao e! ry fiffi itony mihintsy no olona tip top efa zatra manampina ny fahantran'ny olona ny anakavinareo kay moa PADESM ianareo ilay mpijapy saovaly maty sa ahoana e ?tadidio fa ny olona anie tsy toy ny soavaly ka tapenana ny masony e..
6. mivondrona ( 20/06/2006 07:13)
tsy mila izay hevitry ny FR3 any isika gasy ve tsy leo ny afitsok'i lafrantsa ka FR3 a FR3 na tsy misy an'i lafrantsa milaza ny heviny aza isika gasy mandeha foana ny fiainana. lafrantsa = satana
7. eh ( 20/06/2006 11:29)
Manamafy ny hevitr'i mivonddrona aho , ny frantsay = mpanjanaka ary tsy mihevitra ny hanala anao @ fahantrana izy , ka dia anjaranao no miheritreritra!!!
8. Solitikabe ( 22/06/2006 03:51)
Izao eh
Mba alaivo sary daholo ireny mahantra any an-dafy rehetra, mitsipoka sakafo arian'ny olona amin'ny toeram-pako, ireny olona matin'ny ririnina ireny dia mba alefao any amintsika. Mba fantatry ny olona koa fa maro ny mahantra any an-dafy na dia mijoalajoala aza i Tour Eiffel
9. LazaRandri ( 22/06/2006 04:02)
Solitikabe:

Izao eh
Mba alaivo sary daholo ireny mahantra any an-dafy rehetra, mitsipoka sakafo arian'ny olona amin'ny toeram-pako, ireny olona matin'ny ririnina ireny dia mba alefao any amintsika. Mba fantatry ny olona koa fa maro ny mahantra any an-dafy na dia mijoalajoala aza i Tour Eiffel
aza alefa any Dago hoa ny sary fa miasa loha papa sy maman! :lol:


10. Fiffi ( 22/06/2006 09:05)
Solitikabe:

Izao eh
Mba alaivo sary daholo ireny mahantra any an-dafy rehetra, mitsipoka sakafo arian'ny olona amin'ny toeram-pako, ireny olona matin'ny ririnina ireny dia mba alefao any amintsika. Mba fantatry ny olona koa fa maro ny mahantra any an-dafy na dia mijoalajoala aza i Tour Eiffel
andraso fa halefako any @ i OLPolonaleopolitika de ho hitany eo fa tsy Madagasikara hiany no misy ny cas-n'i Mme Victoire.


11. prime ( 22/06/2006 10:35)
Pôlitika avo lenta ataon'i Frantsa entina aminganana ny gasy tsy vao2 intsony ry OLP a!
12. Fiffi ( 23/06/2006 05:25)
mahatsapa tena nga i sareraka ? hay zany ny fombanao mijapy soavaly maty ? satria tena mbola tsy nahita an'izany zah hatramin'izay nihainako an!
13. prime ( 23/06/2006 07:59)
Rakotry ny "chikungunia" La Réunion sy Maurice t@izany, dia nahazo vahana dago fa "destination phare du tourisme" aty @ zone océan indien sy afrique australe. "Menacé" tanteraka ny toe-karenan'ny faritra océan indien (La Réunion indrindra indrindra). Nanomboka @ izay ny politika lomorin'i Frantsa sy ny forongony (Maurice, Comores, Mayotte koa anisany), naely eran'izao tontolo izao fa misy "chikungunia" koa dago na mety ho "dengue" mihitsy... Navoaka tsikelikely any @ haino aman-jery ny dossier dago rehetra (fahantràna, loto, tsy fandriam-pahalemana, fanodinkodinana sy fangalaran'ny mpitondra...) ary dia nahomby ry zareo satria ny fitondràna malagasy variana tany @ ara-pahasalamana fa nanadino ny fizahan-tany... Indrisy...
14. fijo ( 23/06/2006 19:50)
raha resaka fampisehoana mahantra toa ireny no atao,dia asa aiza no hikilasiana an'ny Marseille?fa vao miditra an'ny "porte d'aix" enao,dia fahantrana no tazana ,si hita maso voalohany.raha mihaodihaody ao "belsence" moa ianao,arivariva,ka tsaratsara fitafy na mitondra sakaosy,dia misaora ny devoly raha tsy ny aina no miala.
mivadika kely eo amin'ny centre bourse enao,dia fofona pipi fotsiny no heno.ny quartier nord moa dia aleo zidane no hitantara azy.
ka afaka hilazana ve izany ,fa mahantra fadiranovana ny vazaha frantsay?
15. rabaradaka ( 25/06/2006 05:39)
Merci fiffi tamin'ny valinteninao.
16. prime ( 28/06/2006 09:36)
Rehefa variana @ fitak'i frantsa isika dia mahomby ny politikany izany... :lol:
17. papala ( 09/10/2006 12:49)
OLPolonaleopolitika:

Betsaka no nanakiana iny reportage izay nataon'ny FR3 izay nalefa tao FRANTSA t@ alalan'i FR3 ny 06 martsa 2006 lasa teo.Isan'izany moa atoa ambasadôro ao FRANTSA izay nandefa ttasy .
Raha hijery fotsiny ilay reportage momba an'i Mme VICTOIRE fotsiny ve dia sahin'ny mpitondra ankehitriny no hilàza fa tany tsy sahirana i MADAGASIKARA nofoanana i LA REUNION kely nefa naka toeran-kafa ihany ny vahoaka mahantra!
dia mino ve ry RAVALOMANANA fa na asitrika any ambany tany ary ny mahantra dia tsy ho hitan'ny communauté internationale ny fahantran'ny tanàna!

Ho an'izay tsy mbola nahita moa indrindra ny eto @ tanàna dia asaiko am-panajàna eo @ ilay hoe: brocante de la misére io misy extrait de vidéo momba an'i MME VICTOIRE ,izay mahatonga saina tokoa...
http://fautpasrever.france3.fr/fautpasrever_semainepro_detail.php3?id_article=144

il n'y a que la verité qui blesse ! izany tokotrany angamba




Na lazainao fa halentiny any ambany tany aza reo 4mis reo? De efa zava-dehibe no nataon'ny fitondrana amin'izao fotoana izao, efa nanome toerana sahaza azy fa ireo olona ireo no tsy mba manana finiavana mihintsy ohatranao io zay miseho milay be fanakianana be fotsiny any andafy any ? Fa angaha heverinao fa moramora ny nanarina ny fahantrann'ny Malagasy navelan'ny fitondran-dRatsiraka sy ny forongony nandritra ny 26taona? reo frantsay reo fona no mahamenatra anareo gasy aty fa tsy mba miheritreritra mihintsy ?
18. papala ( 09/10/2006 12:57)
olpolonaleopolitika>kay moa enao io eto Madagasikara ihany ? tsy mihomehy aho raha tsy izay? fa mitampona inona ny maso e ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9844